Diégo

1. tovo ( 19/07/2006 13:26)
Hanao vacances iray volana any Antsiranana aho manomboka ny 24 jolay ka mitady namana hifanerasera fa ny ankabeazan'ny vehivavy any mantsy tsy miraharaha ny gasy kely fa ny vahiny be vola ihany no ifandrombahany.
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:51
2. lemenakely ( 19/07/2006 14:01)
DIEGO ry akama be sipa ah ! ....mandehana mankany TANA kely raha tena hitady sipa eh!!!!:-D
3. babalahy ( 19/07/2006 14:02)
Inona ary no ataon'ny sakafo raha samy tsy misy vola anareo roa.Sa ampisotroanao ranomasina izy.Aza tenenina ny sipa any aminay fa misy anabavinay any fa mahakamo ka.Anao rehefa tsy mahazaka de mangina.Fa tsy sipa jiaby manao an'izany.
4. fijo ( 19/07/2006 17:39)
tovo betsaka ao,sady mahafinaritra,fa mihetseha kely e
5. hery ( 19/07/2006 19:11)
http://serasera.org/namana/?rub=namana%2Fnamana&province=antsiranana fa ireo aloha no nametraka ny mombamomba azy hoe any antsiranana.
6. VIRGINIE ( 20/07/2006 05:42)
Dia ahoana izany!dia manam-bola atao frais zany nareo fa misy sipa namana eo @ 10 eo hiainga any ,namana daholo ireo a!
7. sarobidy ( 20/07/2006 08:50)
de mandende mankany ramena nareo mitsam mampiaraka e!
8. ravatorano ( 20/07/2006 09:12)
sarobidy
9. ramialy ( 20/07/2006 10:52)
tovo : aza generaliser na kosa, misy namana tezitra ange, ho an'izay tia vola de mi sint @ izay sinon, ianao kou vacancier mety malaza tampoka de mahazo bdb
Sarobidy : mi-salut an'i nosy lonjy:-D alou vao makany ramena, manaraka ny sisa:wink:
10. soanja ( 20/07/2006 18:25)
Ny sipan'i Diego dia tsotra sady tsy mba be zavatra takiana loatra. Mahafinaritra be mihitsy ary mahay mandray olona fa miankina amin'ny fomba hifandraisanao (attitudes) aminy fotsiny. Ankoatr'izay fahaizana mikôty no tena tokony hanan'ny tsi-1-1 ka na any Tulear na Diego na Tana. Raha tsy hanananao io dia namany perte ihany ianao. Mahereza e.
11. prime ( 21/07/2006 07:05)
12. tovo ( 22/07/2006 07:09)
Miala tsiny ary raha misy sorena @ le koziko eh.
Ny ahy koa resaka no henoko ka izany no atony hitondrako azy eto hangaloako toky sao maty antoka any fotsiny.
Mino aho anefa fa mety ho sipa vitsy ihany no manao io toetra ratsy io fa izany moa tsy maintsy misy eran'i Madagasikara na any @ tany hafa aza.
Niova indray ny progany fa lasa 15 jours fotsiny ary manomboka ny 31 juillet.
Tsaroako daholo ny akama rehefa mankany ramena aho e!...
Asa aloha raha ahita namana na tsia ?
13. dailynews ( 25/07/2006 15:08)
vao tany diego aho teo, mandehana miangona ao amin ny fiangonanan fjkm any raha te hahita sipa fa raha tsy izany dia ho sarotra be aminao ny hahita sipa hoe eny andalana fotsiny izao... . arakarak'ilay tadiavinao aloha e. sady izao koa anie vakansy ny ankizy ka mety lasa nanao vakansy ny ankabeazany e, sady ny sipa koa mailo raha vao vacancier ko, mankarary fo ireny.
14. Herimiafina ( 25/07/2006 18:34)
Ao amin'ny fjkm Antseranana ve ry daily? :-D
15. LEMOTA ( 26/07/2006 06:01)
Tsy mila mankany @ FJKM sns zany rangah fa eny an-dalana rehetra eny d'efa misy a, sady manao mini-jupe no betsaka na mamely aza ny varatraza, manaraka an'iny Avenue midina mankany @ bureau PDS mandalo ny Grand Hotel iny d'efa ôka fotsiny, tsy an-kifidy na mpianatra na inn, mirôdy ny fitenin-dry zareo azy, mazotoa fa zà vô avy tany
16. tovo ( 27/07/2006 04:33)
Misaotra ry zalahy @ hevitra ah!
F'angaha tsika tsy manana namana mihitsy any Diégo any no tsy mba misy ni mandray anjara eto @ty forum ity?
17. dailynews ( 27/07/2006 15:54)
Herimiafina:

Ao amin'ny fjkm Antseranana ve ry daily? :-D


ie..hahahha. ka mailo ny sipa raha eny andalana fotsiny koh...arakaraka ilay tadiavina aloha e.
18. dailynews ( 27/07/2006 15:57)
LEMOTA:

Tsy mila mankany @ FJKM sns zany rangah fa eny an-dalana rehetra eny d'efa misy a, sady manao mini-jupe no betsaka na mamely aza ny varatraza, manaraka an'iny Avenue midina mankany @ bureau PDS mandalo ny Grand Hotel iny d'efa ôka fotsiny, tsy an-kifidy na mpianatra na inn, mirôdy ny fitenin-dry zareo azy, mazotoa fa zà vô avy tany

arakaraka ny sipa tadiavinao io e, izaho anie tany nandritra ny andrompianako e, fanatro ny mentalite ny sipan'i diego. bien sur raha vazaha ianao dia mahazo eny andalana..izy indray aza no manantona anao. arakaraka izay tadiavin i tovo aloha io e.

19. prime ( 28/07/2006 07:01)
8O:roll:
20. tovo ( 28/07/2006 13:02)
Ka toroy hevitra za aho e
Aiza no ahitako namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7318