Diégo

41. Herimiafina ( 29/07/2006 16:28)
Tandemo fa zah mahalala ampela menasofian spesialiste-n'ny Vodoo an, tonga de manindrotsindrona saribakoly izay, heinnn :^)
42. xxx ( 29/07/2006 16:33)

eeeeeee tena tsatsa HM kle :D:D:D:D:D efa voatsindrona be tany :roll::roll::roll::roll:

fa ny an'reny ndray nge tsy misy takaitra otran'ny an'ny gasy e. Mba voatsindrona kely fotsiny :-D:-D:-D:-D:-D

43. Herimiafina ( 29/07/2006 16:36)
Vita matavy knou, tonga dia any ampasana, fa tsy ampoizina leity fa na aty Zamerika aza mbola misy ireny hoe "mpahay azy" ireny klé. Mitsabo ilay rabainina dia manome ody fa toa mahasitrana cancer mihintsy hono klé.
tena ody vrais ody mihintsy klé.
de any amin'ny FBI misy departemanta misahana ny zafera maizimaizina toa izany mihintsy e! :^)
44. xxx ( 29/07/2006 16:39)

otran'ny ireny Idien (avy amerika) ireny otran'ny manao karazana odiody sy contact @ fanahy audela... ny spanique (mexicanina sy ny karazany) otran'ny manana zavatra otran'izany...

fa ny tena tsy milay anie hoe manin no tsy aparitaka ilay fika ra zavatra tsara no ataondry zalah e. Ce qui fait q hoe manao ratsy ohatra hoe manindrona izay mijoko ny ny jobany ihany no tena talentany :°):°):°):°):°)
45. Herimiafina ( 29/07/2006 16:42)
Manjavona hono ny pouvoara raha atao resaka komersialy leisy klé, izay no tenenindry leirony.

Fa ny tena henjana anie dia ireny karazana sort atao aman'olona na mampahalasa adala olona ireny hono e! Misy iny aty an! :^)
46. xxx ( 29/07/2006 16:50)

hay ve misy hidiran'ny pouvoara le izy e ? zany ve tsy mazie noira 8O8O8O sao de misy idiran'ny tena satana be @ zany kle. Nena zao ny pouvoira tiako le @ power rangers reny :-D:-D:-D:-D

fa le sort ve tena mande e, hoe tenenina fotsiny hoe tsisy fika tsony ela manomboka androany, de tonga mananjavona balita. Fa tsy hoe misy fofo mazia. Tsy mapino ihany kle. 8-)8-)8-)
47. pissoa ( 29/07/2006 16:52)
:-D:-D:-D HM-xxx-HM-xxx-HM-xxx sns
Azon'ody ngah :-w:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 29/07/2006 16:54)
xxx:

fa le sort ve tena mande e, hoe tenenina fotsiny hoe tsisy fika tsony ela manomboka androany, de tonga mananjavona balita. Fa tsy hoe misy fofo mazia. Tsy mapino ihany kle. 8-)8-)8-)


Raha mijorojoro iny izao ialahy, dai hitan'ilay olona dai jereny stara hoe aiza ho aiza amin'ny tany no misy ny alokin'ny lohan'ialahy, dia hitsahiny amin'ny tongony iny aloka iny, dai asiany zavatra avy eo.

Dia manomboka marary amin'izay ny loha mandrapahafaty an, mba kaozy e! :^)

Toa izay koa ny fandehan'ilay resaka sort.
49. xxx ( 29/07/2006 16:58)

tena manomboka marary marina ny lohako sao de nandefasan'la ody par internet za :-D:-D:-D:-D:-D

kozy ve le ?
manin ary ben laden no tsy mampiasa an'zany @ Bush e ? na ny vice-versa ?? tsy misy sans fil nga ny ody ?? :-D:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 29/07/2006 17:01)
Ka zia no mahalala raha ny odin,i Bush no mahery leisy! hehehehe=))=))
51. simplex ( 29/07/2006 17:07)
Herimiafina:

Ka zia no mahalala raha ny odin,i Bush no mahery leisy! hehehehe=))=))


ka ny odin'i Bush tsisy afatsy basy sy miaramila kou, satria tsy azo afenina ny anlery. Fa ny an'i Ben Laden, any anaty tendrombohitra any ve iza no hikihana an'lery eo :°):°):°):°):°)
52. xxx ( 29/07/2006 17:09)

fa ny arabo marina otran'ny misy manao fanafody kou an! :-w
53. Herimiafina ( 29/07/2006 17:19)
Ireny ry zalahy no tena mpanjakany an! Tadidio fa efa hatrizay no henjana tamin,ny famantarana ny ho avy izy ireny dai ny fanandroana e!

Fa izany eo ihany fa Diégo kosa ry zalahy masaka be an! Mihinana pakopako sy Boantamo dia asiana kely sirop au lait rehefa any tena favy an! :wink:
54. xxx ( 29/07/2006 17:26)

ka refa mahafinaritra ve ny joba tsy hafinaritra ny tanana eee :D:D:D:D:D:D:D
55. Herimiafina ( 29/07/2006 17:29)
Fa ny tena favy any ilay miodina kely makany Ambilobe manafika ao amin'ny Sirama. Misy rhum favy be tafakatra 95°Gay Lussac klé. Mba kaozy e! De miodina kely Ambanja avy eo manafika eny Ankify ladoany mitazana sipa tonga amin'ny vedety avy any Nosy be. milay an! :oops::-D
56. xxx ( 29/07/2006 17:37)

milendalenda fotsiny eto za kle 8)8)8)8)
tsy mazefatra be ve zany 95o zany kle :D:D:D:D
57. Herimiafina ( 29/07/2006 17:42)
Tsy mavesatar io kah, ny Dzamandjar ao Nosy be aza leisy 120°GL klé. fa tsy maintsy couper-na klou e, ny ahy couper-ko bebeks glasé tena favy be! :-D
58. xxx ( 29/07/2006 17:48)

:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
viva Diego :D:D:D:D:D:D:D:D
59. tovo ( 01/08/2006 06:10)
Miarahaba antsika rehetra
Tonga eto Antsiranana soa amantsara aho.
Mahafinaritra ny tanàna. Madio sady mba kalma tsara, tsy misy stress, tsy misy embouteillage, tsy misy taxi-be mitabataba. Ny tompontany koa tsy miavona fa mandray tsara sy mamaly daholo izay arahabaina. Hafa ny any Tanà, izy arahabaina indray no mangarika , na mandongilongy.
Tena mitady ho tamana mihitsy aho.
Aiza ary o misy toerana azo tsidihana aty.
Raha misy namana koa eto Diégo dia mba afaka miserasera. Mba vaio raha mety.
Veloma indray
60. Fiffi ( 01/08/2006 10:36)
tovo:
Hafa ny any Tanà, izy arahabaina indray no mangarika , na mandongilongy.
:roll: zany ve ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2653