Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?
21. vale
(
05/07/2006 20:54)
rapala: hihihihihih, ie, herisson akia a!:wink:
kally::D mahita zavatra mihintsy akia ndry kah!!;-);-)
kally::D mahita zavatra mihintsy akia ndry kah!!;-);-)
22. rapala
(
06/07/2006 11:55)
ok! vale - de ahona aloha no fikarakarana ilay izy é, sa efa misy mivarotra 'vita'? De ahona kou ny fisamborana ireny, ny misambotra akoho aza sady mampihomé no mandreraka.. tina ho fantatra daholo izany ry vale zay voa mitsoboka:-D:-D:-D
23. vale
(
06/07/2006 21:22)
rapala: ngah ndry voatery hihinana eh!,,,,,euuu,ny fikarakaraina ilay izy aloha de tsy haiko e, fa efa misy efa vita , sady efa fuméen-dry zareo ihany koa ilay izy @zay, dia iny indray ny anay no avadika andrahoina miaraka @ tongolo isankarazany sy voatabia sns, e,mmmmmmm:miam::D! raha te hisambotra ve moa indry:lol:? hihihihihih:P
24. rapala
(
07/07/2006 07:46)
vale: ndry kou masika a:), eny alou e, tsy votery hihinana aza fa mba mahalina akia satria tsy mba fanao sy fahita matetika... fa iza no mahalala indray andro any mety ho vofitakany namana hoe kisoa akia io nefa trandraka:wink: Efa vou an'izay manko za talou:evil:
26. rapala
(
08/07/2006 07:21)
vale:an3, mila fantarina ihany kou, so d alika no hendasindry zala eo d mody lazaina hoe vorontsiloza io:-D:-D:-D:-D
27. dailynews
(
10/07/2006 18:08)
ka izao anie ry reto e, na hena inona io na hena inona, rehefa endasina tsara sy asiana lasosiny tsara dia matsiro foana.... koa asakasak'izay hihinana voalavo na kiraro vita amin ny hoditra sns, fa dia mety hatsiro tokoa an..lasosy matsirobe no atao aminy koa. ny ahy aloha dia akoho, omby, kisoa(mahalana), trondro ihany e
29. rapala
(
14/07/2006 09:23)
nona sahady izaho mamaky ity, hmmm, f'aza kosa tsy hihinana henan'alika an!:)
31. naughtyboy
(
23/07/2006 09:47)
ny hafa nandramako ndray de atsantsa somary mahery fofona sy tsiro,kangoroo mafy2 hena koa,voay ,bitro
32. ferrari
(
25/08/2006 19:26)
Iza efa nina pave de kangourou, le hena matsiro : mena mena misy sauce au poivre
33. mandrindra
(
29/08/2006 10:04)
izaho efa nihinana bibilava , natao lasopy, saka noritina fotsiny natao nahandro gasy. fa samy matsiro daholo ireo.
dia efa nihinana soherina, karazana fanday, koa aho fa tsy dia voako loatra
dia efa nihinana soherina, karazana fanday, koa aho fa tsy dia voako loatra
35. titis
(
17/10/2006 20:03)
Ny ahy ny huitre no tena tsy tafidina mitsy,fa ny hazandranomasina ny ahy no tena sakafoko,afatsy antsantsa,voay,requin), fa ny biby fiompy deh rah tsy hitako vonoina eo iny tsy mihinana aho.
37. kitjo
(
19/12/2006 11:17)
ggrrrr
rajako?
ny atidohan-drajako hono no tsara be..fa gggrrr..tsy sahy anzany aho!
ny ahy aloha bibilava sy voay ary fanihy no tena tiako...trandraka sy sokina koa!
rajako?
ny atidohan-drajako hono no tsara be..fa gggrrr..tsy sahy anzany aho!
ny ahy aloha bibilava sy voay ary fanihy no tena tiako...trandraka sy sokina koa!
39. kitjo
(
19/12/2006 19:19)
Za mbola te hanandrana alika fa aty raran'ny fanjakana dia tsy misy..
taloha aho nilaza tsy hihinana mihitsy fa izay nanandrana anefa milaza daholo fa tsara
fa tsy alika any Dago aloha e..hahaahha
ny lambo raha tsy mahay mahandro azy malany be ny fofony an! fa tsara koa refa malemy tsara!
Akanga...tsipoy...sadakely(canard sauvage). takatra...
ggrrr za tsy tia concombre de mer..le poziny velona foana ao antsaiko..

40. ikaretsaka
(
20/12/2006 03:32)
any chinatown misy alika raha aty US fa mila mahay fotsiny sy manontany
izaho efa ninana fa sady voalohany no farany. hihihi
ny vorona rehetar aloha de tsy mihinana aho .. na akoho aza
aleoko voay!
izaho efa ninana fa sady voalohany no farany. hihihi
ny vorona rehetar aloha de tsy mihinana aho .. na akoho aza
aleoko voay!