SAFIDY sa ANJARA ny vady ?

1. andoniaina ( 18/08/2006 18:20)
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w
novalian'i Fomena ny 28/08/2006 11:51
2. fameusecousine ( 18/08/2006 19:07)
andoniaina:

SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w


araka ny contexte nivadianareo ihany ka...raha vokatry ny fitiavanareo de safidy raha ohatra antony hafa(bevohoka..famille)de mety atao excuse hoe anjara ...hevitro manokana io..ny anampiako aza ngaha de safidy miteraka adidy vokatry ny fo..ho tia iny olona iny na de misy fotoana zaa leo hi h ih...:-D:-D:-D
3. pissoa ( 18/08/2006 19:39)
Safidy :roll:
4. andoniaina ( 18/08/2006 19:47)
De ahoana zany le mpivady tsy mifanentana ireny raha safidy ny fanambadiana ?:?:?
5. pissoa ( 18/08/2006 19:54)
Fa ahoana izany mpivady tsy mifanentana aloha? :roll:
6. Herimiafina ( 18/08/2006 20:17)
Amiko dia tsy mitovy ny atao hoe "safidy" sy ny "anjara" fa variable roa samihafa ireo. Mety mifandray na tsia.
-Nisafidy ny anjara.
-Nisafidy ny tsy anjara.
-Tsy nisafidy ny anjara = Nisafidy ny tsy anjara.
-Tsy nisafidy ny tsy anjara = Nisafidy ny anjara.

Noho iznay, ny vady nosafidiana na tsy nosafidiana (natolotra) dai mety ho anjara, mety tsy ho anjara koa! :wink:
7. pissoa ( 18/08/2006 20:20)
Dia safidy sa anjara ny vady leisy? :roll:
8. cutie ( 18/08/2006 20:21)
Mpandefa : andoniaina [ Valio ] 19-08-2006 05:20:35
Lohateny : SAFIDY sa ANJARA ny vady ?
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?

izy roa :lol::lol::lol::lol:
9. soanja ( 18/08/2006 20:27)
Iz' roe mitovy : hoy i Rakiky!
10. cutie ( 18/08/2006 20:37)
iza zany rakiky:roll:
11. simplex ( 18/08/2006 21:02)
otran'ny tsy metybe le fanontaniana.

Anjara ve ? ka ra tsy anjara ve ho lasa vadinao oviana oviana izy :?::?: :°):°)

Safidy: ka tsy safidy doly ve ny zavatra atao rehetra. Ataoko fa ianao no manao sonia an'le boky. Ka hanambady azy enao na tsy hanambady azy de sadifidy doly izany.

Ra ny tena izy, safidy ny anjara. Izany hoe aza endrasana foana hoe tonga hoazy eo izy. De aza rigide be @ le hoe ideal, "l'apparence est trompeuse". Misy ol tena misehoseho be nefa tsisy apoaka sy ratsy toetra avy eo. Nefa misy koa olona simple, tsy de miavaka loatra nefa mahafinaritra na ny miresaka aminy ary.

Refa manana ol moa enao kanefa mbola tsy henonao hoe mbola tsy mety tsara ny anareo 2 kely de endraso aloha fa aza maika be ee. Omeo chance kosa anefa izy, ataovy zay hampety azy.

Ho fehiny zany de hoe, aza maka lavitra e. Ze eo ampelatanana ampiasaina ;-)

:D de ampy

:-*:-*
12. cutie ( 18/08/2006 21:05)
efa nahazo cours koa i simplex zany :lol::lol::lol:
13. simplex ( 18/08/2006 21:08)
=))=))=))

^:^^:^^:^
chef oui chef




14. pissoa ( 18/08/2006 21:10)
simplex ^:^^:^^:^
15. Fiffi ( 18/08/2006 21:18)

Safidy aloha no tena izy satria ianao no nisafidy ny vadinao ! zay vao hoe anjarako Ny anjarako indray de io anjarako io no ilazana na mety tsara ilay fanambadiana na tsia

Nety tsara le fanambadiana ? Lazaina hoe Izany no anjarako

Tsy nety indray le fanambadiana ? de lazaina koh hoe Izany no anjarako ka hatao ahoana ?
16. cutie ( 18/08/2006 21:20)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 19-08-2006 08:08:53
Lohateny : Re : SAFIDY sa ANJARA ny vady ?



chef oui chef

:-D:-D:-D:-D
tsy za io a
17. simplex ( 18/08/2006 21:25)

Fiffi: :D:D:D izy roa zany valiny le izy :°):D

aleo za hiala fa havadiky Razia afaka fotoana fohy ity size ity ;-):°):°):-D:-D

:-*:-*
18. cutie ( 18/08/2006 21:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa mandeha o
Ankafizo
19. cutie ( 18/08/2006 21:27)
atolotra ho an'i simplex manokana :lol::lol::lol::lol:
20. pissoa ( 18/08/2006 21:29)
Zay fa nivadika ny size ny an'i simp :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3259