fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?

1. Aino ( 29/06/2006 12:34)
ity izany hono ilay tononkalo tary @ tononkalo vetso tary tsy tadidiko hintsony hoe iza no nanoratra ahy, fa dia manotany tena aho fa tao ny ankabehazany hireto sipa voatonona ato hireto to samy tsy misy hinta hintsony?

sipa gasy


Bouounezy, Akamatiana
ry Fasaly, ry Grace
na Chrisy, na Tahiana
manja hoa ny sipa gasy

ao Rrasoa, ao ry Koely
Yonikafopl, Vyvy
samy sipa manjakely
mmm...! mampitsiriritr,ery!

na Hasinag, Ainna
Haingokely, Miramar
sarot'aminko ny handainga
fa maro sipa i Gasikara

Lawrenmino, Winseley
ry Fifi sy Baozomah
tsy hadino Britney
mmm..! aoka fotsony hoa zalà

na Martchoumimi
na ry Explosion
samy mahatehotia
E! Maditra, attention!

fa misy iray'izay tsy ho tononiko
'lay namako mpitantana ahy
aleo izy mba ho koboniko
fa sao dia lasan-dry zalahy!!
2. cutie ( 29/06/2006 12:38)
Ary njy mitady ny tsy hita foana a
3. Aino ( 29/06/2006 12:41)
cutie ka efa zatra t@ hireny anky ah, sady aleoko mitady ny tsy hita ko izay ny efa hita faona.
4. cutie ( 29/06/2006 12:42)
Aino,ary za zany ahona:cry:
5. mamzelkely ( 29/06/2006 12:58)
za ko akia ry cutie ts vôtonona ao :( :snif: fa na izany aza tsara be le tononkalo :wink:
6. diamondra27 ( 29/06/2006 13:01)
aleo koa zany zahay hiala de misympitady raha izany.
'zay tsy misy manao bonjour akory:(
7. prime ( 29/06/2006 13:03)
diams> zah koa!:oops::-D
8. pissoa ( 29/06/2006 13:23)

fa misy iray'izay tsy ho tononiko
'lay namako mpitantana ahy
aleo izy mba ho koboniko
fa sao dia lasan-dry zalahy!!
Haiko io tsy tononina io :roll::-D:-D:-D
9. Fiffi ( 29/06/2006 13:32)
zah koa nga moa ao ? misy hoe Fifi fa tsy zah io . fa mety an'ry zareo efa taloha teto ve io ? satria betsaka ny ps tsy mbola fantatro mihintsy ! ohatra hoe i Grace na Chrisy, na Tahiana ,
Heu...i boubounezy sy Akamatiana hiany zao no efa mba hitako tato.
10. cutie ( 29/06/2006 14:57)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 29-06-2006 17:58:35
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
za ko akia ry cutie ts vôtonona ao fa na izany aza tsara be le tononkalo

ka tsika hita foana hono koa:-D
11. boubounezy ( 29/06/2006 18:05)
za alou dé mbétika za itanareo mbétika za tsy itanareo;-)fa dé tiko dôly nareo; ny aty tsy mba mpanao andolo(l) fa refa avy nimenimenina dé ny ady2 zany alou dé rava sy lou, ka anjarany tsy ray2 no maita fa zé toro(l) ony mpamosavy ka tsy mba nataoko amakiko lo zé lasa retrako teto talo. et que la vie continue a!dé ndao ataoko bizou dôly fa za efa afamp(l) :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
12. Aino ( 29/06/2006 19:24)
Fiffi, Cutie, Pissoa,diams sns efa ela io ka dia izay angambany no mahatonga ny sasany tsy mipotra izaho koa anga moa mba mipotra eo hoe!!
fa na dia izany aza tiako faona izay eto ka mba fomba fotsony ny mitady.:-*:-*
13. Aino ( 29/06/2006 19:26)
fa aza misy taitra fa gasy ka manja dol ka mitovitatana dol tsika, izay moa ilay tsy tia gasy izany? tsy tadidiko fa lazainy fa babakoto hono ny gasy enfa izy gasy.
14. mamzelkely ( 30/06/2006 05:30)
cutie:

ka tsika hita foana hono koa:-D



:-D possible :roll: sa hanao ts hita ko de hisy hanao tononkalo ary manin mo ra mba ny hita njay no hanaovana tononkalo de hitanay ee :°)
15. vale ( 30/06/2006 05:48)
:-D
Fiffi: olona efa taloha doly ireo ngamba akia!:), andao tsika taty aoriandriana mba hamorona tononkalo ho antsika koa:-D:-D;-)
16. mandrindra ( 30/06/2006 06:57)
ho anareo rehetra izay tsy voatonona
avia aty fa izaho mahay mampionona
ianareo ho raisiko antanandroa
dia avy eo isika hifanome soa
17. vale ( 30/06/2006 07:27)
mandrindra:=D, mahay annn!!:D:-*
18. boubounezy ( 30/06/2006 11:46)
dé aona zay efa votonona @zany ry mandrindra sa arindrandry ao ananiny reo kou zay?


mandrindra:

ho anareo rehetra izay tsy voatonona
avia aty fa izaho mahay mampionona
ianareo ho raisiko antanandroa
dia avy eo isika hifanome soa



19. vale ( 30/06/2006 13:36)
8O, in ny ataon'io D hafahafa io eo eh?8O
20. fasaly ( 30/06/2006 15:09)
zà oul eto foana koun tsy hita mankaiza????:roll::roll::roll:mba tena oul mistery kou zay nanao an'io tonokalo io:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2853