Efa mahatratra 3000 miliara fmg ny vola nahod n-dra8
41. rakaroka
(
31/08/2006 05:50)
Tena tsy fampitaha kosa rangahy ilay hoe "Bush" sa Ravalo? Samy nangalabato aloha hono : d'accord mitovy! Fa mikaonty BBbe ny présence de Monsieur le Président dans le monde Entier, ary isan'ny fanoitra mampandroso ny firenena indrindra izany @ izao andron'ny mondialisation izao izany: Tsipihiko eto hoe:Tsy négligeable izany!
Jereo daholo ny fihetsiky ny chef d'Etat mis'ouvrir @ monde!
Maro ny réunion tsy natrehiny anefa tokony ho natrehina, nisy fotoan'andro i Lahiniriko aza no toa nisolo azy: Tsy nanana ny présencen'ingahy Ratsiraka
teo aloha akory!
Ny mitondra firenena anie tsy fiolonolonana, ary na dia ny rafitra misy aza tsapa tsy réspecté. Ka aiza @ izany ny fahaiza-mitondra? du moins "Bush" mba mi-contract @ andrim-panjakana mijoro eo @ taniny!

42. prime
(
31/08/2006 13:48)
Ny fahitako azy aloha tena hafa mihitsy ny style an-dra8 e...
Style monarchique mihitsy no mety aminy... izy ary anie efa niteniteny foana mihitsy ilay indray mandeha hoe ndao atao théocratique ny fitondràna eto dago e...
Style monarchique mihitsy no mety aminy... izy ary anie efa niteniteny foana mihitsy ilay indray mandeha hoe ndao atao théocratique ny fitondràna eto dago e...
43. fijo
(
01/09/2006 22:29)
rakaraoka,i bush dia tena isan'ny filoha US tsy manaradalana indrindra hatramin'izay nisy tao.ary na ny dadany aza dia sorena amin'izany.
marina aloha,fa raha ny resaka erantany no resahana tsy mitaha izy roalay ireo.izay mazava,fa raha ny fampandrosoana ny azy,manao ezaka be ravalo.
marina aloha,fa raha ny resaka erantany no resahana tsy mitaha izy roalay ireo.izay mazava,fa raha ny fampandrosoana ny azy,manao ezaka be ravalo.
44. rakaroka
(
02/09/2006 05:54)
Ny fandrosoan'ny firenena iray anie mivoitra kokoa en comparaison des autres fa tsy hoe tarafina @ zava-bita kely ao an-toerana fotsiny e!
Toy ny examen io mba figuré @ liste de passable akory ve ny gasy parmis des Nations?
-Parmi les 10 PAYS PAUVRE du monde! Ary ao anatin'ny fitondran-dra8 izao izany.
Ny rang io tsy hoe ni-accroitre par rapport @ teo aloha fa nijotso aza ka ho ahy dia "FIHEMORANA" izany fa tsy fandrosoana.
I Bush tsy manara-dalana n'empèche que Etats-Unis parmis les pays Jet set du monde:"plus Riche".
Donc aza manonofy hilahatra @ Etats-Unis aloha raha resaka valeur!

45. kitjo
(
03/09/2006 17:37)
rakaroka< bush sy ravalo kosa ve no ampitahaina @ resaka presence erantany?
tsika ve isak mihetsika oh ny Irak sy Iran dia io fa hiteny ko ra8 any @CNN sy BBC ohatra? hahahah
sa oe manao anzany, hita miteny dol ny mpitondra fanjakana isan'andro ao @vaovao misy mpitondra 500 milahatra miteny fa ra8 rery no tsy ao?
tsy mi s'ouvrir @monde! mandeha izy manatrika fivoriana, lazaina fa mandany vola fts mandeha lava...zao ndray lazaina fa bdb ny fivoriana tsy atrehany nefa ny alehany aza efa kianina..tsita iany e!
manaraka izay, satria vazaha maro no miteny dia maninona?
d ahoana koa ireo vazaha maro mankato ny fitondrany?

47. jimtex
(
04/09/2006 19:11)
Ny zavatra mahagaga dia taloha rehefa miteny ny gazetiko hoe alika fisainana ny mpitondra t@izany dia tsy nisy niteny hoe fanalam-baraka izany , izao nefa mari-bola azo t@ namana io dia lazaina fa izaho nanambara no mpanalabaraka.Zaho anie tsy namorona fa napitaina.
Io indray izao niala i MANANDAFY dia ho lazaina indray ve fa mpamadika sa mba afaka mieritreritra isika fa misy raha tsa manjary ao matoa ny olona rehetra nametraka azy efa ho tapitra hiala avokoa!
I PETY nahazo an\'Andohanatady noderaina t@zany na nisy faty olona aza ary tsy nasiana resaka io faty olona io satria momba ny fanjakany ary izy no naniraka ,izao indray hosamborina!,asa aloha na mbola izaho no mamorina eto ka manao resabe fa aleo hohintantsika eo fa misy farany aby raha io.

