ndao mba hiresaka
62. kelly13
(
21/08/2006 09:07)
mamzelkely>non ka, fomba fiteny gasy io! pfffff!!!!! aza mi scene hoa
65. ikalakintina
(
21/08/2006 16:29)
ozy mamz oe: efa mba niaina anzany ve nareo we ni-comparer ny olo-tinareo am manodidina de ten tsapanareo tokoa fa ts misy toa azy
tena efa nisy ni comparena sady nodokafana fa indrisy lasan'olona izy!:cry::cry::cry:
tena efa nisy ni comparena sady nodokafana fa indrisy lasan'olona izy!:cry::cry::cry:
69. mamafara
(
23/08/2006 13:38)
zaho aloha sady efa ni-comparer no no-comparée-na ka tsy haiko fa amiko dia refa tena tianao lay olona dia mazava hoazy "tsy misy toa anao".
Fa tsy hoe ianao izay mamaky an'ity soratro ity lay izy an! mifona kely aloha
Fa tsy hoe ianao izay mamaky an'ity soratro ity lay izy an! mifona kely aloha
72. mamzelkely
(
24/08/2006 13:00)
za klou sarotra ny madainga fa efa nanao ee efa ni-comparer tsara fa tena ts nahatoraka an lery mits :-D:-D
bizz sasa sy mamafara fa ela be ts hita :-*:-*
bizz sasa sy mamafara fa ela be ts hita :-*:-*