hatraiza?
41. MTN
(
10/07/2006 13:33)
mahita sen mihitsy nareo kah, ohatra ny avy nijery theatra izay aho namaky ilay izy
:-D
:-D
42. fasaly
(
10/07/2006 13:52)
MTN: ka io no zava nisy nandritra ny week end, io no masaka tao zara aza nisy jerena izany ianao:-D:-D:-D:-D:-D
43. fasaly
(
10/07/2006 14:44)
diamondra27:
OK ok ny @iny e!
fa za akory tsy mandroaka olona sanatria sady tsy manana fahefana ny @izany(sasa)
sao de oe: noho ity size ity no nahatonga anao tsy ho eto intsony
fa mbola averina indray :sao de miverina ny toa izao any aoriana ka ialàko
ka tsy de misy interêt lotra hidirana am aferan'ny oul kou ngeh fa tsy maintsy mefàra amzao foana e!
aleo zay voakasika ihany no hifampiresaka aza am manaraka....:wink::°)
45. sarobidy
(
11/07/2006 07:30)
Hay ve nisy an'zany tato e :roll:! ary fasaly maharaka mamaly an , mazava be ôtry ny karatr'i naivo fa de samia maka ho azy refa tsy mahay miara-monina e ...nefa tsy zay no tanjona eto (atsipiko) fa fihavanana , ny mba hampihavana antsika rehetra.
Teny kely tiko atsipy @ retraretra voakasik'ity resaka ty :"Aza mifanao an-dolom-po".Tsy sasatry ny namoaka ny azy zao io i fasaly de efa vita ny azy iny ary efa mazava.Raha mbola tsy madio ny fonao de avoahy eto koa fa izany akory tsy midika oe HIADY na HIFAMALY raha mamoaka izay tsy zakanao ianao fa mba tsy hankarary io fo(l) kely io de avy eo aza adino le oe TSIKY DIA AMPY e :P
Oupss lasa lava be , teboka!

47. fasaly
(
11/07/2006 15:41)
sarobidy:wink::wink::P:Pefa milamina beuh aky ny ranoa a!:-D:-D:-D:-D:-D fo rano mafàna iny fa rehefa mangtsika miverina am laoniny dooly:-*:-*:-*
48. sarobidy
(
12/07/2006 06:35)
xxx:naivo kely eny ambany avaratra e hihihi.
fasaly < milay retsy zany aaa , zay no tsara indrindra.
fasaly < milay retsy zany aaa , zay no tsara indrindra.
50. fasaly
(
12/07/2006 08:19)
ravatorano! ta pô compris veuh????:roll::-D:-D:-D:-D:-Dmazava ho azy satsia resaka manokana entre ankizy dimy lay izy:-D:-D:-D:-Dfa efa milamina fa aza manahy trony nareo e! ny namana namana foana:P8) misy ny fifandonana fa ny fahaizana mfamela sy mifampi comprendre ihany no baziny e!:wink::wink::wink:
53. Ralay
(
12/07/2006 11:10)
Hay ve misy sujet be ohatr'izao ato e ary rehefa nandinika aho dia koboko ihany ny tantara fa izay manao ihany kay no tena tsy mahatanty @ ty raharaha ity :lol:.Mody miafina @xxx daholo ihany nefa samy mifankahalala ry zareo an :-D manao pompier piromane passible 5ans de prison ferme et 150000€ d'amende =))=)) Aza manao refa tsy mahatany fa aleo ho an'izay mahatany ihany. Dia mirary anareo hifankatia daholo @zay e :lol::lol::@
55. dadabe
(
13/07/2006 06:17)
oupss saika hadinoko
izay mitady an'i dimas dia ato antranoko izy fa tsy avelako manoratra :-w:-w iza no tsy faly ??:-D:-D
izay mitady an'i dimas dia ato antranoko izy fa tsy avelako manoratra :-w:-w iza no tsy faly ??:-D:-D
57. lanto
(
13/07/2006 06:27)
Misy mpamelona afo mihitsy nge no asan'ny sasany e! Vao mba matimaty kely de tsofy indray ....