fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?

81. prime ( 17/07/2006 12:00)
cutie> et ça recommence... "seul sur la plaage, les yeux dans l'ôôôôôô..." izay mooooa???:-D:-D
ny ho ataoko an! haka tabouret kely dia hanao grillade poulet kely dia... maka toerana dia...:-$ discret nefa sady silencieux... he!he!he hitako aby rah ataonareo io...:-D
82. cutie ( 17/07/2006 18:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
83. mandrindra ( 18/07/2006 07:12)
cutie:

mandindra tsy mahita n'in nin i rapala ka:wink: misena fotsiny
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 12-07-2006 15:02:25
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
cutie, ty zaho koa tsy hita ahoana aza

I aino koa hon te handeha any @le plazy e :-D

ento i aino raha te ho avy, ny tonga tsy milaza aza ireto efa mihamaro ko

84. prime ( 18/07/2006 08:20)
85. cutie ( 18/07/2006 12:13)
lol
za tsy handeha fa aleo izy no ho any :-D
86. mandrindra ( 18/07/2006 12:16)
:cry: fa maninona ianao no tsy ho avy
87. cutie ( 18/07/2006 12:19)
ohtran'ny be loatra ny ho any koa:-D
88. prime ( 18/07/2006 12:22)
:-D:-D
89. mandrindra ( 18/07/2006 12:23)
cutie, ary maninona moa raha alefa any daholo ireo olona ireo dia any ankafà indray isika no andeha :wink:
90. cutie ( 18/07/2006 12:24)
:-D:-D:-D:-D
zay mitsy no andrasako:wink:
91. mandrindra ( 18/07/2006 12:33)
prime, aino, rapala, sy ireo rehetra te ho avy, amin'ny asabotsy hariva izany no fotoana eo amin'ny moron-tsirak beach, tongava maro (ary aza misy mamaky ny tohiny intsony sao miseho miova hevitra eo an) :D

cutie, isika indray izany ery amin'ny tora-pasik plazy no andeha :wink:
92. prime ( 18/07/2006 12:34)
:roll::-D:-D
93. cutie ( 18/07/2006 20:37)
cutie, isika indray izany ery amin'ny tora-pasik plazy no andeha
raikitra:lol::wink:
94. rapala ( 19/07/2006 04:17)
mandrindra: tsy fantatro alou ny momba any prime sy aino fa za tsy hande, midongy b za:-D
cutie: d ao izany akia, ela ny ela, ho irery nareo mitsam, tsy misy mpitsikilo:wink:
95. prime ( 19/07/2006 06:34)
Za ts maints mitsikilo...:-w:-D:-D
96. mandrindra ( 19/07/2006 07:22)
cutie, efa mientanentana ery aho miandry an'io andro io :lol:

rapala, mandehana midongy any amin'izany hidongina any fa tsy koi

prime, any morotsriak beach any mitsikilo e
97. booboo ( 19/07/2006 09:06)
zaho koa klou hijirika e ! :-D:-D efa vonona ny pop-corn ato :-D:-D:-D

98. cutie ( 19/07/2006 10:45)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-07-2006 12:22:51
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
cutie, efa mientanentana ery aho miandry an'io andro io
@ firy moa le izy :wink:
99. prime ( 19/07/2006 12:48)
Hitondra canon b ilay b mm ireny dia manao paparazzi kely @ io ho!ho!ho!... Ny poulet grillé épicé misy fisotro kely dia mety tsara... he!he!he... Izay te hiaraka amiko mila manao réservation mialoha...:-D:-D
100. cutie ( 19/07/2006 12:48)
manao pub i prime:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057