SAFIDY sa ANJARA ny vady ?
64. mandrindra
(
21/08/2006 19:28)
ara aza asiana na'io maso marary io fa matahatsa be zah an :lol::lol:
66. razokybe
(
21/08/2006 23:00)
manjinja>misafidy ny lohany zany, kay matahotsa ny masony....!:-D:-D:-D
67. soanja
(
22/08/2006 05:00)
mandrindra:
tsy misy ny atao hoe anjara; noho izany safidy ny vady
Tsy nisy namaritra ny "anjara" ve? Raha tsy misy zany ny "anjara" dia inona izany io tsy misy io no lasa nisy anarana?
Mety misy mpampianatra Malagasy any amin'i 2nd sy 1ere ve ato amin'i serasera? Tany manko isika no tokony nianatra an'io.
68. kally
(
22/08/2006 08:22)
Nisy angamba aloha ny anjara : anjaranareo ny nifanena, iny na handeha mbamin'ny lohanao aza ianao rehefa tsy anjaranareo ny hifanena dia tsy hifanena mihitsy ianareo.
Avy eo nisafidy ianao na tsia ny hanambady azy, rehefa vita ny safidinao dia hoy ianao hoe tahak'izay na ny soa ihany.
Aza adino anefa fa "ny vady hendry dia avy amin'Andriamanitra"
Avy eo nisafidy ianao na tsia ny hanambady azy, rehefa vita ny safidinao dia hoy ianao hoe tahak'izay na ny soa ihany.
Aza adino anefa fa "ny vady hendry dia avy amin'Andriamanitra"
69. mi
(
22/08/2006 12:51)
Aza adino anefa fa "ny vady hendry dia avy amin'Andriamanitra" hoy kally , tena marina io
70. mandrindra
(
22/08/2006 13:56)
soanja, ilay anjara tsy misy fanazavana faraisina ho toy ny fiononana no tsy ekeko ny hoe fisiany. ny tranga iray dia misy antony avokoa, na mbola tsy voazava aza ny antony rehetra. izay rehetra misy dia vokatry ny zavamaro na tsy mbola fantatra daholo aza. fa tsy misy ny tongatonga ho azy.
71. mandrindra
(
22/08/2006 13:57)
razokybe, ilay masony atahorako iny mihitsy no nisafidianako azy :-D:-D:-D
72. andoniaina
(
22/08/2006 17:26)
Ny anjara ve:\"zvtra 1na maromaro(choses,objets,personnes)tsy afa-misaraka aminà zvtra 1na maromaro satria efa voatokana\"
Ka araky ny hevitro manokana zany zao de \"safidy\" ny vady fa tsy anjara.8)8):arrow:
Ka araky ny hevitro manokana zany zao de \"safidy\" ny vady fa tsy anjara.8)8):arrow:
73. razokybe
(
22/08/2006 20:42)
manjinja>ka sao de efa anjara mintsy le misafidy ny lohany misy le maso maptahotsa....:-D:-D:-D
74. soanja
(
23/08/2006 00:16)
Ny anjara mantsy raha ny fahitako azy dia zavatra efa voasoritra ka Andriamanitra no nanoritra azy. Zany hoe isika rehetra dia manana ny anjara efa napetrak'Andriamanitra ho antsika avy ary anjarantsika ny mitondra izany araky ny lalana napetrany na hanova azy. Dia eo ilay Safidy no tonga.
Zany hoe raha ny vadiko izany dia matoa izy nifanena sy niseho teo amin'ny fiainako ka nangataka ahy ho vady dia anjarako izany izy fa saingy safidy ho ahy na hiditra aminy aho na tsia. Dia izay no mahatonga ny fisarahana sns satria indraindray ianao dia tsy nahay nisafidy ilay anjara efa natolotr'Andriamanitra ho anao. Raha te hahafanatra hoe anjaranao ny olona iray na tsia dia apetraho eo ao anatin'ny vavaka amin'Andriamnitra ny fanontanianao dia hamaly izy na izy io na tsia raha tena mino ianao. Dia afaka misafidy ianao na hanambady azy na tsia arakaraky ny fisehon'ny zavatra atoron'Andriamnitra ho anao hahitanao fa anjaranao izy na tsia.

75. Herimiafina
(
23/08/2006 00:10)
Marina ny tenin'i soanja amin'ny maha-Kristianina! tsy mba tian'ny materaka io resaka anjara io an! kanefa dai marina tokoa, azo porofoina na dia mbola kamo be aza aho hanaporofo klé. :-D:roll:
77. tywa68
(
23/08/2006 15:22)
rehefa tojo azy enao dia fantatrao ny valiny ê satria arakarak'ilay olona miresaka aminao na manontany anao momban'io no hanomezanao ny valiny : maika moa miampy taona :lol:
78. mandrindra
(
23/08/2006 19:22)
izay mihintsy, fomba fijerin'ny mpino an'andriamanitra ny an'i soanja. izany hoe resaka finoana fotsiny.
razokybe, efa hoe tsy misy hoa izany anjara izany
razokybe, efa hoe tsy misy hoa izany anjara izany
79. soan
(
24/08/2006 08:38)
andoniaina> tsy mitovy hevitra izao sy ianao fa amiko dia "anjara"ny vady ary ampiko hoe:"avy ami'Andriamnitra" satria izy no manome ny anjaran'ny tsirairay avy.
80. Fiffi
(
24/08/2006 09:21)
Ny ahy indray aloha de tsy misy an'zany hoe anjara zany an! satria ny tsirairay hiany no nifidy azy!