Efa mahatratra 3000 miliara fmg ny vola nahod n-dra8
21. madera2
(
25/08/2006 18:02)
ny heviko dia samy nanana fadisoana i david sy r8 satria mangalabaraka firenena , naninona tsy nahitan' r8 zany volabe lany zany raha tsy i david nametra- pialn vao t@ fid vao nisy fanarahamaso,izny hoe vola ampiasain' ny fanjakana zany no tsy misy manaraka akory ny vola ampiasaina nefa milaza fanjakana tsara tantana, zay miaraka @ bianko nefa vola very tsy hita kory.zay aloha!
22. Herimiafina
(
25/08/2006 19:00)
jimtex:
Nogadraina i Davida Rajaona mba hanotofana ny vola nalaina tao amin'ny FID mba ho mena ny fiangonana.Na izany aza nisy ihany koa ny lanin'i David.Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy anefa ,izay tsy ho lazaina eto ny anarany dia efa mihoatra ny 3000 miliara vola gasy izao ny vola no detournen'i Ra8 amin'ny alalan'ny fomba hafa.Izany no mila fanamelohana faran'izay haingana toy ny fanapahan-doha mihintsy.
Ny an'i deba sy ny akamany aza leisy mety mbola ambonin'io nefa hoe reconciliation nationale aho hoe reconciliation. :-D
23. Zina
(
25/08/2006 20:21)
o ry jimtex a, hainao ery ny mamely an-dra8 fa sahala tsy hitanao ery ilay president teo aloha oe inona no nataony namono olona be dia be ary natony tsy nisy niteny....
24. Lalah
(
25/08/2006 20:28)
O ry Zina misy post hoandry ary @ musulman ary raha mbola ao ndry.
Jimtex, avy taiza ianao no nahita reo infos reo? mitandrema ihany sao hidiran angano ty vava miteniteny foana e!
Jimtex, avy taiza ianao no nahita reo infos reo? mitandrema ihany sao hidiran angano ty vava miteniteny foana e!
25. ambivotra
(
25/08/2006 20:47)
tsy dia atokisako loatra izany satria mihoa papana loatra ny chiffre, mety ari fomba ny fika ampiasaina hanodikodinana an'izany saingy tsy sari vongana ireo izay nomena fitokisana hitantana izany. Tokony tsy ho fomba fiady intsony ny fandotoana ny sasany mba mba hahamamy hoditra ny tena!!!!Na
26. fijo
(
25/08/2006 23:01)
izao fotsiny ataovy antsaina e.io FID io taloha dia tsy teo ambany fiadidian'ny presidensy,fa minisitera hafa.nony tsikaritr'i ravalo,fa nisy zavatra namofona tao,dia novany teo ambany fiadidiany io sampana io.ary nanomboka teo no nivoaka ny zavatra rehetra.
ka aza dia manaiky fahanana alitra,fa jereo koa ny zavatra nandalo aloha
ka aza dia manaiky fahanana alitra,fa jereo koa ny zavatra nandalo aloha
27. jimtex
(
26/08/2006 12:32)
i TIVINAH ve mpanorohoro koa ny asany e!.Izany fona no atao ny malagasy raha vao maneho hevitra.Aleo ho fantariny vahoaka ny marina fa aza tapenam-bava izay miteny na gadraina.Inona zao io FID io mbola nisy tahak'izany ve teto madagascar.Izao mitondra izao ra8 no misy io.Ho esorina tsy ho tomponadraikitra indray ve izy, fa ny sasany no ampijinjaina ny zavatra natao.Le izy ko tsy takona afenina rahateo de aleo mody gadraina avy hatrany le olona.Ianao ve mbola hamitaka vahoaka ry tivinah sa mba matahotra an'Andriamanitra ihany .Aiza tsika izao? marina fa misy ny vita 4l isatokatrano,omby vavy b rnono isaky ny malagasy,kapoaka ny vary 300ariary essense 2700ar ,marary maro maty tsy mahavidy fanafody sns zaho mitsy angamba no tsy tia ny tanindrazako ka miteniteny foana fa ireo dia tsy marina .
