ndao mba hiresaka

21. diamondra27 ( 17/08/2006 14:45)
tsy maintsy dokafana kosa ny an'ny tena e!

sady dokafana no tiavina
22. Fiffi ( 17/08/2006 14:50)
normala zany satria tiana tsinona!
23. mamzelkely ( 17/08/2006 14:51)
ts azoko le fanotanin gille :roll:
24. kelly13 ( 17/08/2006 15:00)
gille:

Ny fanotaniana tiako hapetraka ato de oe "aona no ahafahan'ny lehilahy tsy miditra @ firaisana ara-nofo?"To tsy mety miitsy manko ny fisainana oe manana ankizy de tsy hieritreritra an'zany.:lol:Raha tsy mety manko ny ankizy na tsy sahy nao ny mangataka izany mitady hafa indray ianao na de oe aza iny olon-tianao iny.Mba valio hoan'zay manana hevitra e!

io hono ny saina no mitondra azy e! comment? tsy haiko! za tsy lhl fa vhv! :)
25. cutie ( 17/08/2006 15:02)
ny nofo hono koa :-D
26. mamzelkely ( 17/08/2006 15:05)
ary nareo mahazo ny fanotanin gille dôly fa za ts mahazo klé :oops:
27. cutie ( 17/08/2006 15:06)
avereno vakiana :wink:
28. cutie ( 17/08/2006 15:06)
de ampitahao @ le sujet an-jy :wink:
29. Fiffi ( 17/08/2006 15:47)
gille:
Ny fanotaniana tiako hapetraka ato de oe "aona no ahafahan'ny lehilahy tsy miditra @ firaisana ara-nofo?"To tsy mety miitsy manko ny fisainana oe manana ankizy de tsy hieritreritra an'zany.:lol:Raha tsy mety manko ny ankizy na tsy sahy nao ny mangataka izany mitady hafa indray ianao na de oe aza iny olon-tianao iny.Mba valio hoan'zay manana hevitra e!
fa ankizy ahoana ? Raha tsy mety ny ankizy ? le vadinao ve io sa .. tena tsy azoko an!
sa ve hoe efa manana olona miaraka aminao enao de tsy mety mihintsy ny sainao raha tsy misy ny firaisana ara-nofo ? ka raha izany nahaona moa no tsy hety izyraha hainao ny mangataka azy ? tsy hanaovana didijadona ohatra !!:wink: raha tena mifankatia koh nareo tsy hitako zay olana hoe raha tsy manaiky izy an! de raha haka any ivelany enao de hanimba ny fitiavanareo !


30. pissoa ( 17/08/2006 16:19)
gille:
Ny fanotaniana tiako hapetraka ato de oe "aona no ahafahan'ny lehilahy tsy miditra @ firaisana ara-nofo?"To tsy mety miitsy manko ny fisainana oe manana ankizy de tsy hieritreritra an'zany.:lol:Raha tsy mety manko ny ankizy na tsy sahy nao ny mangataka izany mitady hafa indray ianao na de oe aza iny olon-tianao iny.Mba valio hoan'zay manana hevitra e!
Rehefa tsy mety ny saina dia ny saina izany no amboarina fa tsy ny ankizy :lol:
31. pissoa ( 17/08/2006 16:20)
Oops - ny fisainana fa tsy ny saina kay :oops::-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 17/08/2006 16:56)
Ary mahavoa ireto ampela ireto an! :-w
Mba omeo amin'izany tsy misy manana izany hoe retsy isany! :-D
33. fijo ( 17/08/2006 17:25)
sarotra be izany ry mamza an,raha za manokana dia izay eo an tanako ihany aloha ,no tsy misy toa azy,fa izay tsy eo ve no handaniana lo,nefa ny eo efa vonona hapakatra any an danitra.
sa za virja de tsy mahay.
34. cutie ( 17/08/2006 17:28)
:-D:-D:-D
35. Fiffi ( 17/08/2006 17:44)
inona ity ampela ?
36. cutie ( 17/08/2006 17:57)
fiffi :-D
njy no ampela
37. Herimiafina ( 17/08/2006 18:53)
vehivavy ny ampela.
Marian ny tenin'i fijo hoe ny eo ampelantanana ihany no tsy misy toa azy fa izay tsy eo ampelantanana mitovy daholo! :-D
38. Fiffi ( 17/08/2006 20:14)
noheveriko hoe tsondro aza ! :oops:
39. cutie ( 17/08/2006 20:18)
:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 17/08/2006 20:25)
:oops:Izao fotsiny e, ny olona tsirairay dia yonika avokoa, unique tsy misy mitovy. Miankina amin'izay tinao ihany io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3494