Sans papiers: Nicolas Sarkozy veut fermer la "parenthèse"

21. vale ( 25/07/2006 21:00)
:-D:-D:-D,,,lay mpila ravinahitra manambaka ny tompon-tany kosa aloha tsy rariny e, ny loza koa dia ny sinoa koa hono misy manao anzany! asa na tadidinareo fa nisy ireo resaka ireo tato, le sinoa manakarama varimasaka, dia le karana manambaka be anilay mpiasa, sady coursier, gardien, jardiniern nefa karama tsy smic akory! hummm, raha izay indray kosa aloha tena tsy lasa an!:twisted:
22. sipagasy ( 26/07/2006 06:36)
vale ka isorohana izany rehetra iuzany anie no, tokony hanarahana ny lalàna e!!!, maro ireo izay mba nisy anton'asa ara dalàna tany @ tany niaviany avy nefa rehjefa atonga aty frantsa (izay ny haiko aloha) dia miasa à n'importe quel prix izany ve dioa mba ho rariny???? satria tsy misy taratasy ahafahana miasa sy mijanona à ilay tany ilay olona duia ambakaina be tahakan'ny inona, ireo anie no ilaina ilay notenenina e! fa tsy hoe akory fanenjehako ny tsy manana taratasy e!, rariny va aza izany aminareo e!????tsy aleo ve mihafy any à tanin'ny tena niaviana toy izay hiafina polisy fa matahotra fisavana na koa dia hanaiky hatao ho karama vary masaka satria tsy afaka manoatra fa tsy misy taratasy???
23. voromailala ( 26/07/2006 08:34)
vale:

Voromailala à > "l'avenir appartient au métissage" hozy ny fitenindry zareo vahiny, fa izao, izay koa angamba no mety hitondra ny olombelona any @ fifankatiavana bebe kokoa, tsy misy fizarazarana ntsony fa iray! na dia mbola ho elabe aza izany vao ho tanteraka e!8)8)

Misy fahamarinana izany kanefa araka ny voalazanao mbola ho ela, satria raha ohatra izao misy malagasy manambady karana, dia tonga dia hialan'ny fianakaviana roa tonta matetika.
dia ny ankizy no tena mijaly.

24. sipagasy ( 26/07/2006 13:21)
metissage???, lolll be aleo aho aloha hiomehy e!
25. belahasa ( 26/07/2006 13:25)


ny adalany.

26. fijo ( 26/07/2006 18:11)
aleo koa hialan'ny fianakams any raha karana no mba hakana taranaka ko.
27. laracroft ( 26/07/2006 20:05)
fijo::lol::-D:-D, tsy matinao lolo mihintsy an:wink:

voromailala> tsy za no namorona io fitenenana io fa reako n'aiza n'aiza io, marina fa misy ny fanavakavaham-bolonkoditra , nefa rehefa mifankatia ny olona 2 tsy azon'iza atao ahoana!
raha te hanaraka ny tenin'ny fianankaviana ve moa? anjarany indray iny, fa tsy misy ankizy mijaly izany raha mi-assumer h@ farany, betsaka ny olona hitako mihaina anzany situation izany, nefa tsy misaraka izany!,, ny fianakaviana ve no mandidy ny fiainanao sa ianao??!(aiza ny maha olon'afaka raha izany?:roll: )

,,,;-) raha haratsian-toetra indray dia ekeko raha misy ny fandraràna, fa nefa kosa @ race rehetra dia tsy maintsy misy foana ny mahitsy sy tsara toetra,sy manam-panahy e!!:wink:
28. laracroft ( 26/07/2006 20:11)
voromailala> mba nitovy fisainana t@ i vale koa ny @ ilay hoe "l'avenir,,," ary tena marina io voalaza io e,:wink::wink:
29. vale ( 26/07/2006 20:17)
Laracroft: mampiomehy koa ndry!:-D:-D:wink::-*:-*:-*
30. vale ( 26/07/2006 20:21)
Voromailala a: manohana ny hevitr'i Laracroft koa zaho, tsisy anampiana tsy misy angalàna!!8)

Sipagasy: fa maninona no miomehy? sa raciste enao?:P:-D:-D :wink:
31. belahasa ( 27/07/2006 05:42)


ny adalany.
32. vale ( 27/07/2006 06:34)
ny an'i belahasa koa dia izany foana:°) :-D:-D:wink:
33. sipagasy ( 27/07/2006 07:22)
raciste???? tsy haiko, fa matoa ny razambeko nanisy sy namaritra ny atao hoe" firazanana "dia misy antony sy dikany izay.Hoy koa ny teny vahiny hoe (izay ialako tsiny mampiasa azy ato @ tranonkala Malagasy) "ce qui ressemble s'assemble" mmhh mazava ngamba ireo teny ireo fa na ny vahiny na ny malagasy dia samy mahay mitsimbina ny azy avy.
34. voromailala ( 27/07/2006 08:16)
marina fa hoe ianao no tompon'ny safidy amin'ny fiainanao,fa rehefa misy iray amin'ny ray amandreny tsy manaiky ny fiharahana tena tsapanao fa tsy milamina ny fiainanao. Indrindra moa fa miampy hoe tsy tia anao ny havambadinao.

raha tsy hoe angaha mitsoaka lavitra ny fianakaviana ianao.

