hatraiza?
61. fasaly
(
13/07/2006 12:29)
sarobidy:
Hay ve nisy an'zany tato e :roll:! ary fasaly maharaka mamaly an ,
:-D:-D:-D:-Dkou zà namaly tao fa nisy xxx nandrehatra marina tao de namaly zà:oops::oops::oops:
fa voafafa dooly zay voasoratr'i xxx satria ni singné ps de.....fa tsy niresaka rery zà teo akory:wink::-D:-D:-D
62. Ralay
(
13/07/2006 15:01)
dadabe: zah efa tany no niala :-D:-D:lol: fa elà zao no hanaraka eo angamba :P
63. diamondra27
(
14/07/2006 10:06)
lanto: tsy mazava ve le resaka, andraso fa averiko indray le tiako lazaina
ralay: ohatran'ny tsy azonao koa le tiako lazaina
Inona hoy aho no tena ampiaasàna ny ps? Matoa manao ps dia mba tsy te-hiseho @ maha-tena ny tena ilay olona.
Ohatra hoe: diamondra izao de ps fa tsy tena izy; hery kosa dia sady ps no tena prénom,ka matoa tsy omena ny fanampinanarana de misy antony ao; ary matoa omena ilay prénom de fantanao fa izay no mety sy tsy mampaninona anao ny fahafantaran'ny rehetra azy.
Saingy ny teny atsipiko sy tiako lazaina eto @ ity dinika ity dia hoe: aoka re mba tsy hanonona anarana= NOM DE FAMILLE isika, satria tsy ilay tompon'anarana no nisafidy ny anarany; ka ohatran'ny manao tsinotsinona ny RAD ilay izy, ary tsy io olona io ihany no tompon'ilay nom de famille fa ny havana hafa ihany koa , toy ny mpiray tampo, sns...même anarana.
Tsy mi-ciblé olona aho fa ho an'ny rehetra ny dinika mba tsy hisy intsony ny toa an'izao.
Samy manana ny fandraisany azy avy ny tsirairay ka na dia hoe: hatsikana aza dia aza atao sangy mihoatra ny loha.

64. diamondra27
(
14/07/2006 10:12)
momba ny hoe: efa namoaka sy niteny prénom aho, tsy laviko izany ary mangataka pardon raha nanafitohina satria hatr@izao de tsy nisy hafatra tonga tamiko nilaza fa tsy nety ny nataoko.
Fa ny nom de famille kosa dia mba angatahina tsy ambara eto @ dinika
Dia miala tsiny raha tsy afaka mamaly anareo intsony noho ny antony tsy azo anoharana miseho eo @ fiainana :snif::snif: ankoatran'ny androany.
Niezaka tokoa aho namaly ity size ity na de izany aza.
Mino anefa aho fa mazava aminareo @izay ilay ytiako ampitaina.
Miala tsiny be de be tsy afaka mamaly intsony

65. dadabe
(
14/07/2006 10:22)
merci diams a, :D :wink:
jereo indray izao fa mbola hisy hiakatr'afo indray hamaly eto nefa efa hita izao fa anatra le izy :-D ary tsy mi cible na iza na iza tssss
zay miteny eo dia izy izany ilay mpandrehitra afo:evil:
tssss nareo ireto hoaa tss :-D:-D

67. dadabe
(
14/07/2006 10:35)
fa tsy i mamzz kosa klou le mpandrehitra e:wink: sa ahoana aky ry mamzz malala a:-*
69. fasaly
(
14/07/2006 13:46)
diam: ié nahatonona prénom anjy fa zà anie tsy maninona e! de rien aky tsy mila pardon zany, zà trin tsy sarotiny:wink::°):°):°) sady tsy tafitohina akory aza fa mba fampatsiahivana fotsiny hoe ifanaovana ihany.....:°)
70. Ralay
(
14/07/2006 14:23)
Ary i beberangory ve no mananatra sa i dadabe fa toa tsy azoko ntsony ty resaka ty :-w:D
71. fasaly
(
14/07/2006 14:43)
kay tsy voavakiko lay voasoratry i diam voaloha ny kay!
anjaso kalou hamaly farany zà! fa toa tsy mazava am diamondra kou lay izy.....
-Ny fifanononana na nom na prenom na toerana hipetrahana de samy tranga niseho daholo.
- raha nanonona nom zahay de tsy nilaza hoe i an no tompon'io.....
- Raha ny fandraisan'i diamondra azy indray hoe: fanaovana tsinotsinona ny RAD ny fanononana anarana, eny na dia hatao hoe ananran'olonkafa tsy fantatra no voatonona, de sy hisy tsony kou zany ny mpanao hatsika toy ry "francis turbo ohatra na ry gotleeb":wink:

72. fasaly
(
14/07/2006 14:48)
shhhh! azafady fa lasa tampoka lay izy!
ny tiko lazaina de raha ankasarotiny be otrzany ny fiainana de tsy maintsy ho tandremana dooly zao pitsopitsony zao.
DIA ny manaraka zahay efa niaky ny tsy nety nataonay de efa mazava beuh zany:wink::°)
de aoka lay oul tsy faly tam fanononana anarana no tena miseho hoe tsy faly fa tsy i diamondra no hisolo azy:wink::-D:-D:-D
Farany tsy ni ciblé oul i diamondra fa ni ciblé ankolaka anay satria ni visé an'ilay sizé nisy anlay fanononana anarana ka zahay nanatsiaro ciblé dooly satria mazava ho azy ny sizé n'i diam.
izay ihany ka! biz dool

73. dadabe
(
15/07/2006 14:45)
o ry fasaly a
ka ilay olona mety tsy miteny fa i diamondra kosa mba mipetraka @ maha mpananatra azy dia tapenambava ve ?? :-w ataoko angamba fa tsy misy tapenambava eo , fa tokony ho ady hevitra no atao fa tsy fankhalana an'i diamondra :-w:-w
Ralay> iray ihany izy roroa:@

74. yonikafopl
(
15/07/2006 15:50)
ooppss, fa nisy inn fona rankizy ato amin'ity serasera ity aaaaa, milamina de mifankatiava eeee:wink:
76. fasaly
(
17/07/2006 19:04)
dadabe: tsisy fahankalàna sy tampimbava kosa e!:wink::-* tena ady hevitra marinééééé
77. sarobidy
(
18/07/2006 10:38)
ary fasaly tsy mety afa-po annnnn , nefa i diam aza efa tsy hita tsony.