hatraiza?

1. diamondra27 ( 08/07/2006 11:41)
Nataoko eto ity satria eto @ ity rubrique ity no miseho ny tantara

Mahita ny resaka hatsikana eto aho, dia mahita fa lasa lavitra be ilay sangy na dia hoe: hatsikana aza no anaovana azy.

Mety hampitsiky ny sasany fa mampalahelo ny hafa.

Inona moa ny tena but @ ny hoe: fanaovana ps?
Matoa ianao manao ps dia misy dikany izay, ary matoa koa asehonao @ ps ny tena anaranao (toy ny an'i hery = sefo Mr l'admin ),dia safidinao izay.

Tsy tokony hifanaja ve isika rehetra eto.Aiza ny mahagasy antsika ,anefa ireharehana fa ity site ity de natokana @ fomba gasy ary tokony atao teny gasy , ifaneraseran'ny gasy...
Eny fa na dia hoe: mpinamana izany aza dia tsy tokony hanao tsinotsinona ilay namanao ianao fa mba hajao ny safidiny.

Ny anarana dia tsy ilay olona tompon'anarana no nisafidy azy fa ny ray amandreniny no nanome, koa aoka mba asiana hasina ny RAD fa tsy tevatevaina tahaka izao.

Misaotra anareo
novalian'i booboo ny 29/07/2006 20:05
2. fasaly ( 08/07/2006 12:01)
diam a! efa nifandamina tany ambadika dooly zahay aleo resakay mankana lay izy ary samy nahatsapa fa diso
ampy angambazay fa aza atao resaka lava beuh fa mandreraka beuh
fangah de misy olona tongalafatra fa mety misolafakamanao fahadosoana dooly ny rehetra:°):cry::cry:
misaotra!!!!!:-*
3. fasaly ( 08/07/2006 12:02)
mba misy anarana oul hafa voatonona kou teo fa tsy natao hisy olana beuh akory izany!!!!!!!!
mahaiza mandray ny excuse ny sasany e! izay ny maha fiaraham onina ny mpiara-monina:-*
4. fasaly ( 08/07/2006 12:06)
tsy hitako zay manatevateva sy fanomezana hasina ary fanaovana tsinontsiona amlay izy fa gravy kou lay zavatra raha hitarina otrzao an!
efa mba nifanoratra sy nangataka excuse tany ambadika lay namana rehetra tao am hatsikana tao de mbatokony any no mifandamina sy mifanaraka fa tsy eto no hotihizana ndray lay izy
misaotra an'i diam.....
5. tsoupou ( 08/07/2006 13:24)
Mahaiza mifandamina e, rehefa nisy ny fifandaminana d'efa milay zany fa aza itarina be lé resaka.
Mandehana ao am Vetso Tononkalo dia vakio lé SABLE ET PIERRE ao dé ho hitanareo, indrindra i Diamondra27.
Fananarana io fa tsy blagy akory na blaogy.
Tohizo ampilaminana sy ampanajana ny serasera.
6. fasaly ( 08/07/2006 15:11)
oujyyy! ka hilelapaladiha kosa veuh zany no hatao
taoko sam manao eto ihany fa rehefa mandeha am aradalàna lay ankizy de hitarina foana kou veuh lay resaka, sady tsy nisy niteny mitsy tao hoe i veromanitra anie no i fasaly aminy, na i josefina no mamzelkely aminy, tsy nisy famaritana mitsy tao ananona tao fa ny anaranay aza mbo votonona fa je reste zennnnnnnn tsiky de ampy de biz dool ho anzay tezitsa:wink::-D:-*:*:*:*:*
7. fasaly ( 08/07/2006 15:22)
ny tiko lazaina efa mba nandefa excuse tan am pv lay ankizy concernés rehetsa indroa intelo ho anlay ankizy tezitsa zà kalou tsy tezitsa nefa tsatsa :wink: sady tsy hitako ny zavatra gravy beuh teo satria tsy nomarihina mahitsy teo hoe i nirina anie no fasaly ohatra na i voatabia no sasa ohatra (sasa:wink::°):-D:-D:-*:*) fa de mbola velompanontanina foana hoe iza ilay nirina na lay anarana hafa voatonona, ny anarana kou nge tanimboanjo e! betska ny oul anana anarana mitovy tsy misy valaka, ka tsy de hitako lotra no hanaovana antso avo otrzao fa efa mba nifanoratra tany ambadika de tokony ho vita any izany ary aoka mba entre an'izay ankizy voakasika ihany lay izy fa tsy voakasika inao de aza miditra aloha
misaotra indrindra
biz dolly de mitohy ny ambiansy! mitohy ny lanonana
mitohy ny fifankatiavana sa ahoana ozy nareo:-*:-*:*:*:*
8. xxx ( 08/07/2006 16:03)
xxx ihany izany no tian'i diamondra?
9. MTN ( 08/07/2006 16:05)
:-D
10. fasaly ( 08/07/2006 18:33)
:roll::roll::roll: fohy hehy i MTN mariné! :-D:-D:-Dmanja ka!:-D:-*
11. Lalah ( 08/07/2006 19:00)
Fa resaka inona zany fa tena tara train za e? Fa misy inona aloha ry reto an?
12. fasaly ( 08/07/2006 19:58)
lalah araho moramora ao e!:-D:-D:-D
13. dadabe ( 09/07/2006 01:52)
oadray le inona koa ity resaka ity ?8O8O
14. fasaly ( 09/07/2006 05:38)
xxx: tsy mahana fa nahatsapa nanao fahadosoana izahay ka! ary efa nanoratra tany amilay ankizy tezitsa azonao veuh??aza miditraraha tena tsy maharaka aklou.....
ary zà concernée mahatsapa tena diso de inona no tokony hiafenako fa matoa no lancé-na ny resaka izay navoakan'i diam de misy ny tokony hamaly de tsy iza fa izahay conernés ihany...kou tsy marina veuh zany klou!!!!:roll::roll::roll::roll::roll:

efa nifona tany amalay oul nilaza fa voatonona anarana indroa intelo zaho manokana kalou, kanefa izahay kosa tsy namaritra akroy hoe i veromanitra no i zelkely ohatra, mbola fanina dooly ny oul hoe iza lay i nirina ohatra.....

