hatraiza?

21. fasaly ( 09/07/2006 06:54)
okay!!!!:wink::-*
22. dadabe ( 09/07/2006 10:02)
fa iza ary izany le size eto e :-w:-w

aleo mivoka ny tenanay fa toa resakareo mi -deux le izy:-$
23. fasaly ( 09/07/2006 10:08)
:roll::roll::roll::roll:tsisy pilansy tsony kou nge eo ry dadabe e! sady efatapitra ny film!!!!!!
ny sizé de oul raika izay ihany ka!:wink::-D:-D:-D:-D
24. dadabe ( 09/07/2006 10:15)
:-$atao inn pilasny le?:roll::roll: sa...le apetraka ao @ derika mba tsy ho gorobaka ve ?:roll::roll: ngah toi tsy mbola gorobaka le:-D:-D
25. fasaly ( 09/07/2006 12:09)
:roll::roll::roll::roll:in zany gorobaka! talata gorobaka veuh! mbola mihidy vazana beuh ka!:wink::°)




xxx
26. Mifenty ( 09/07/2006 14:51)
fasaly>
ra nandray anjara teto Jesoa dia efa avotra enao. :-D:-D:-D
27. fasaly ( 09/07/2006 15:47)
mifenty zany veuh????zà no sambatra njinja zany:-D:-D:-D:-D:-D
28. dadabe ( 09/07/2006 16:17)
:roll::roll:
29. diamondra27 ( 09/07/2006 20:08)
:evil:
30. hery ( 09/07/2006 20:49)
Ary misy mpandrehitra afo eto mody manao xxx kanefa kay mpandray anjara ihany.

Mody fanina kanefa vao avy nanoratra...

tsss
31. fasaly ( 10/07/2006 03:58)
hummmmmm! njay lay efa nahiako:-D:-D:-D:-D:-D tsatsa njay klou i xxx an! zà efa milaza atsy am dinika hafa hoe ajanony amzay wa! iza aza izy io:roll::roll::roll::-w:-w:-w tena fanina ny loha marinéééé!
32. sasa ( 10/07/2006 04:23)
Misaotra anareo namako rehetra niaraka teto hatramzay, aleo za hijanona ho mpamaky angamba manomboka eto fa tsy handray anjara tsony, mazotoa daholo.
33. mamzelkely ( 10/07/2006 05:35)
fasaly ny tena tsara angamba de aleo atao eto ny fifonana

izaho mamzelkely(tiko apina ko fasaly sy sasa fa sao de bedy eto njay)mpikambana mavitrika eto am serasera dia maneho ny fifonana tamin'izay ankizy voatonona anarana teo amin'ny dinika fa ts natao hametavetana akory ny zvt natao fa mba sangy toy ny rht ihany ka ra nahatsiaro ho voatohana ianao dia miala tsiny indrindra rano raraka iny fa ts azo rôfina intsony fa ny amin'ny manaraka no tandremana :)

de tsiky de ampy amizay oziz seo zay :):-*:-*:-*
34. diamondra27 ( 10/07/2006 06:04)
OK ok ny @iny e!
fa za akory tsy mandroaka olona sanatria sady tsy manana fahefana ny @izany(sasa)
sao de oe: noho ity size ity no nahatonga anao tsy ho eto intsony

fa mbola averina indray :sao de miverina ny toa izao any aoriana ka ialàko
35. dadabe ( 10/07/2006 07:09)
ary betsaka kay ny olona tsy mahazaka ny fahamarinana rehefa lazaina , hahahahaa:-D:-D:-D


sonia: zah hirarah!!
36. fasaly ( 10/07/2006 09:20)
dadabe a! iza no tsy mahazàka ny fahamarinana kosa! raha smy hitsikera sy hitsongoloka kely ny pitsopitsony ange mahitza dooly raha te hiteny e! i dadabe kou zao tamin'io dinika io nilaza hoe tratra i nirina mipetraka any belgik de raha mora tohina kou lay oul mieptraka any belgik de hamoaka antso avo beuh toy ity dinika ity kou veuh
raha i diam kosa tadidiko tsara efa elabe, tokony namaly ahy tamin'ny hoe fasaly tamin'ny dinika nadraisana anjara de novalianao tsotra izao hoe
fanja , zà anefa tsy nanao reaction hoe inona ka raha mora tohina sy malahelo koa zà zany de ahoana...
io wa hifanaovana ihany fa zay mahay mikabary ihany zany no otran'ny manana ny rariny an!
fa dia izao rehefa mba ni s"excuse" lay ankizy de raiso ampitiavana be lay izy ary aza hitarina atao mivoaka ny sizé fa lasa nivadika fopla beuh
.... izay ihany ny mahavoa rehefa mba hoe manana ny rariny kely de manararaotra, nefa anie mbola marihiko eto fa tsy nisy mitsy famaritana hoe i ps zao no tompon'ny anarana zao e! io kosa de mitàna an'io hatramin'ny farany zahay ary hananay ny rariny koa! de mazotoa dooly

sasa: aza miala aky fa njy kouuuuu!:-*:*
37. mamzelkely ( 10/07/2006 10:17)
za ts te hanitatra be an le resaka fa ataoko angamba fa efa vôlazan'i fasaly avokoa ny rht fa le izy tokony horaisina toy ny sangy rht fa ra hanotany ankizy za zao hoe iza aza le anarana voatonona atsy ambadika atsy de hisy hahafatatra ra ts zay olona mahafantatra anazy ihany mais bon ôtran'ny lasa diso hitarina be lôtra le resaka pour qlqchoz qui n'en vaut même pas la peine ka ra ts tianareo ho fatatry ny olona aza le izy manin no atao hitatra be ôtran'izao?? izao vô maika fantatry ny olona zao we iza no concernés am le resaka fa refa mba nihaiky ny fahadisoany ny olona de raiso ftsn de basta fa ts hanaovana resaka be ôtran'ny inn ôtran'izao

refa ts ho raisinareo le excuse de aleo hiverina aminay fa ts manin mitry olombelona ny tena ka mety ho solafaka
38. dadabe ( 10/07/2006 12:16)
:-D:-D:-D:-D:-D

zelikely sandoana


zah hirarah:°)
39. fasaly ( 10/07/2006 12:39)
hummmmm! niverina am laoniny ny mabiansy an!:°):°):°):wink: mahafinaritsa:°):-D:-D:-D:-D:-D
40. mamzelkely ( 10/07/2006 13:12)
ieuu aleo hiverina amizay mahafinaritsa fôna :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0058