fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
128. Aino
(
23/07/2006 16:17)
tsy haraka hintsony ity marina fa tena lasa lavitra any @plage tsy mahay maka sy tsy hay ita any i cutie sy prime :-D
129. dadabe
(
24/07/2006 02:42)
andao tsika mitsam hiaraka manokana ry aino fa zah koa tsy maharaka a :-*(l):wink:
131. cutie
(
24/07/2006 17:53)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-07-2006 12:38:00:-$
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
cutie, tsy eny andalana isika fa efa tonga
134. Aino
(
25/07/2006 13:24)
mandrindra :-D izahako izao no hitako fa matory ko satsia tsy misy hitako dol nareo hoe lasa aiza fa efa samy las alavitra dol
135. cutie
(
25/07/2006 19:10)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-07-2006 16:22:53
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
cutie, ao fa tsy hikôzy aho e
:*
137. cutie
(
27/07/2006 10:06)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 25-07-2006 18:24:17
Lohateny : