Diégo

21. soanja ( 28/07/2006 13:30)
dailynews:

LEMOTA:

Tsy mila mankany @ FJKM sns zany rangah fa eny an-dalana rehetra eny d'efa misy a, sady manao mini-jupe no betsaka na mamely aza ny varatraza, manaraka an'iny Avenue midina mankany @ bureau PDS mandalo ny Grand Hotel iny d'efa ôka fotsiny, tsy an-kifidy na mpianatra na inn, mirôdy ny fitenin-dry zareo azy, mazotoa fa zà vô avy tany

arakaraka ny sipa tadiavinao io e, izaho anie tany nandritra ny andrompianako e, fanatro ny mentalite ny sipan'i diego. bien sur raha vazaha ianao dia mahazo eny andalana..izy indray aza no manantona anao. arakaraka izay tadiavin i tovo aloha io e.




Tsy ekeko kosa izany e. Zah koa mba lehibe tany fa tsy voatery hoe ny sipa rehetra dia hanantona vazah na adalam-bazah daholo. Ireny amin'ny arabe ireny (hotels na mini-jupes sns) anie ka mitovy tsy misy valaka ny mivarotra entana any Tana ihany. Ka raha ireny no tadiavin'i Tovo dia Vazah tokoa aloha no tiany voalohany izay vao ny gasy sns. Fa tsy ireny daholo ny sipan'i Diego fa mbola betsaka sady mahafinaritra any ambadimbadika any. Mila mahay mampiresaka fotsiny hoy aho sady mahay mandray olona fa tsy vao hiresaka aminy dia hihevitra azy ho makorely daholo.
Mankanesa any amin'ny Alliance Francaise raha mbola misokatra any, any am-piangoanana araka ny volaza ery ambony na toerana misy fety fa tsy hotely dia ahita ny mbola lafatra ianao.


22. Herimiafina ( 28/07/2006 14:19)
Miombonkevitra amin'i soanja, omeko A- i soanja izany (85%) tamin'iny satria izaho mahita fa miankina amin'ny sipa tadiavina io.

Mitondra baolina i Tovo dia mandehana any amin'ny Cité la Glaciere amin'ny tranon'ny mpiasan'ny Secren iny fa any be sipa sady sportive no manja be! Mba kaozy e! :^)
23. soanja ( 29/07/2006 01:13)
Mampatsiahy zavatra isan-karazany izany cite La Glaciere izany. Hum hum te hody aho izany.
24. Herimiafina ( 29/07/2006 12:16)
Milay mihintsy retsy ry soanja tany klé. Asiana kely visite-n'ny star dia mahazo labiera gratos, favy iny an! :^)
25. Herimiafina ( 29/07/2006 12:17)
Ordre des dentista, fa tezitra eo ny medecin tsotra! :wink:
26. xxx ( 29/07/2006 12:29)

Rehefa avy namaky an'ity hevitra ity za de tapa-kevitra fa tsy maintsy ho any Diego :-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 29/07/2006 12:34)
Tongava any e! Tsara be any, esory ny volamena rehetra rehefa ho eny Ramena fa very any daholo, de aza homan-dambo koa! mba kaozy e! :^)
28. xxx ( 29/07/2006 12:43)

Fa ahoana l'tia ?
any moa sa any Ambato le otran'ny malaza be hoe misy panao fanafody... :roll::roll::roll::roll::roll:
29. Herimiafina ( 29/07/2006 12:48)
Any Ambato iny kah, fa na dia izany aza fady lambo ny Ramena dia fady volamena fa tandremo. :wink:
30. xxx ( 29/07/2006 13:13)

tena aleo zany makany Ambato ra izany, za zany te ho envoute mintsy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 29/07/2006 13:19)
Asaivo salakainy fotsiny ny kitoza atolotra ho an'ise dia voany ise, fadio ny bozinangatra fa le hotely misy sipa manja ireny aleha! Mba kaozy e. :^)

de rehefa voany ise dia aza matahotar fa ny tompombady ihany no hanisy albadira an'ise, sady gratos. :^)

Dia raha ho any dia mianara klou miteny ratsy fa izay no fomba! :}
32. xxx ( 29/07/2006 13:34)

de ahoana ny atao mba ho lasa dragon i balita??
sady ompaina le vadiny no amboarina eo imasony ve ?
33. Herimiafina ( 29/07/2006 13:36)
Tsy mety izany kah, tsy mampaisa ody tsony izy amin'iny fa kalaza be manpadoha izay! :-D

raha te ho dragon i balita dai tambavy tedavina! :^)
34. xxx ( 29/07/2006 13:51)

ka aleo le naturel ihany ka :D:D:D:D:D sa va re ilana exorcisme e ?

fa le tambavy kou otran'ny misy hifandraisana @ vevavy an! :-D:-D:-D:-D:-D

35. Herimiafina ( 29/07/2006 14:45)
Efa malaza any Dago izao ilay massage thai dai vehivavy daholo no manao azy, mba kaozy e! :^)
36. xxx ( 29/07/2006 15:44)

ary efa kobon'lisany ve le hoe nivadika bibilava ny balitan'le kofa fa nangalatra vadin'olona 8O8O8O8O8O8O8O
37. Herimiafina ( 29/07/2006 15:48)
Eisy efa nisy etuda momba an'ireny mihintsy leisy klé, ra- Guy Beloncle sociologue malaza izay no nanao etida-n'ireny!

Misy ny mivadika bibilava ary tsy vitan'ny mivadika fa tsy maintsy omena kaly fa manaikitra.

Misy koa ny tsy hita fa nanjavona dai tsy afaka mi-pisy.

Misy koa no lasa malemy, fa ity injay ilay vadin'ilay bandy ihany no mamely azy mba tsy hampirafesany.

Misy no miha-kely toa ny hita tany Senegal fahiny, afera nahatsiravina nalaza be izay. :^)
38. xxx ( 29/07/2006 16:20)

Hummmmmm,
ary ekspera mintsy nge ela zany e :-w
sao de efa tratra tany :-D:-D:-D:-D:-D:-D

de aona ny tohiny l'tia ?? misy fanafodiny ve sa voatery tsy maintsy mamahana bibilava mandramaty ??
39. Herimiafina ( 29/07/2006 16:23)
Ny fanafodiny dai toa miverian mifona any amin'ilay namely ihany e! tsy misy afatsy izay, lasa niverian nitady ilay antsy kely nariana tany antanimbary ry leirony vao mahazo ilay bocal misy ilay zafera hoentina any amin'ilay mpahay azy hanapetahany azy amin'ny rora. Gidraka an! :^)
40. xxx ( 29/07/2006 16:26)


^:^^:^^:^^:^

aleo hilamina kle :D:D:D

zay zany vao hoe aleo vadina- vazah ihany no angalarina :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236