SAFIDY sa ANJARA ny vady ?
21. simplex
(
18/08/2006 21:30)
Alio, alio
that's the way it goooooes :-D:-D
Tapitra ny fandraisako anjara eto :°):D:D:D
:-*:-*:-*

25. Herimiafina
(
19/08/2006 01:15)
pissoa:
Dia safidy sa anjara ny vady leisy? :roll:
Reformuler-ko kely le problematika!
Ny anjara no safidiana fa tsy hoe safidy sa anjara.
Ohatry ny manontany ihany mantsy io fanontaniana io hoe: Mihinana sa mofo no tinao?
Amiko ny olona lazaina hoe vady ary nosafidiana mety ho ilay anjara marina na tsy anjara.
tsy fantatra ny valin'io raha tsy efa antitra be efa ho faty ka mbola tsy nisaraka teny foana! :wink:
26. fameusecousine
(
19/08/2006 01:46)
andoniaina:
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w
zay iantsoana azy mety daholo ehh, zay mety aminao ato...ny tena zava dehibe raha sambatra ianao miaraka aminy na anjara io na safidy na force na..arakarakiny ny fanabezana sy ny trai kefa nandalovanao no mety hilazanao na anjara io na safidy...:-D:-D:-D:-D:-D
27. soanja
(
19/08/2006 01:56)
Dia hoana indray izany ilay hoe "Lasan'olona ny anjarako"? :(:( Sa ve Tsy anjara indray iny "fa safidy ratsy" ? sa anjara ratsy?
Cutie a, Ra kikie ve sa Rakiky tsy arako intsony fa izy ilay mpihira malaza tamin'ny 2 taona ve iny , izy dia saika nigadra sa nigadra mihitsy fa nanodinkodina zaza tsy ampy taona hono. Nefa toa resaka koa ilay izy nony niteny izy fa tsy izy akory no nanao an'izany. Ka asa izy ity fa toa fa "Tsy anjarany" ilay izy e. Tsra be ilay hira io an!

28. Fiffi
(
19/08/2006 07:39)
fa tsy tokony hatao na lazaina daholo kosa hoe izao no anjarako satria ange io miankina @ fikolonkolohinao ny anao hiany eh!
29. xxx
(
19/08/2006 07:51)
Hoy simp: "ka tsy safidy doly ve zavatra atao rehetra "
Misy ny ol tsy afaka ny misafidy ka , oh fotsiny io resaka " vady " io , eto amintsika mbola misy ny atao oe vady atolotra any ambanivohitra sasany any , izany oe ny RAR-ny no misafidy izay ho vadiny (size efa nandeha ao ambadimbadika ao io :))tsy eto amintsika ihany io fa @ Firenena sasasasany ihany koa
hors size kely ity fa tsy maninona :wink:
Eo @ fianarana koa oh t@ 2nd nomena choix oe serie A sa D sa C rehefa en 1ere , ka raha nisafidy oe" C " nefa ny note maths , phys ,ambanimbany kokoa par rapport @ "langues ", dia voatery alefandry zareo any @ "A " (ito injay tsisy resaka oe anjara an ):D:D:D:D

31. diamondra27
(
19/08/2006 08:58)
simplex:=D=D=D=D=D=D^:^^:^
tena marina daholo ireo voalzany ireo
HM fanina njay za @ le jeu de mot
xxx: safidy tian'i simplex resahina eto angamba de hoe: refa eny @ devant la mairie de tsy misy manombana basy anao ao fa afaka misafidy enao ny tsy hanao sonia refa tsy d'ac @ le vady