29. vetsoko
(
27/08/2006 14:07)
hitako hatramin'izao fa tena tsy mahatanty hevitra hafa mihintsy ny mpanohana an-dra8 ary ny mahakivy ahy indraindray dia à la limiten'ny insulte ,sy fanapepona le izy matetika.Politika ity resahina ity,betsaka ny zavatra tsy mari-pototra mety hisy hitondra eto fa ny tempéramentnareo fehezo,miezaha mamaly tsy miéliminer ny interlocuteurnao ;tsy ianareo rehetra no teneniko izany akory,fa taratra eto ny endriky ny fahazakan'ny malagasy dialogue sy discussion,bref ny endriky ny politika nolovaintsika,azo hovaina anefa io;sosokevitra ihany moa izany rehetra izany,rampitso ,rahaafakarampitso,@herintaona mbola hisy olona hitondra hevitra tsy mitovy aminareo na hafahafa hevitra dia ahoana??? aleo misokatra sa ahoana!!!!
30. Zina
(
27/08/2006 23:46)
O ry Zina misy post hoandry ary @ musulman ary raha mbola ao ndry
none of your business shut your big mouth
rehefa tratran;ny fanatika mongovotra ho latsaka mihitsy ny pipi..
31. prime
(
28/08/2006 12:03)
zina> :-D
vetsoko> mitovy hevitra tanteraka aminao raha izaho, aleo ny olona mba hiteny fa aza tonga dia tapenam-bava... :)
vetsoko> mitovy hevitra tanteraka aminao raha izaho, aleo ny olona mba hiteny fa aza tonga dia tapenam-bava... :)
32. mandrindra
(
28/08/2006 13:02)
malalaka ny fitenenana, fa rehefa mitondra hevitra dia tsara raha asiana fanazavana fa tsy bolongany fotsiny
33. ravatorano
(
28/08/2006 13:39)
d soa fa mba misy hihomehezana kely almoha na ilay sifra na ilay vaovao miitsy !
asa na firy milliara no vola nentina nofaona tao amin ny bank central tao tamin ireny sahotaka ireny !
zay fotsiny afatsy ny 26 taoana nitoeran drangahy ratsy iraka teo amin ilay fitondran hihihihih
eny wa e
lalana tokoa v azo hanina fa ny teo aloha angah nahvita izany lalanana izany na nahazo vola za saika ho pehana zao d niady varotra teo amin ny pourcentage d tavela hahahahaha

34. patrick2002
(
28/08/2006 14:59)
Tsy dia misy tsy mahatanty ady -hevitra akory eto sanatria, na hanampi-bava ,fa kosa tokony tsy hisy mihintsy ny fanalana -baraka,Tokony ho fantatra ary hay ny manavaka azy ny hoe HEVITRA SY NY FANALANA-BARAKA (opinion et diffamation) .Izaho afaka miteny ny hevitro nainona na inona fa kosa tsy tokony hivadika fanamelohana ny hevitro @ olona iray, raha toa ka tsy misy porofo. ohatra :afaka miteny izao hoe , i xxx mpangalatra ,mpifoka rongony ,mpanolana zaza hevitro ireo raha kosa izao tsy manana porofo (satria ireo hevitra ireo miteraka fanamelohana ho an'izay lazaina azy),dia fanalana baraka izany ary azo torina ny olona manao izany DIFFAMATION PUBLIC.
35. eprom
(
29/08/2006 08:43)
fijo> Hatramin'izay ka hatramin'izao de teo ambany fiahian'ny primature ny FID. Ny ministry ny TP no PCA-ny. Nanana eritreritra tokoa Ra8 ny hamondrona ny projet de developpement rehetra (kabary tany Morondava) saingy tsy neken'ny BM.
jimtex> Ny 4eme credit FID dia 150 millions dollars (2001-2007). Anjaranao no mieritreritra raha possible ilay 3000 miliara fmg. En plus, betsaka ny asa vita. Tamin'ny taloha tokoa ( Fid1,Fid2,Fid3) de tsy nahenoina fanodikodinam-bola. Tsy hoe tsy nisy fa nokobonina tany ho any fotsiny. Hafa ny amin'izao. Jereo ny sehatra hafa rehetra fa toy izany daholo. inona no nahafaty sy nahafatiantoka ireny orinasampanjakana betsaka ireny raha tsy ny fanodikodinambola sy ny tsy fahaiza-mitantana. Oviana t@ andron-dRtsiraka sy Zafy anefa no nsy tompon'andraikitra ambony toy izay nosamborina raha tsy noho ny resaka pôlitika angaha?