35. xxx ( 27/07/2006 13:36)
sipagasy:

raciste???? tsy haiko, fa matoa ny razambeko nanisy sy namaritra ny atao hoe" firazanana "dia misy antony sy dikany izay.Hoy koa ny teny vahiny hoe (izay ialako tsiny mampiasa azy ato @ tranonkala Malagasy) "ce qui ressemble s'assemble" mmhh mazava ngamba ireo teny ireo fa na ny vahiny na ny malagasy dia samy mahay mitsimbina ny azy avy.

dia tsy hisy hifanambady mihintsy izany ny olona samihafa fiaviana koa!:-w

36. xxx ( 27/07/2006 13:40)
voromailala:

marina fa hoe ianao no tompon'ny safidy amin'ny fiainanao,fa rehefa misy iray amin'ny ray amandreny tsy manaiky ny fiharahana tena tsapanao fa tsy milamina ny fiainanao. Indrindra moa fa miampy hoe tsy tia anao ny havambadinao.

raha tsy hoe angaha mitsoaka lavitra ny fianakaviana ianao.


"quand on veut on peut " hoy ny vazaha, mbola tsy tena mahery izany ilay fitiavana, dia tsy dia mankarary loatra ny hanajanonana azy:wink:


37. voromailala ( 27/07/2006 13:54)
xxx:

"quand on veut on peut " hoy ny vazaha, mbola tsy tena mahery izany ilay fitiavana, dia tsy dia mankarary loatra ny hanajanonana azy:wink:

tsy voatery homarina foana ny "quand on veut on peut" satria "l'imagination peut surmonter la volonté".
raha mbola azo hatao dia aleo maka ny tso-drano ny ray aman-dReny.


38. Herimiafina ( 27/07/2006 15:04)
Hihihihi!
"quand on veut, on peut"
je veux avoir un milliards de dollars tout de suite.

hahahahaha=))=))

Mora marina ny miteny azy, vazaha tsy nainatra angamba no niteny izany! hehehehe=))=))
39. bilakarenjy ( 27/07/2006 16:41)
matoa misy ny olona tsy manana taratasy ao amin\'ny firenena iray dia betsaka ny antony .Ohatra iray ity :
Resaka nifanaovako tamin\'ny namana iray ity asehoko ity izay antony tsy niverenany tany Dago intsony satria nampitondra fahantrana sy fahasahiranana ho azy sy ny fianankaviany tanteraka ny fiainana tany ,hono.
Manana orinasa kely ry zareo tany ary nandeha tsara talohan-ny fitondran-dravalo saingy nony teo ravalo dia nidina tsikelikely ny fidiram-bola .Tsy lisitry ny mpanao afera sy mahalala olona akory io ranamana io fa tena mandeha amin\'ny rariny .Betsaka ny fisakatsakanana atao amin\'ireo gasy te-hanana orinasa mihodina tsara sy mandeha ,fa dia ireo vahiny no tohanana hatrany .Notsoriny tamiko fa ny vola raisiny aty dia ahafahany mametraka tahiry be lavitra kokoa noho ny tany an-tanana .
Mbola tsy manana taratasy io ranamana io izao isika miresaka izao fa kosa ny fiainany dia miaina tanteraka ry zareo .Asa na isan\'ireo lisitry ao anatin\'ny lalanan\'ny rasary izy na tsia ,fa toa tsy mahataitra azy akory na misy na tsy misy io lalana io .
Manana anton\'asa rangahy na dia maizina aza sady tena safidiny tanteraka io ,araka ny resaka nataony tamiko ary toy izany koa ramatoa,sady mianatra ny ankizy no afaka manao ny fanaon\'ny olona rehetra .
Ny eritreriny ny amin\'ny any an-tanana dia hoe :raha mba manampy ireny gasy mitazona orinasa kely madinika ireny ny fanjakana ka manara-maso tsara dia ho lasa HONG-KONG io gasikara io ary ho betsaka ny hanangana orinasa sy hanana asa ,fa toa mbola resaka ambonin\'ny vavahady izany aloha izao .
Dia aleo revena milamina aty an-tanin\'olona aty ny fiainan\'ny gasy te-hivoatra sy hisondrotra mba hitovy amin\'ny rehetra e!,

40. Herimiafina ( 27/07/2006 16:59)
Inona le afera "tribu KA" iny kay ry zareo? Kony? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468