Sans papiers: Nicolas Sarkozy veut fermer la "parenthèse"

61. xxx ( 31/07/2006 14:16)
Fanja1:

xxx ô ! tsy misy miteny mihintsy hoe aza mianatra tenim-pirenena hafa(tena tsara raha mahay):).. fa antombohy @ teninao aloha e!!! ianao mitsara an'i sipagasy no ilazako hoe: mba hitanao ve ireo fanoratrao @ teny malagasy e? (tena be diso fanoratra) koa izay x sy t any no jerenao.Eto anie soratra haingana be fotsiny matoa ianao manoratra : "aona" nefa "ahoana" no tena fanoratra azy, "anle" nefa " an'ilay " no tena izy.:lol::lol::lol:
njekaky o, dia nivadika ny ttara, lasa tsy sarkoxy tsony fa lasa resak'x sy t :-D:-D:lol:


62. sipagasy ( 31/07/2006 15:47)
mmhhh misy raha la terre e:!!!!!!!
63. xxx ( 31/07/2006 19:58)
xxx:
aona le tena fanoratra anle izy e??

mba atorory zay fa tsy fantatra tsony ny marina



aza mora vexée fa tsy nitsara mihitsy aho tamin'io fa hoy aho hoe mba te alala oa zza fa atoroy.

tsy aiko d mba te aay za.

enao no mora vexée fa tsy misy endri pitsarana mitsy io.

Enao no mila mahay mamaky teny gasy

mis rà latera mitsy
64. prime ( 01/08/2006 08:37)
:miam::@
65. fijo ( 01/08/2006 20:34)
HM,izay io trbu ka io vao mba hitako kle.efa naheno resaka misy io fifankahalana jiosy sy mainty io aho,fa tsy haiko tsara le resaka.
66. xxx ( 01/08/2006 22:01)
ts'hita ry xxx eo ambony fa efa tsy mahay mifampiresaka mahitsy intsony angamba ny olona ato ka na dia fanontaniana na resaka tsotra izao aza dia raisina zava-kafa foana, mdrrrr
67. tovolahy007 ( 01/08/2006 23:17)
Manahoana e!
Izao ry zareo a,tsy ao Frantsa rery zao no mandroaka olona tonga ao aminy tsy manana taratasy ara-dalana fa na aty USA de ao anatiny mitsy @ zao,ary efa mampody azy ireo miverina any @ tany niaviny avy.
Ka tsotra e,refa hoe fialantsasatra no atao de refa vita izany de mody miverina any @ misy ny tena;raha hoe asa na fiofanana koa de refa vita izay atao de lasa miverina iany ko,fa tsy hivadi-kevitra hoe hijanona za fa tsy hiverina tsony.
Matoa izay nisafidy ny hijanona le olona de safidiny zay,ary efa fantany fa tsy mety io ,efa fantany iany koa ny vokany fa raha tratra izy any aoriana de tsy maintsy alefa miverina mody any aminy,ka tsy hitako ny hitabatabana na hoe hilazana fa tsy mety ny atao'ny fanjakana frantsay na amerikanina na firenena hafa satria lalana efa napetraka io ka asakizay tsy hampiatra azy.Mety hisy hiteny ndray eo zao hoe mba mahay vava ko zany nefa tsy ampahafiriny ny mba manana taratasy,de hoy aho hoe,diso enao satria aleoko lavitra nijanona tany @ tanindrazako raha toa ka tsy nahazo taratasy ara-dalana aho toy izay hi klandy aty @ tany tsy misy havany Neniko na ny Raiko aty.Marina fa hoe mety ahazo vola sy ny tombotsoa hafa fa saingy zao,tsy feno io tombotsoa io satria mitaintaina lava ,sy fetsifetsen'ny olona fotsiny ,ny fatahorana mangina fotsiny sao de traingo.
De izay aloha fa tohizana refa avy eo e.
68. prime ( 02/08/2006 09:07)
Eh oui...!!!:lol:
Izaho moa dia tsy mitsahatra ny miteny hoe izany ny an'ny olona no fitiavany sy fiarovany ny tanindrazany, ary isika mba ahoana???:lol:
69. vale ( 02/08/2006 13:32)
arovana mafy ny olona tsy hiditra aty frantsa fa nefa ny frantsay niditra tany @ tany sasany taloha, (na @ izao aza) tsisy hoe visa a,eee, papier eee:-D:-D:°)
raha zah aloha hoe tsy nanana ttasy teto frantsa(ohatra!) dia nidongy mihintsy e:-D, ary araka ny tokony ho izy rehefa mitoetra maharitra ao @ firenena iray ny olona iray dia régulariser-na ny situation-ny kah!!,,, tsy adala na vendrana akory reo olona marobe mangataka ny zo-ny ireo kah!
70. prime ( 02/08/2006 13:51)
vale> marina ny anao, fa ny hevitro dia tsy mandiso vely2 ny lalàna sarkô...:lol:
71. fijo ( 02/08/2006 18:53)
za koa dia momba io lalana io.fa ny tsirairay kosa dia afaka misafidy izay tiany
72. prime ( 10/08/2006 09:25)
Rahoviana ny mpitondra no tena sahy handray andraikitra e???!!:lol:
73. fijo ( 15/08/2006 21:46)
ka akaiky ny fifidianan,dia mila mitandrina tsara klo ko
74. prime ( 16/08/2006 13:38)
an3 ry fijo a, tsy izao fotoana loatra no lazaiko fa efa ho efataona anie izay e... fa tsy tokony hijery fifidianana... fa efa tokony nisy fanapahan-kevitra hentitra mikasika an'io efa ela...
75. fijo ( 16/08/2006 22:13)
ka itan'ialahy ihany ny ady seza be misy ao amin'ny antoko mitondra eto frantsa izao.tsy mbola misy tarika tena mifehy io antoko io izao,hany ka sarotra ny tena hakana andraikitra ao.toa ny arema io.rehefa tsy mbola misy mahafehy ny antoko,dia manahiranabe toa io foana
76. prime ( 17/08/2006 09:50)
Ka izao anie lesy e, ny arema efa tsy nisy noraisina, fa ny mpitondra ankehitriny afaka nandray andraikitra koa...
77. fijo ( 06/09/2006 21:22)
raha ny aty frantsa letsy sarotra be an.aty anie izao ,raha mandray andraikitra i ravillepin,dia ry sarkox no mamingana azy voalohany e.
toa izany koa izao ny PS,vao mamoaka hevitra ry sego,dia ry fabius sy ny tariny ihany no mikapa azy voalohany.
78. prime ( 11/09/2006 15:08)
ok...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0948