ndao mba hiresaka
1. mamzelkely
(
17/08/2006 12:35)
misy hira an'i Tovo j'hay izay mahafinaritra tokoa ilay izy "tsy misy toa anao" ny lohateniny, izay manambara fitiavana be de hoy ny fiverenany manao hoe:
Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Raha ny fiainana nodiaviko hatramin’izay
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
No tiako hiankinan’ny fo
Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Izay jerena ekeko tsara avokoa
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
Ilay tokan’ny fo
efa mba niaina anzany ve nareo we ni-comparer ny olo-tinareo am manodidina de ten tsapanareo tokoa fa ts misy toa azy :lol:

novalian'i mamzelkely ny 24/08/2006 13:00
2. Fiffi
(
17/08/2006 12:55)
mamzelkely:mamz: io akia de miankina @ le fitiavana an'ny olon-tianao hiany an! Rehefa tena hoe tia de tena azo hatao hoe tsy misy toa azy!
efa mba niaina anzany ve nareo we ni-comparer ny olo-tinareo am manodidina de ten tsapanareo tokoa fa ts misy toa azy :lol:
3. mamzelkely
(
17/08/2006 13:00)
hitanjy fiffi marina hoe miankina am fitiavana ihany fa ny tena tiko lazaina zany we bdb ny olona manodidina anjy mi-kôty mananihany mifanerasera bdb ee de ireo olona reo tsisy atakalonjy an le tena izy, miaiky njy zany we bdb ny tsara fa izy ihany ee ts haiko ko na mazava zany lazaiko zany klé :roll::-D
4. cutie
(
17/08/2006 13:08)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 17-08-2006 23:35:32
Lohateny : ndao mba hiresaka
misy hira an'i Tovo j'hay izay mahafinaritra tokoa ilay izy "tsy misy toa anao" ny lohateniny, izay manambara fitiavana be de hoy ny fiverenany manao hoe:
Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Raha ny fiainana nodiaviko hatramin’izay
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
No tiako hiankinan’ny fo
Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao
Izay jerena ekeko tsara avokoa
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
Ilay tokan’ny fo
efa mba niaina anzany ve nareo we ni-comparer ny olo-tinareo am manodidina de ten tsapanareo tokoa fa ts misy toa azy
efa ni-comparer-ny fa tsy mbola ni comparer-za :-D
14. cutie
(
17/08/2006 13:44)
hay ve e
zavatra hafa no nieritreretiko :lol:
ka efa we secret tsy azo tenenina
fa ataovy ohtran'iny hiran'i TJio e :-D raha tian-jy ho fantatra
zavatra hafa no nieritreretiko :lol:
ka efa we secret tsy azo tenenina
fa ataovy ohtran'iny hiran'i TJio e :-D raha tian-jy ho fantatra
15. mamzelkely
(
17/08/2006 13:48)
inn njay aza le noeritreretinjy ee sao mba ts mifandray ny resaka :°)
19. mamzelkely
(
17/08/2006 14:27)
ka ts haiko we inn le azo anapina ko javascript:emoticon(':%C2%B0)'):°)
20. gille
(
17/08/2006 14:34)
Ny fanotaniana tiako hapetraka ato de oe "aona no ahafahan'ny lehilahy tsy miditra @ firaisana ara-nofo?"To tsy mety miitsy manko ny fisainana oe manana ankizy de tsy hieritreritra an'zany.:lol:Raha tsy mety manko ny ankizy na tsy sahy nao ny mangataka izany mitady hafa indray ianao na de oe aza iny olon-tianao iny.Mba valio hoan'zay manana hevitra e!