Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?

41. kitjo ( 20/12/2006 06:04)
ny olitra avy @ alika koa hono tsara be...hahahah...fa za aloha tsy hihinana e...sakafo luxe ho an'ny sinoa io..lol

afa-tsy hoe tsy fantatro ilay, zay ndray hafa!
(zany hoe vonoina ilay alika dia avela hijanona ao, sokafana dia aveo zairina dia avela hiteraka olitra dia rehefa lehibe tsara ilay olitra vo alaina hanina...ny avy @ fromage koa...)

ary aty vitsy no mihinanan fromage amin'izao afatsy ny oe @pizaa..fa lafo ny fromage an...fa io angalana olitra io no ampiasandry zareo fromage fa ggggrrrr
42. latina ( 31/01/2007 12:08)
za efa nihinana zanaka voromailala natono, tsipohy, voay, atsantsa, do, fa ny alika aho no tsy sahy fa efa teo ambony latabatra niaraka tamina sinoa maromaro no nitsoaka vao nahita ilay tongotr'alika mainty be noprésentena niaraka teo amin'ilay plat, luxe be hono izany hoe henan'alika mainty izany.
43. ikaretsaka ( 15/03/2007 17:15)
fa androany aho nihinana Slugs (limaces) miaraka @ creme de groseilles.. fa tsy de ratsy de manao ahoana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387