Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa mahatratra 3000 miliara fmg ny vola nahod n-dra8
1. jimtex
(
24/08/2006 22:33)
Nogadraina i Davida Rajaona mba hanotofana ny vola nalaina tao amin'ny FID mba ho mena ny fiangonana.Na izany aza nisy ihany koa ny lanin'i David.Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy anefa ,izay tsy ho lazaina eto ny anarany dia efa mihoatra ny 3000 miliara vola gasy izao ny vola no detournen'i Ra8 amin'ny alalan'ny fomba hafa.Izany no mila fanamelohana faran'izay haingana toy ny fanapahan-doha mihintsy.
novalian'i metisy ny 02/10/2006 08:48
2. patrick2002
(
25/08/2006 02:28)
mba lazao kely hoe lesy rajimtex hoe firy ny vola kirakirain'ny fid ,fa raha ny fandinihako azy tsy mahampy an'ireo vola ireo akory nanomboka ny taona 2003 ka hatramin'ny 2006? izany hoe 100% ny vola tao izany nihodina avokoa nefa raha ny fandinihako azy mba betsaka ihany ny vitanio projet fid io ohatra ny route rural ny marché communal ,ny EPP any ambanivohitra ,ny dispensaire ,3000 milliard izany anie letsy ka 500 millions de dollars ($US)KA SAO DIA MITENITENY FOANA ITY IALAHY,omeo eto ny site web ny fid hijerena azy?
3. ravatorano
(
25/08/2006 07:32)
amiko dia tena fanasoketana aloha ilay resaka satria marina ny voalzan i patrick2002.
aoka mba resaka mari pototra sy ananana porofo jno aseho mha hanpirindra ny adi hevitra fa tsy avy d patatipatata fotsiny amizao hahahahaha !
tsy lazaina ilay loharanom baovao nefa mila fanapahan doha hihihihihih d mampimé kle asa na souce vinany ilay izy ra jimtex ah !

4. soasoafy
(
25/08/2006 07:34)
tonga de fatatra oe ekipan'i panohatra ianao ry jimtex a, aza miteniteny foana fa avadibadiho in-7 aloha ny lela.omeo ny porofo vao miteny, aza oharina @reny pitondra rehetra teo alou ireny le ol mitondra @zao.De aza miseho milay mahafatatra zavatra fa v...... Omeo marina ny site-n'i FID hijerena azy.
Mba ovay oa ny toetsaina fa tsy handroso mihitsy ange ty firenena ity raha hifanenjika sy hiady atrano eto foana e.
Mba ovay oa ny toetsaina fa tsy handroso mihitsy ange ty firenena ity raha hifanenjika sy hiady atrano eto foana e.
5. Rafalisoa
(
25/08/2006 08:06)
Ny ahy lou na oatrinona na oatrinona ny laniny de tsy mampaninona ahy satria izy no isan, ny Filoha nitondra zay hita fa nampandroso ary hampandroso an,i Gasikara.Tsy politicien ny aty an
6. bonazy
(
25/08/2006 09:16)
tsy hoe "ohatran'ny olona miteniteny foana ve ianao ry akama",azonao omena ve ny porofo,na ny anaran'ilay loharanom-baovao ilazanao io ?
7. jimtex
(
25/08/2006 09:17)
Diso daholo ny hevitra narosonareo teto.Voalohany aloha tsy tao amin'ny fid fotsiny ra8 no nangalatra fa tamin'ny lafiny rehetra(lalana, varotra,ny tiko tsy lazaina intsony,sns...).Izany hoe mihoatra ny budget 1taona ny totaliny.Milaza rafalisoa fa nampandroso izy , izaho nefa mbola tsy naheno gasy tamin'iza tany nilaza fa niadana no ny teo aloha.Ny projet mande de vola efa azo t@ andron'i Tantely.Za lo mba mahay no ra8 e! ça c'est sur.Mba aok'izay ty hoe (io ny antsika na dia tsy alehany aza).Za mo tsy miantso azy hoe president zany hatramin'izay ra8 de ampy.
8. mandrindra
(
25/08/2006 09:46)
mba asio antsipirihany hoe izany vola rehetra izany fa aza atao faobe toa izao hijerena azy.
