Diégo

61. prime ( 01/08/2006 11:27)
:-D:-D
62. soanja ( 01/08/2006 14:38)
tovo:

Miarahaba antsika rehetra
Tonga eto Antsiranana soa amantsara aho.
Mahafinaritra ny tanàna. Madio sady mba kalma tsara, tsy misy stress, tsy misy embouteillage, tsy misy taxi-be mitabataba. Ny tompontany koa tsy miavona fa mandray tsara sy mamaly daholo izay arahabaina. Hafa ny any Tanà, izy arahabaina indray no mangarika , na mandongilongy.
Tena mitady ho tamana mihitsy aho.
Aiza ary o misy toerana azo tsidihana aty.
Raha misy namana koa eto Diégo dia mba afaka miserasera. Mba vaio raha mety.
Veloma indray


Oueee Tongasoa amin'ny tanana. Aza hadino mipetrapetraka ery Place Joffre amin'ny hariva fa mba mpitsidika eo.
Mandalova kely any amin'ny Stade fa raha misy competition any dia ahita namana be dia be any ianao na any amin'ny gymnase. Aza miavona fotsiny.
Bonne vacances.


63. Herimiafina ( 01/08/2006 14:42)
Mba manandrama koa mihinana KATY kely fa favy be iny! hummm :miam:
64. pearslove ( 01/08/2006 14:51)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
65. Herimiafina ( 01/08/2006 14:53)
hehehehe=))=))
66. soanja ( 02/08/2006 00:42)
Io zany tovo fa nahazo namana sahady.:-*:-*:D
67. Fiffi ( 02/08/2006 04:43)
pearslove: inona hono no voalaza ao ? :wink:
68. tovo ( 02/08/2006 04:51)
Voaray daholo ,fa misaotra betsaka e, Tena namana tokoa ny miseasera ato.
Mazotoa indray
69. prime ( 02/08/2006 09:01)
Tafita tovo an!!!:lol::-D:-D
70. soanja ( 02/08/2006 14:21)
:D:D:D
71. Fiffi ( 02/08/2006 18:41)
zah ry zareo mbola tsy nahita an'i Diégo akory an! :(
72. soanja ( 03/08/2006 02:32)
Rehafa manampotoana iny i Fiffi dia mba tsidiho any fa manana ny mahaizy azy tokoa. Rehefa ho any Fiffi dia ilazao aho fa atoroko anao daholo ny toerana tsara vangiana rehetra.
73. Fiffi ( 03/08/2006 03:37)
soanja: hummmm misaotra mialoha akia an! de tena lazaiko andry tokoa , heu....possible mihintsy Novembre :) enganie ! :-*:-*:-*:-*:-*
74. soanja ( 03/08/2006 13:40)
Fiffi a, mahafinaritra izany, tena fotoana tsara handehanana any tokoa io ka. :-*:-*:-*
75. prime ( 03/08/2006 14:04)
76. Fiffi ( 03/08/2006 16:00)
77. Badolahy ( 04/08/2006 14:15)
xxx:


tena aleo zany makany Ambato ra izany, za zany te ho envoute mintsy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D



Diégo , aza be resaka rà mbola tsy tombo tao , na zahay tombo tao ara tsy mipermettre an'izao resaka ataonareo mikasika anio taninay io , ka mba moramora , rà te ahafantatra an'i Diégo de aleo mankany et ce qui est bien la bas c'est que la vie est à chaque fois une surprise
78. Fiffi ( 04/08/2006 14:46)
surprise ! :)
79. prime ( 07/08/2006 11:41)
80. kibobo ( 08/08/2006 05:07)
Mbola tsara!

Aza mora miakatra toa io ry Badolahy an!
Tsy nataotao fotsiny marina ny pseudo fa misy dikany.
Taiza no mbola nisy faritra hoe faly ny fianakaviana raha vao teraka vavy? satria tafita fa azo avadika saosy ilay fika. Farafaharatsiny vazaha lany mofo iray no azo. Ny lehilahy any tsy misy ilana azy fa toy ilay p^seudo ihany. Jereo ange ilay apondra nitondra ny firenena e!
Soa fa nisy ny vazaha mba nanatsara ny tanana fahiny sy mamelona ny mponina @zao. Raha za ialahy menatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583