ndao mba hiresaka

41. cutie ( 17/08/2006 20:47)
ie :lol::lol::lol::lol:
42. fijo ( 17/08/2006 20:50)
izay mantsy anie wa e.io le hoe reveo tsara izay eo,fa avy eo raha mahita hafa,ataovy toa ny tsy nisy izy.
43. cutie ( 17/08/2006 20:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 17/08/2006 21:00)
Betsaka ihany izay tsy misy toa azy hitako izay kle. ampy izay aleo indrya mba le misy toa azy! :P
45. cutie ( 17/08/2006 21:01)
:lol::lol::lol:
46. sasa ( 18/08/2006 04:30)
Indraindray toa mahavariana
Indrindra rehefa tiana
Ny olona iray
Fa toa mitombo tarehy
Tsikitsiky be dia be
Fa sady tiako, tia ahy
Rehefa eny an-dalana eny
Voalaza ombieny ombieny
Fa feno fakam-panahy
Fa ny fitiavana anao
Tsy atakaloko vaovao
Ka aza manahy

Any andro mety lavitra ny maso
Zaho tsy hitodi-doha
Reo mpanenjika sy mpanao ankaso
Tsy hampiova ny fo

Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Raha ny fiainana nodiaviko hatramin’izay
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
No tiako hiankinan’ny fo
Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Izay jerena ekeko tsara avokoa
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
Ilay tokan’ny fo

Ilay toerana iray
Efa voatokana ho ahy
Anaty fonao
Fitiavana mafonja
Volamena, Diamondra
Tsy mety mankalao
Midobodoboka ny fo
Miketriketrika ny loha
Rehefa ianao tsy anilako eo
Hivavaka mangina
Ho anao aho ry tiana
Tsy mba ho leo

Any andro mety lavitra ny maso


Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao

Mamz :-*:-* io akia le izy, milay be mintsy tena naverina in-2 mintsy io tam le nijery Tovo J'hay izahay hi hihihhi
47. mamzelkely ( 18/08/2006 06:28)
cutie:

avereno vakiana
de ampitahao @ le sujet an-jy


efa azoko ka fa zany we ts de tena le resaka firaisana ara-nofo lôtra le tiko lazaina fa eo am toetra sy ny fihetsika ka ;)

fijo:

sarotra be izany ry mamza an,raha za manokana dia izay eo an tanako ihany aloha ,no tsy misy toa azy,fa izay tsy eo ve no handaniana lo,nefa ny eo efa vonona hapakatra any an danitra.
sa za virja de tsy mahay.


hihihi marina alou ny anao ee, fa njainjay anie ny olona taitaitra zay de aveo nefa tonga saina ihany tena ts misy toa azy mits ee hihihi:-D

Herimiafina:

Betsaka ihany izay tsy misy toa azy hitako izay kle. ampy izay aleo indrya mba le misy toa azy!


:-D:-D de inn le toa azy ary e :-D:-D

sasa:

nanome an le tonokira izy fa lava be de afoheziko :-D


za ko akia de tena mankafia an'io hira io fa zany we dommage za ts afaka nandeh tam le concert-ny fa mbola nande mariage vô maraina be ny apitso :( :-*:-*

48. arson ( 18/08/2006 07:44)
marinadoly kosa aloha ze volaza retra teo fa ity kosa:IZAY TIANA ANIE MITOMBO TAREHY E! ARY ADALA ZE TSY TIA NY EO AMPELATANANANY.
matoa isika mantsy mitia olona iray de satria manampitiavana,ary io fitiavana io samy manana ny itondrany azy avy.Na olona firy ary no efa niaraka taminao ohatra de samy hafa ny fitondrany ny fitiavany (andramo kely anie e!:-D:-D:-D:-D).zay anie reto no mahatonga ilay hoe tsy misy toa anao matetika e!satria tinao lotra le olna de tsy mahita ambara ankotra io isika matetika."TSY MISY TOA ANAO"
49. mamzelkely ( 18/08/2006 08:42)
hihihi zay kosa alou ee:-D
50. Fiffi ( 18/08/2006 09:01)
arson:
IZAY TIANA ANIE MITOMBO TAREHY E! ARY ADALA ZE TSY TIA NY EO AMPELATANANANY.
:-w:-w


51. majesty ( 18/08/2006 09:37)
ka io refa eo an-tanana d tsy misy ôtran'azy foana e,fa refa eny an-tanan-ndry zalahy izy d amin'zay vao gaga fa misy bdb ôtran'azy kay :D:D
52. diamondra27 ( 18/08/2006 10:27)
zany ange oa ry arson e!

sasa: tiko be le izy sady toa misy miresaka ahy ao an


Ilay toerana iray
Efa voatokana ho ahy
Anaty fonao
Fitiavana mafonja
Volamena, Diamondradiamondra
Tsy mety mankalao
Midobodoboka ny fo
Miketriketrika ny loha
Rehefa ianao tsy anilako eo
Hivavaka mangina
Ho anao aho ry tiana
Tsy mba ho leo




:oops::oops::oops:

:-D:-D:-D
53. majesty ( 18/08/2006 10:45)
diamondra fotsiny ny ao fa tsy diamondra27 ka:-D:-D
54. mamzelkely ( 18/08/2006 11:53)
diams tena tsara be mits io hira io vivement io hira io tonga ao am RVG ;)
55. arson ( 18/08/2006 11:57)
:-D:-D:-D:-D:-Ddiamondra27 marina ny ao!
56. kelly13 ( 18/08/2006 15:51)
ah bon?
57. belahasa ( 18/08/2006 19:52)
sasa:
’izay
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
No tiako hiankinan’ny fo


fa inn le #8217 , aona ny fihira azy mou zany e
tsisy 27 marina le ira kay
58. sasa ( 19/08/2006 04:42)
mamzelkely any am le CD nivoaka tamin'iny akia misy an'io hira io, d misy hira hafa koa fa tena milay be doly, za d satriko foana hihaino an'le izy koa
belahasa faingo miantona re ireny fa nanao copie coller za d lasa an'io le izy fa tsy haiko hi hi i hihih
Diamondra27 ye misy resaka diamondra mintsy ao, tena tsara
59. Fiffi ( 19/08/2006 07:46)
tara indray zah tà zany hira zany an!
60. kelly13 ( 19/08/2006 19:48)
d misy le hoe kou tano ny azo fa sarotra ny mila
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716