fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?

41. cutie ( 05/07/2006 18:16)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 05-07-2006 17:39:25
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
fa inn akia ny anaovanjy zany refa milomano ts koi zany fa trika roa zany zupe kely fotriny de midreridrery mpadeha ko

ka eny @plazy za tsy milomano koa:-D
zipo kely ndray aza de mijery mpandeha e :-D
42. mamzelkely ( 06/07/2006 05:29)
hay mety trara zany manao zipo kely zany de midreidrey ko inn mo manao bronzazy fotriny :-D:-D
43. sarobidy ( 06/07/2006 05:45)
:lol: =)):-P:-D
44. ikalakintina ( 06/07/2006 06:03)
:-D:-D
45. cutie ( 06/07/2006 12:05)
aiza moa io p;azy io e :-D
46. mandrindra ( 06/07/2006 12:11)
cutie, eny amorondranomasina ka:-D:-D
47. cutie ( 06/07/2006 12:25)
ny anaran'le toerana ka:-D
48. mandrindra ( 06/07/2006 12:34)
moron-tsirak beach :-D:-D
49. fasaly ( 06/07/2006 13:05)
:-D:-D:-D:-D
50. cutie ( 06/07/2006 17:39)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-07-2006 17:34:56
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
moron-tsirak beach

any aminareo no misy an'io?:-D:-D:-D
51. mandrindra ( 07/07/2006 07:04)
tongava ary e
52. cutie ( 07/07/2006 12:14)
siora ve :-D
53. mandrindra ( 07/07/2006 14:12)
tsy misy tokony hisalasalana mihitsy ka :lol:
54. rapala ( 07/07/2006 15:46)
iny indry ary za mitsikilo ry cutie sy mandridra:-D:-D:-D
55. cutie ( 07/07/2006 17:43)
rapala:lol:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 19:12:43
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
tsy misy tokony hisalasalana mihitsy ka

de in no hoentiko :-D
56. marozevo ( 07/07/2006 19:32)
Nisy nitonona ho "veloo".
Tsy hita ihany kooo

Tandrametaka kely ve ilay ponzy
57. Aino ( 08/07/2006 09:08)
:-D:-D izay ko ve ry cutie afaka tonga ah? tao mbola tsy henoko indray manko ilay moron-tsirak beach ko!!
58. cutie ( 08/07/2006 17:20)
Aino njy zany no hoentiko raha mety i mandrindra:lol::P
59. Aino ( 09/07/2006 17:52)
cutie izay indray ity mandrindra anky ry kala!!!:?
60. cutie ( 09/07/2006 23:19)
io ps io ambony io akia zany mandrindra zany a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3802