SAFIDY sa ANJARA ny vady ?

41. pissoa ( 19/08/2006 18:09)
^:^^:^^:^

Donc - miresaha foana amin'Andriamanitra mba hoe izay anjaranao no fidinao ...
42. miangalyandria ( 19/08/2006 22:02)
Hoy i xxx:
Eo @ fianarana koa oh t@ 2nd nomena choix oe serie A sa D sa C rehefa en 1ere , ka raha nisafidy oe" C " nefa ny note maths , phys ,ambanimbany kokoa par rapport @ "langues ", dia voatery alefandry zareo any @ "A " (ito injay tsisy resaka oe anjara an )
Raha nieritreritra ny hanao serie C dia vao manomboka ny taona dia efa nikotrana Maths sy Physika sy ny taranja rehetra. Tsy ny Prof na ny Academic Stall akory no manery ny mpianatra iray hanao serie A nefa serie C no tiany fa ny nataon'ilay mpianatra mandritra ny taona ihany


pissoa : izaho kosa pissoa tratran'ito a, tena série D no tiako natao fa ambony be ny naoty tamin'ny langues dia nataon-dry zareo a ! ny teny ankatso koa toy izay, zavatra hafa no tiako natao fa nisy note ilay ambony lavitra nohon'ny rehetra dia nataon-dry zareo tany ! tsy haiko na soa ihany na hoe indrisy no tokony ho lazaiko eto amin'io !!!
43. miangalyandria ( 19/08/2006 23:12)
hors sujet kosa i miangaly e !!! hihihi :-D:
44. Herimiafina ( 20/08/2006 03:45)
Tsy hors-sujet mihintsy io kah! Misy filozofia be ao ambadik'io zavatra volaninao io ry Miangaly raha atodika amin'ny loha-hevitra.:wink:

45. razokybe ( 20/08/2006 09:54)
misafidy aloh, de refa mety ny fiarahana de izy no anjara, refa tsy mety de hoe tsy anjara iny...
46. soanja ( 20/08/2006 13:49)
Raha faritantsika ny ataoa hoe "Anjara" dia mety hazava amin'ny mpanontany ny valiny. Satria be ny manafangaro ireo teny roa ireo matoa mipetraka ny fanontaniana.
47. vale ( 20/08/2006 16:05)
lemenakely:

NY TENA MARINA DIA TSY AMPOIZINAO MINTSY NY OLONA LASA VADINAO MATETIKA!
marina izany! za koa mino an,lay fiteny hoe> ceux qui t'aiment te font rire:°), mais ceux qui t'm pa te font:cry:,hihihi
rare ny mahita mpivady oe samy coup de foudre de lasa mpivady, fa matetika zavatra tsy ampoizina ny lasa mampifankatia, misy izao mpinamana ohatra, ngah enao nieritreritra oh hoe nifidy anazy, mety le hoe any @ mairie angaha de marina ny hoe hi-signer za sa tsia sinon, ny ol miaraka @nao dia matetika tsy ampoizina sady kisendrasedra!:?


48. vale ( 20/08/2006 16:07)
razokybe:

misafidy aloh, de refa mety ny fiarahana de izy no anjara, refa tsy mety de hoe tsy anjara iny...
:°)nareo lhl no afaka misafidy:°)fa zay vhv manaiky ftsn na tsia de zay koh!:{


49. Herimiafina ( 20/08/2006 17:43)
Ny fanekena na tsia ny olona iray mikaoty anao retsy ry vale dia efa safidy an!

Torak'izay dia mbola Safidy koa ny manaiky ny vady atolotry ny RAR. :wink:
50. bmw307 ( 20/08/2006 17:56)
ts!!!!!!!!!fatena mpandinika philo be nga nareo zany kle! ra ny safidy aloha dia to zavatra tsimitombona satria , ianao no mifidy hoy ianareo fanga hadinonareo koa fa AND/TRA no mandidy, donc ninoninona zavatra mandalo @ fihainana de miankina @ ilay RAY ao ambony ihany e!
51. booboo ( 20/08/2006 18:34)
hihihi fa tsy notereny ianao na izany aza fa mbola nomeny safidy kah dônky safidy aby aby na ny vady aza
52. vale ( 20/08/2006 21:41)
HM> marina zany kah, le singature safidy!:wink::wink:
booboo::), atra tsy manery fa misy situation manery kou ange ky eh, marina nge zany e:-/
53. Herimiafina ( 20/08/2006 21:48)
Ka efa ao anaty safidy daholo izany kah, rehefa ao anaty lavaka ve ianao mbola hisafidy toy ny olona tsy ao anaty lavaka ihany.
Samy misafidy avokoa fa ny iray ao anaty lavaka manery moa ny iray tsy ao anaty lavaka, arakaraka ny situation mi-se presenter io e! :-D
54. Fiffi ( 21/08/2006 11:58)
lasa resaka lavaka inona indray ary zany ? :roll:
55. miangalyandria ( 21/08/2006 13:15)
pissoa : izaho kosa pissoa tratran'ito a, tena série D no tiako natao fa ambony be ny naoty tamin'ny langues dia nataon-dry zareo a ! ny teny ankatso koa toy izay, zavatra hafa no tiako natao fa nisy note ilay ambony lavitra nohon'ny rehetra dia nataon-dry zareo tany ! tsy haiko na soa ihany na hoe indrisy no tokony ho lazaiko eto amin'io !!!

Tsy hors-sujet mihintsy io kah! Misy filozofia be ao ambadik'io zavatra volaninao io ry Miangaly raha atodika amin'ny loha-hevitra.

Herimiafina : dia atodiko amin'ilay loha-hevitra ary ilay izy dia izao izany no izy raha izaho no mandinika : nisy safidy nataoko saingy ilay safidy nomen'ilay tompom-pahefana ahy eritreritiny fa tsaratsara kokoa ho ahy noho ilay noeritreretiko dia izay no omeny ahy. Izany hoe raha izay izany no izy dia ANJARA izany ilay izy fa tsy tena safidy raha azoko tsara ???? Izay ve no tian'i HErimiafina hahatongavako ??? Gaigy indray iny leity e !!!!

56. ikalakintina ( 21/08/2006 16:20)
Snow:

Isika no misafidy ary i Andriamanitra no manome ny anjara satria Izy irery ihany no mahalala ny zava-mihafina.


de ahoana nefa no alalana oe ity no aby am Andriamanitra?


57. pissoa ( 21/08/2006 17:18)
Miresaha amin'Andriamanitra koa! :roll::-D:-D:-D
Anontanio Izy hoe ity ve le tianao hovadiako hoe :)
58. mandrindra ( 21/08/2006 18:27)
tsy misy ny atao hoe anjara; noho izany safidy ny vady
59. pissoa ( 21/08/2006 18:43)
mandrindra:
safidy ny vady

Hihihi - mety mitovy hevitra ihany kay tsika sy mandrindra ndraindray :roll::-D:-D:-D
60. mandrindra ( 21/08/2006 18:55)
kôzy ve? hino aho sa tsy hino, aleo aloha hanongo tena :-D:-D:-D
hay ka izay anie no maha pissoaaako anao e:wink::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673