ka tsy hitako no hidiranzay tsy maharaka amalay resaka fa aleo entre nay sam mifankahalala anarana mankana ny resaka ary tsy hotohizana hatao resabe ,
eto indray akory fa misy ny pv de any zay no mifanaraka, sady ny tsy azoko oul tsy concerné no aviavy beuh mamaoka ity hevitra ity sa veuh te hatao hoe mahay mikabary:°):-D:-D:-D:-*

sady xxx a! jereo arokatra ambadika fa nanonona hoe i fasaly mazlekely, mifenty donc resaka mitohy hatrary ka hatraty ilay izy mazava ho azy....hummmmm!
rehefa tsy maaraka wa aza miditsa mitsy fa ridicule beuh:{:{:{:{
15. fasaly ( 09/07/2006 05:46)
xxx: hevitra zà mahatanty mahitsy ary mahita ny hatoko ka! tsy mandositra mahitsy zà fa raha io resaka manokana momba anay de efa nifanoratra zahay wa tary ambadika ka tsy hitako no hanitarana azy eto fa resabe tsy de hidiran'ny namana hafa akory lay izy ka ny namana hafa no ho voalengelina am zay resaka anara tsy voafaritra akory ny tompony
mba voatonona tao konkou ange ny anarako e! fa zà veuh hiantsy avo eto amzany, sady tsy tezitra aho no tsy malahelo amlzay ziysatria fatako fa natao hatsika lay izy de noreveko manja ary hitako faly avanja ny ankizy rehetrta de zay no mahafinaritra indrindra...mino aho fa azonao tsara ry xxx ny fandehany ary jereo aloha any am dinika hafa teo alohan'ity dinika ity ato am hatsikana ihany izany de hazava aminao koukou lay resaka an!:°)
16. diamondra27 ( 09/07/2006 05:47)
Misaotra ny namana namaly rehetra

Izaho akory tsy ni-ciblé olona raha nanoratra ity fa kosa ny mba hitsinjovana ny andro merika @ manaraka no nanaovako azy. Samy manana ny toetrany avy ny olona, ao ny mahatanty ao ny tsy mahatanty, zavatra tantiko mety tsy ho tantin'ny hafa ary vice-versa.

Ka dia izay izany e! vita ny ahy ny adidiko.

fasaly:midera anao @ fifonanao na dia tsy izaho aza no tandrifiny.

17. fasaly ( 09/07/2006 05:52)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-07-2006 16:50:27
Lohateny : Re : afakafaka a maita
Mifenty: fa inona ny but @ ilay fahitàna an'ilay nirina e?

Mamz,fasaly:naninona kosa no dia avoaka toy izao ny anaran'ny olona

tianareo ho fantatry ny hafa angahA ny anaranareo de anaovanareo expérience aloha ny hafa?

samia mandinika fa matoa ianareo miafina @ ps-nareo dia tsy tianareo ho fantatr'olona ny tena momba anareo sauf les amis(es) proches.
Dia mba omeo haja ny hafa.

Sa izaho kosa no tsy maharaka?



xxx: io ny dinika nadeha tan ambadika tany raha tsy arakao an! de aza miditra am resk'oul tsony raha tsy maharaka lol!
ary maninona mou no miafina ambadiky ny xxx ihany kou raha enao milaza io fa tsy mahatanty dinika zà au moins zà miseho am maha izy ahy fa ianao par contre miafina beuh donk inao no tena tsy mazava an!:wink:
18. fasaly ( 09/07/2006 05:59)
diam :zà alou tsy de faly am lay hevitra ndry e! satria efa mba vita tany ambadika lay izy de tohizana teto ihany fa bon! zay no fantadry fa mety tsy olana misy hitandreman'ny hafa am manaraka fa ny hevitra de tsy miova ihany, tsy nisy famaritana mitsy tany ho any hoe i nirina no i mamz aminy na i mifenty aminy, mazava ho azy ange ny voasaratrao eo ambony e! fa tsy hoe raha nilalao tao amin'iny dinika iny ny nakizy de hoe hanao tsinotsinona sy hanatevateva sy tsy hanaja oul akory satria marihiko foana fa tsisy anarana voafaritra mitsy tao hoe i ps anona no manana io narana io.....
ataoko fa mazàva zay de aleo hijanona hatreto fa raha mba misy zvtr tsy haritra am sisa de manoratra manokana any amin'ny ankizy fa tsy hatao natso avo otrzao fa eto am dinika eto hifandraisana n'ny ankizy anjara....fa ny dinika privé any ambadika any:wink::-*:-*
19. fasaly ( 09/07/2006 06:40)
diam: vita amzay ky zany a! biz beuh amzay klou!:wink::-*:-*:*
20. diamondra27 ( 09/07/2006 06:46)
fasaly: efa oe: vita izany de vita fa sao de miitatra eto indray 'ty resaka ity.
Raha te-hahalala ny nampiteny ahy @ le fanevatevana ny anarana ianao de aleo any ambadika fa tsy eto.

Averiko ihany fa ho an'ny be sy ny maro no nanaovako an'ity eto fa tsy olona iray na roa monja, ka izay mila fanazavana de any ambadika raha azo atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3511