9. bonazy
(
25/08/2006 09:50)
izao no izy ry jimtex "aza manao fijery mihemotra"ary izaho izay manoratra ity dia mba te hametra mpanontaniana aminao hoe"monina any madagasikara ve aloha ianao io izao?ary tena gasy tia an'i Madagasikara ve ianao io?sa olona sendra nivahiny fotsiny fa monina ivelany toa ahy koa!?ny gasy maro henoko matetika tonga avy any @tanana aloha dia milaza fa sarotra ny fiainana ekena io n'aiza na aiza io @ firenena maro,na any amin'ny misy anao aza ,fa ny olona rehetra na tian-andR8 na tsy tia azy,dia miaiky sy mitantara fa tena misy fiovana sy mandeha amin'ny lalan'ny fandrosoana aloha i Madagasikara fa tsy mbola miadana akory amin'ny akapobeny ny vahoaka,ka raha olona tena tia ny firenenao ianao ,eny fa na dia mpanohitra ny mpitondra aza sy azo lazaina hoe "tsy tia araka ny voalazanao tary an R8" dia rahefa tonga ny fotoana hanehoanao ny hevitrao "fifidianana io"dia malalaka haneho ny safidinao,nefa ny fahitako anao dia olona aty ivelany toa ahy ka asa raha afaka haneho safidy!
11. callia
(
25/08/2006 10:03)
Salama daholo ve isika ato e?
Sambany izao vao nandray anjara ato amin'ny forum ny tenanay. Gaga sy talanjona nahita ity loha-hevitra ity. Mba loza ihany izany fanendrikendrehana tsy misy porofo izany an!
Omeo porofo hoe izahay rajimtex hoe nangalatra io 3000 milliards io ny filoha Ravalomanana.
Ary raha projet t@ andron'ny Tantely aza no mandeha iza no nanatanteraka azy??? Ingahy Tantely sy Ratsiraka??:-D
Ary ingahy Tantely lazainao io angaha nanao projet toy ny filoha ankehitriny momba ny fanaovan-dalana izay nihomezanareo hoe ireo ve no hoanin'ny vahoaka????
Modia aloha aty Madagasikara dia jereo ny zava-bita de mitenena amin'izay ianao rehefa avy eo. Tadidio fa
mora ny manankiana fa sarotra ny manao zavatra!!!

12. prime
(
25/08/2006 10:12)
=D
Fa izao kosa e, aoka koa isika tsy hihinana am-bolony fa mba mandinika tsara vao miresaka... tsy hoe sanatria mitombina ny lazain'i jimtex fa mampiditra fotsiny aho hoe ilay "esprit d'analyse et de critiques" tokony hitoetra foana raha mbola politika no resahina...:°)

13. Fiffi
(
25/08/2006 10:50)
mba jereo hiany ao @ "hoy ny gazety" ry jimtex fa efa ao ny artikla momba an'io an! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44e552d016597
14. papounette
(
25/08/2006 12:30)
jimtex:
Nogadraina i Davida Rajaona mba hanotofana ny vola nalaina tao amin'ny FID mba ho mena ny fiangonana.Na izany aza nisy ihany koa ny lanin'i David.Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy anefa ,izay tsy ho lazaina eto ny anarany dia efa mihoatra ny 3000 miliara vola gasy izao ny vola no detournen'i Ra8 amin'ny alalan'ny fomba hafa.Izany no mila fanamelohana faran'izay haingana toy ny fanapahan-doha mihintsy.
Fanapahandoha aôna no tianao lazaina ?
15. Simpona
(
25/08/2006 12:30)
jimtex > Ny fivoizana hevitra toy io arosonao io no ataon'ireo mpanohitra sasatsasany eto amitsika izay minia tsy milaza ampahibemaso ny marina fa manaparitaka tsikera fahatany mba hambaboana ny tsy mahalala. Tandremo fa ny hanaovana anao ho fitaovana hakany ny tombotsony manokana no katsahiny amin'ireny. Anjaranao misaina no mandinika sy manao izay mety hanasoa ny firenenao, ... raha tahiny ka mba sitrakao izany.
16. eraina
(
25/08/2006 12:42)
tena miteniteny foana marina enao ra jimtex, hita hoe tsy mandinika miteny zavatra fa entimpo fotsiny, tsy tokony tenenina eto zany zavatra tsy marimpototra izany, iarahamahita kosa aloha fa mety sy mandroso ny firenena raha oharina @ tzeo aloha e! jamba izay tsy mahita izany, resaka lalana, fitantanna volampanjakana, sekoly ady @ kolikoly sns
Fehiny de hita fa ekipan'ny mpanohitra mpandainga @ vahoaka ireny enao
aza de entimpo loatra e!