37. fijo
(
29/08/2006 21:18)
eprom fa ngaha tsy ny presidence izao no manaramaso ny FID?toa izay no hitako tamin'ny tribune.satria araka ny henoko dia nahatsikaritra zavatra ry zareo.azafady raha diso aho,fa vaovao no nahenoako an'io.
momba ilay famoahana hevitra indray,dia hevitra misy profo lazaina raha azo atao,fa tsy fanakianana sy fanalam baraka toa io.za tsy mba tia io manampim bava namana io,fa raha toa izao kosa no atao hoe mandroso hevitra,dia ho isan'ireo manampina vava aho.satria io tsy hevitra fa fanalana baraka.

38. rakaroka
(
30/08/2006 02:18)
Tsapa hoe tsy hananan'ny ankamaroan'ny gasy ny "esprit d'analyse" fa olon'ny fo tokoa.
Sahy aza i Jimtex niresaka ity" fa Ra8 anie karazana olona susceptible tahaka ny maro ato. Ary ny olona nogadrain'i Ra8 ara-kevitra (satria tsy mitovy hevitra = mpanohitra)mbola tsy nisy navoakany an!...
I Chirac no manao Amnestie fa tsy izy.
Fa marina ny tenin'i Prime hoe raha te handroso isika
mba mila manana "esprit d'analyse juste" rahateo dradradraina ny hoe fahamarinana sy fahamasinana.
Du moins l'exemple vient any ambony.
Ny lesoka GOAVANA dia angamba manana complexe Ra8
mihaino ny conseillé-ny satria hita taratra be ny tsy
fahampian'ny fahalalany @ lafiny maro tsy voatanisa!
'za nahare vazaha maro niteny fa tsy tokony ho présidentiable akory izy sady tsapan-drizareo ny tendance hoe vola fotsiny...

39. prime
(
30/08/2006 11:12)
rakaroka> Ka izy anie businessman kosa e... Izy irery no nahasahy niteny (t@ izy mbola maire) hoe trosa no nidirako tao, izao aho izao hiala tombony be no navelako ao... dia lasa ny eritreritra hoe '0 budgeting' izany tsy azon'ilay rangahy ity, fa ny fiainana rehetra dia tsy maintsy bilan positif foana (bénéficiaire)... nefa mairie anie io fa tsy orinasa akory e... D mazava ho azy fa ny firenena koa izany toy izay ny raisonnement'any... Bénéfices, bénéfices hatrany...
40. fijo
(
30/08/2006 21:22)
rakaroka an,tsy hoe satria ny vazaha no niteny dia marina izay,ingahy bush koa raha ny fahalalako azy dia tsy tokony ho mpitondra firenena mihintsy,satria sady tsy nahomby izy tamin'ny fitantanana orinasa ,no tsy nahomby koa tamin'ny fitantanana ny tanana iray tao zamerika tao.efa governora izy ary tsy namely mihintsy.ary raha tsaroantsika ny fomba nahalany azy,dia hoy aho hoe aleo ihany ny any amintsika fa tsy azo akana lesona zamerika.
ny antsika sady nahomby izy tamin'ny fitantanana ny orinasany no nahomby izy tamin'ny fitantanana ny tananan'antananarivo.ka nareo mahay analyse ,i bush sa ravalo no tokony hoenoina kokoa?
ny antsika sady nahomby izy tamin'ny fitantanana ny orinasany no nahomby izy tamin'ny fitantanana ny tananan'antananarivo.ka nareo mahay analyse ,i bush sa ravalo no tokony hoenoina kokoa?