Sans papiers: Nicolas Sarkozy veut fermer la "parenthèse"
41. fijo
(
27/07/2006 19:49)
bilakarenjy,misy fahamarinanay tokoa io tantara farany io.misy olona tsy mba taitra amin'izany tsy manana taratasy izany akory.
laracroft,tena tsy voako mihintsy ireny ka
laracroft,tena tsy voako mihintsy ireny ka
42. xxx
(
27/07/2006 20:39)
Voromailala: ka ilay izy ange adika hoe > "ny faniriana no mampiezaka", fa tsy hoe "manao ariary zato am-pandriana akory e":-D
43. sipagasy
(
28/07/2006 05:45)
hoy i Herimiafina hoe, ny tsy nianatra ngamba no miteny ny hoe quand on veux on peux, ary ahoana indray ny hoe aide toi le ciel t'aidera??? sa kosa ianao manao ilay tenenin'i xxx io ambony io hoe manao ariary zato am-pandriana??, mazava mantsy ny dikanteniny hoe, ny faniriana no mampiezaka, ka raha tsy hiezaka kosa ianao fa hanao ariary zato am-pandriana mmmhhhh miala tsiny aho fa tsy ho milliardaire araka ny fanirianao annnn!!!!!!!
45. Herimiafina
(
28/07/2006 13:46)
sipagasy:

Fomba fialana balan'ny olona sosotra retsy io fitenenana io sipagasy an! Misy tohiny ireny fomba fitenenan'ny menasofina ireny fa tsy mitsahatra eo amin'io phrase iray io.
Misy contexte izay odiana fanina tanteraka satria metimety amin'ny sainy tanteraka ka hitsarany ny hafa tsy nanao ny sitrampony, mba kaozy e! :^)
Izaho ohatra tsy hiteny olona voan'ny SIDA mihintsy hoe "quand tu veux guerir tu peux guerir" hehehe=))
46. sipagasy
(
28/07/2006 14:18)
ka tsy any @ resaka AIDS anie isika izao e! tss enao kosa ra Herimiafina annn mmhhhh, hihihi toran'ny hehy indray aho aminao kann hihih ny finiavana io e!!!! izay ilay izy, tsy any @ resaka fahasalamana, fa resaka fiainana an-davan'andro, ohatra tsy miasa ianao fa mangataka eny @ metro, raha izaho aloha ny iandrasanao hanome vola anao dia tsy hisy izany e! latsa aza ny ataoko anao hoe olona tomady sy salama vatana tahaka io ka hangataka??? ary fanaoko izany @ ireny mpangataka ireny, tsy ny asa no tsy misy akory...., dia izay ilay hoe "finiavana" hivoitra @ niforetahana teo e! ho @ tsaratsara kokoa, tsss lasa nivaona be ilay resaka Sarkozy tsss...., tsy olana e!na izany aza anefa dia mirary ireo tsy ara_dalàna hahazo fahafaham-po @ rariny aho, raha tsy manaiky ny haha ara dalàna anao ilay fanjakana dia tsara kokoa ny mody iznay kouuuuu, .....
47. Herimiafina
(
28/07/2006 14:33)
Iny indray retsy tena ny tsindry hazolena politika no mahatonga an'iny klé, mba kaozy e! Misy ireny mpangataka ireny tena tsy afa-manoatra marina anie e! Mety nisy historika tsy nety tao, mety olona efa nigadra dia tsy tafiditra tsony amin'ny sosialy e (intégration sociale, sns).
Ny ezaka sy ny finiavana anie retsy inoako fa manana an'io daholo ny olondrehetra salama vatana sy saian e, fa misy antony tena tsy fantatra mihintsy ao izay tsy azo hanoharana.