Fehiny de hita fa ekipan'ny mpanohitra mpandainga @ vahoaka ireny enao
aza de entimpo loatra e!
17. tivinah
(
25/08/2006 12:47)
Mirahaba antsika rehetra e.
Tena mba sahy ihany ianareo manambara izany eto anatrehan'ny be sy ny maro ka, eny fa na dia hoe tsy fantatry ny namana rehetra aza ny tena anaranareo sy ny toerana misy anao miteny io. Hoy aho hoe, mieritrereta tsara vao miteny fa ny mamerina azy anie no tsy laitra e. Tadiavo ny porofo dia mandehana eny akalamanjana eny ambarao @be sy ny maro ho re-tany ren-danitra. Izay voasoratra dia voasoratra koa tandremo fa sao voafitaka ianao dia izao koa tsarovy fa ny teny izay nolazain'ny olona rehetra dia samy mbola hanadinana sy hitsarana azy avokoa

18. papounette
(
25/08/2006 12:56)
jimtex:
Diso daholo ny hevitra narosonareo teto.Voalohany aloha tsy tao amin'ny fid fotsiny ra8 no nangalatra fa tamin'ny lafiny rehetra(lalana, varotra,ny tiko tsy lazaina intsony,sns...).Izany hoe mihoatra ny budget 1taona ny totaliny.Milaza rafalisoa fa nampandroso izy , izaho nefa mbola tsy naheno gasy tamin'iza tany nilaza fa niadana no ny teo aloha.Ny projet mande de vola efa azo t@ andron'i Tantely.Za lo mba mahay no ra8 e! ça c'est sur.Mba aok'izay ty hoe (io ny antsika na dia tsy alehany aza).Za mo tsy miantso azy hoe president zany hatramin'izay ra8 de ampy.
Enao alo sao de tsy eto Madagasikara no mipetraka?Na vola t@andron'iza io na t@andron'iza de ny zavatra hitako de zao:
- Maro ny lalana no efa namboarina natao goudron zany,maro ny ponts no efa voaarina(nosimbaindrizareo t@2002.
-Maro ny hopitaly navaozina sy nomena fitaovana,
-Maro ny sekoly namboarina hianaran'ny zaza malagasy,ary maro ny zaza malagasy nahazo ny kit scolaire hianarany,afaka nianatra ny zanakiny mahantra.
-Tsy ilaharana tsony toin'ny t@andronDRatsiraka ny vary....etc
-Maro ny projets any ambanivolo zay entina hanampiana ny tantsaha
hamokatra bbkokoa..............etc etc zay tsy voatanisa.
Nisy fiovana be ny fiainana eto Madagasikara, nefa tsika, ny tsirairay mila miezaka @lafiny rehetra mba hampiarina ny firenena fa tsy miandry hotolorampotsiny,handany andro @fifanomezantsiny sy hy fanakorontanana.
Avelao re mba hiaina milamina ny Malagasy.Zahay efa leo ny t@1991 sy ny 2002 satria nahita ny ngidiny,niaina tao anatiny,namoy havana aman-tsakaiza.Ary fantatray tsara hoe iza no rangory fototrin'ny afo.
Peace and:P love
Azafady fa lavabe:°)
19. prime
(
25/08/2006 13:56)
Efa nanoratra aho teo fa nasiaka loatra angaha dia voafafan'i he!he!he!... fa tsy manafoana ny hevitro akory izany...
Fanamarihana : hatraiza no fetran'ny azo tenenina eto fa raha tsy azo naseho izay voambarako teo dia tokony ity lohahevitra ity mihitsy no foanana satria manonontonina anarana olona koa...
Fanamarihana : hatraiza no fetran'ny azo tenenina eto fa raha tsy azo naseho izay voambarako teo dia tokony ity lohahevitra ity mihitsy no foanana satria manonontonina anarana olona koa...
20. kelly13
(
25/08/2006 17:50)
Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy anefa ,izay tsy ho lazaina eto ny anarany dia efa mihoatra ny 3000 miliara vola gasy izao ny vola no detournen'i Ra8 amin'ny alalan'ny fomba hafa.Izany no mila fanamelohana faran'izay haingana toy ny fanapahan-doha mihintsy, hoy i jimtex: fa iza lôtra zany oul zany e? mba lazao eto na omeo indice izahay fa efa indroa enao zay no namerina io fitenenana io! za tsy tia maizina resaka pôlitika fa resaka tsisy lohany tsisy vodiny ôtran'izao kou tsy reveko