Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?

1. Fiffi ( 29/06/2006 20:29)

Hono hoa ry zareo: Inona kay ny sakafo efa nohaninareo azontsika hatao hoe "particulier" Ohatra hoe : sokatra ? saka ? sns.......tsara ve ? natsiro ? mbola hanandrana ve nareo @ manaraka ?

-Zah aloha de efa nihinana fe-sobakaka eh! heu....nanandrana fa tena tsy latsaka mihintsy. Ary ny anareo ?
2. vale ( 29/06/2006 20:37)
Fiffi: zà koa efa nihinana an'io fa tiko le izy:°):°)
le fean-tsobakaka:-D:-D:-D

:miam:ny hena trandraka koa tsara be rehefa atao fumée mmmmm!!:-*
3. zefa ( 30/06/2006 02:11)
ny ahy trandraka sy ravitoto no tsy maintsy nohaniko nadritra ny 2 volana
saika hihinana ramanavy koa za fa tsy sahy any atsimo any mantsy betaska reny de mihinana azy ny olona
ny sokatra oa efa nohaniko
4. xxx ( 30/06/2006 02:35)
Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?
particulier? zany oe sous forme de particule?

valiny: SNOT :-D:-D:-D:-D
5. vale ( 30/06/2006 06:59)
Zefa: ny trandraka oà matsiro e! try mifanalavitra @ hakisoa ny tsirony!;-);-)
6. fraz ( 30/06/2006 07:09)
Izaho efa nihinana sokatra fa matsiro be. Fa tsy azo atao bdb fa miraikitra ao am-bava foana.
7. kally ( 30/06/2006 07:40)
xxx:

Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?
particulier? zany oe sous forme de particule?

valiny: SNOT :-D:-D:-D:-D



Dain!!! pouah!
8. boubounezy ( 30/06/2006 12:16)
za kia efa ninana bibilava, dé saka dé tortue dé lapin dé herisson dé voay dé ramanavy dé sôbakaka dé singe dé oulll no tena matsiro =))=))=))=))=))=))=))=))
9. soasoafy ( 30/06/2006 12:46)
cuisse de nymphe nge efa betsaka e,aty @nay eny @ poissonnerie de efa feno.
Efa saik nohanik avoko ny sokatra;bitrovoalavo;ny trandraka no mbola tsy nohaniko.
10. vale ( 30/06/2006 13:07)
matsiro io akia ry soasoafy an!!:)
ié,;-) cuisse de nymphe akia soasoafy à!:wink:
11. vale ( 30/06/2006 20:04)
boubounezy: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. boubounezy ( 01/07/2006 10:17)
(l)njy njay ve dé tsy efa ninan'oull?? hahahahaha:-D;-)
13. vale ( 01/07/2006 14:20)
:idea::idea::idea:
14. tisera ( 02/07/2006 05:53)
tena tiako tsara aloha ny ahy fe-tsaobakaka r'ireto an! nailay lehibe any dago , na ilay madinika kely frais eny dago vidiana ery @ petite vitess : lomana tongolo gasy tapak'andro miaraka @ sira dia endasina ; na ilay madinika surgelé aty asiana tongolo gasy sy persil :miam::miam: fa izaho koa efa nihinana henam-boay : toy ny trondro : tsara ; ao @ crocfarm ao Ivato misy manao an'io fa tany Nairobi -Kenya no efa nihinanako karazan-kenam-bibidia isan-karazany : elan , elephant etc... restaurant spécial carnivore io : tsy te-hihinan-kena intsony mandritry ny 2 na 3 andro avy eo.....
15. rapala ( 03/07/2006 07:31)
Inona kay izany trandraka izany?:oops:
16. vale ( 03/07/2006 11:24)
rapala: ohatry ny sokina izy, rah tsy mahay sokina koa nefa tsy hahalala azy!:-D:-D:wink:
17. diamondra27 ( 03/07/2006 12:42)
atodimboay tenatsara ka,de fano koa
18. kally ( 03/07/2006 14:32)
Ny ahy kapitsitsina sy anoano(karazana biby) nolelafina:( marikivikivy be.
19. rapala ( 04/07/2006 06:37)
vale: mamely akaiky njy an:wink: ary sokina ve ilay matsilotsilo toy ny fanjaitra ireny sa?:oops:

kally: milelaka biby ve njy retsy, tsy aleou milelaka vosary makirana?:-D:-D
20. rapala ( 04/07/2006 06:40)
ny ahy indray ilay sakafo écossais 'haggis', mmm, matsiro rehefa tsy fantatra ny ingredients, hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085