49. Simpona
(
05/09/2006 12:24)
jimtex > Raha mbola manamafy io chiffre io ianao dia mba lazao hoe namana iza no namoaka io information noenao ahafahana mandinika hoe mba mety hitombona ve no nolazainy.
Efa maro ihany ireo hevitry ny namana sasany naroso ireo ka asa ianao raha mandinika ireo ihany na mandray an-tedrony fotsiny ary minia tsy miraharaha ireo.
Efa maro ihany ireo hevitry ny namana sasany naroso ireo ka asa ianao raha mandinika ireo ihany na mandray an-tedrony fotsiny ary minia tsy miraharaha ireo.
50. fijo
(
05/09/2006 22:28)
izay indrindra,raha voamarina io isa voalaza io,dia hiaiky izahay,fa raha zavatra hafafy fotsiny kosa,dia aoka mba ahay mipetraka,fa tsy hevitra izao,na fanehoan kevitra,fa fanalana baraka.
52. fijo
(
07/09/2006 22:24)
le manohitra anie ry zalahy tsy fahotana ,na zavatra ratsy e.zavatra ilaina io,fa le fomba fanoerana bontolo sy tsy misy ventiny toa izao,no mahamaivana ny fanoherana any amintsika.ka ovao ny fomba.
53. rabaradaka
(
09/09/2006 08:25)
Na fanasoketana io na fanendrikendrehana dia tokony tsy hatao ambanin-javatra ny information toa izany. Fa tena taiza aloha no nahiyan'ny dadato jimtex an'io chiffre io e ? Ny voalazan'ny dadatoa patrick2002 mantsy toa marina
57. bonazy
(
15/09/2006 10:25)
misy milaza eto fa \"olon\'ny fo ny malagasy\"na hoe tsy mahazaka tsikera ,na koa hoe \"tokony hanana esprit d\'analyse\"amin\'ny hevitro aloha dia marina sy tsy azo lavina ireo,nefa izao no tokony ho fantatrin\'ny olona rehetra mahatsiaro tena fa gasy \"mahantra ny firenena malagasy na i mMadagasikara aloha izao\"koa raha mba misy olona miezaka mitondra vaha olana sy izay mba anjara mety hovitany amin\'ny fampandrosoana ny firenen-tsika\" ary hita sy azo tsapain-tanana izany ,dia mba esory ré ry gasy ilay toe-tsaina mamahan-dalitra olona amin\'ny lainga sy resaka fanabokana amin\'ny zavatra tsy dia marim-pototra loatra,fa tsy misy hono mpanenjika avy eo aloha,fa matoa ianao manenjika dia avy eo aorina izany ny misy anao,tsy fanampenam-bava akory ny ahy,na filazana fa tena anjely RA8,fa kosa mahantra i Gasikara koa ny resabe la plupart fiarovan-tena ny ratsy vitan\'ireo izay efa nitondra na ireo izay efa nahazo tombotsoa be tany aloha ka malahelo izany,na ireo zatra ny lalan-dririnina ka mahatsiaro sy hiaran\'ny ngidin\'ny fampiharan\'ny mpitondra ny lalàna,dia tsotra ry namana zonao ny miteny,sy milaza ny hevitrao ary zonay miserasera eto koa ny manambara ny anay,ary raha tsikera fitondrana dia fakafakao tsara ny hevitra avoaka sy ampitaina ,satria na izahay sady tsy mpomba no tsy mpanohitra ,aminay dia ny zava bita no itsarainay olona na mpitondra,sy ahafahana milaza na nisy ny fanodikondinana na tsia,ary misy vé fandrosoana tena tsapa sy hita,vao milaza ny hevitray izahay,na tsara na ratsy ilay olona,satria tena hita sy tsapa fa matetika amin\'ny fisainana gasy dia ny fankahalana ilay olona na ny fananany na ny momba azy ,na ny fiaviany ,ny mibaiko ny fisainan\'ilay mpitsikera,na mpilaza vaovao amin\'itony ,surtout resaka politika \"satria ny olona faible sy tsy sahy tena responsable\"no mitsikera be fahatany,\" lava fa dia samia ho tahian\'Andriamanitra é!