32. simplex
(
19/08/2006 10:17)
diams:;-)
xxx: ^:^^:^^:^
Lafiny roa no azo andraisana an'ilay izy.
Voalohany, araka ny teninao hoe tsy miankina aminy ilay izy fa "imposer-na" aminy. Za aloha tsy mahay ny fombafomba rehetra eo @ gasy fa ra hoy ianao hoe mbola misy izany de izay zany.
Ra ny tena tokony ho izy anefa, raha tena hoe fanajana RAR no hijerevana azy, tokony tsy nanana safidy hafa ankoatr'izay nampianarin'ny RAR-nao, hoe tsara sy tokony ho izy, anao ianao :°).
Faharoa, raha raisina @ le hoe serie A,C,D. Tsy haiko enao na "battante" na "fataliste" fa refa siora enao fa C ny safidinao de tokony mikatsaka an'izay fa tsy mamonjy mivarina A, de hoe izay no anjara. Ilay hoe "ny note maths , phys ,ambanimbany kokoa par rapport @ langues" mintsy zany no tokony tsy hitranga. Izay le hafatra ampitaina @ ando hoe "ny anjara no safidinao" (merci HM) ka ataovy izay hahazoana izany.
:-*:-*

35. pissoa
(
19/08/2006 11:30)
xxx:
Hoy simp: "ka tsy safidy doly ve zavatra atao rehetra "
Misy ny ol tsy afaka ny misafidy ka , oh fotsiny io resaka " vady " io , eto amintsika mbola misy ny atao oe vady atolotra any ambanivohitra sasany any , izany oe ny RAR-ny no misafidy izay ho vadiny (size efa nandeha ao ambadimbadika ao io :))tsy eto amintsika ihany io fa @ Firenena sasasasany ihany koa
Na vady atolotra io na vady tsy atolotra dia safidy foana. Afaka mifidy ianao hoe hanaraka ny tenin'ny nanolotra vady sa hanaraka ny teninao. Noho izany - tsy misy afaka miteny izany hoe safidin'ny RAR iny rehefa nanaiky ilay natolotra (ianao no te hanaiky teo knou). Ny safidy dia mety hoe mora - mety tena sarotra be; fa tsy miova io fa safidy foana na mora na sarotra. :wink:
xxx:Raha nieritreritra ny hanao serie C dia vao manomboka ny taona dia efa nikotrana Maths sy Physika sy ny taranja rehetra. Tsy ny Prof na ny Academic Stall akory no manery ny mpianatra iray hanao serie A nefa serie C no tiany fa ny nataon'ilay mpianatra mandritra ny taona ihany :wink:
Eo @ fianarana koa oh t@ 2nd nomena choix oe serie A sa D sa C rehefa en 1ere , ka raha nisafidy oe" C " nefa ny note maths , phys ,ambanimbany kokoa par rapport @ "langues ", dia voatery alefandry zareo any @ "A " (ito injay tsisy resaka oe anjara an ):D:D:D:D
36. pissoa
(
19/08/2006 11:33)
Oops - Academic staff fa tsy stall no tiako nambara teo :oops::-D:-D:-D
37. Snow
(
19/08/2006 11:52)
Isika no misafidy ary i Andriamanitra no manome ny anjara satria Izy irery ihany no mahalala ny zava-mihafina.
38. lemenakely
(
19/08/2006 16:07)
NY TENA MARINA DIA TSY AMPOIZINAO MINTSY NY OLONA LASA VADINAO MATETIKA!
39. pissoa
(
19/08/2006 16:46)
lemenakely: Mety hoe 5 volana mialoha izy no mbola tsy ampoizinao hoe izy no hovadinao. Fa ao anatin'io 5 volana io ianao mbola mifidy foana.
Tsy hoe androany ianao tsy mieritreritra ny hanambady olona iray akory dia rahampitso lasa vadiny tampoka eo :roll::-D:-D:-D

40. Herimiafina
(
19/08/2006 17:51)
Ny heritreretina ho vady ry zareo amin'ny maha-kristianina rehefa tsy avy amin'Andriamanitra dia tsy anjara an!
Nisafidy foana ianao izany matoa nanambady an'iny saingy mety tsy anjaranao iny, moramora foana avy eo ny hangalan'ny sasany (ilay anjarany) azy! :-D