Raha ny hitako aty aminay aty izao dia zavatra tena tsy ampoizina mihintsy ohatra. Misy infirmiere 25ans d'eksperiansa niasa tamina hopitaly taty fa tena zavatra tsy misy dikany dai nanimba azy e, ny volonkodiny (mainty) dai nampatahotra zaza tao amin'ny hopitaly hono dia noroahina, nefa raha voaroaka izany dai tsy hahita chance tsony hahita kandra e, dia efa-taona ra-kala tsy nikandra sady lasa ni-degringaola mihintsy an! :^)
Fa hono hoa e? Inona moa hoa ilay resaka "TRIBU KA" malaza be miady amin'i Sarkozy io e? :wink:

49. Herimiafina
(
28/07/2006 23:01)
Aleo googler-na angamba klé. :roll:
Ity leisy le izy ra-fijo an!
http://fr.wikipedia.org/wiki/Tribu_Ka
Tsy reven'i Ra-Sarka io an! :^)
Ity leisy le izy ra-fijo an!
http://fr.wikipedia.org/wiki/Tribu_Ka
Tsy reven'i Ra-Sarka io an! :^)
50. xxx
(
29/07/2006 15:51)
mbola tsy azon'i herimiafina ihany ilay tian'ny fitenenana hoe qd on veut on peut hampitaina, izao indray ary: tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto, mazava kosa io angamba ka!
51. Herimiafina
(
29/07/2006 15:54)
Marina io kah, le teny gasy mazavazava kokoa dai ekeko tsisy ady hevitra retsy fa le teny menasofina io kosa tena tsy ekeko foana klé.
Misy elanelana goavana be mantsy entre vouloir et pouvoir satria misy adino, mbola eo koa ny savoir. Mba kaozy e, menasofian ihany no nanakiana an'io an! :^)
Misy elanelana goavana be mantsy entre vouloir et pouvoir satria misy adino, mbola eo koa ny savoir. Mba kaozy e, menasofian ihany no nanakiana an'io an! :^)
52. xxx
(
29/07/2006 16:09)
MTN:
Akanga anie aho ka akanga
Akanga niditra ny ala
Inona ny dikan'izany ry MTN:?: misy hifandraisan'ity resaka sarkozy ity ve? hum:!:
53. xxx
(
30/07/2006 07:36)
sipagasy:
no miteny ny hoe quand on veux on peux
xxx:
fitenenana hoe qd on veut on peut
aona le tena fanoratra anle izy e??
mba atorory zay fa tsy fantatra tsony ny marina
54. sipagasy
(
30/07/2006 09:08)
mmhhh tsy tenin-drazako re ka ialako tsiny annn hihihi "t" no izy fa tsy "x" e
55. Fanja1
(
30/07/2006 15:30)
izaho zao efa mianatra tsara ny fanoratana teny gasy..
hoy xxx
ahoana ilay tena fanoratana an'ilay izy e?
mba atorohy izahay fa tsy fantatra intsony ny marina
ny teny gasy aloha angamba no tena mila ianarana sy ampiasaina voalohany eto ry xxx an :)
hoy xxx
aona le tena fanoratra anle izy e??
mba atorory zay fa tsy fantatra tsony ny marina
ahoana ilay tena fanoratana an'ilay izy e?
mba atorohy izahay fa tsy fantatra intsony ny marina
ny teny gasy aloha angamba no tena mila ianarana sy ampiasaina voalohany eto ry xxx an :)
57. xxx
(
31/07/2006 07:48)
fanja1:
ny teny gasy aloha angamba no tena mila ianarana sy ampiasaina voalohany eto ry xxx an
Menara tenim-pirenena vainy fa nosy ny taninao.
:-D:-D
58. Fanja1
(
31/07/2006 08:07)
xxx ô ! tsy misy miteny mihintsy hoe aza mianatra tenim-pirenena hafa(tena tsara raha mahay):).. fa antombohy @ teninao aloha e!!! ianao mitsara an'i sipagasy no ilazako hoe: mba hitanao ve ireo fanoratrao @ teny malagasy e? (tena be diso fanoratra) koa izay x sy t any no jerenao.Eto anie soratra haingana be fotsiny matoa ianao manoratra : "aona" nefa "ahoana" no tena fanoratra azy, "anle" nefa " an'ilay " no tena izy.:lol::lol::lol: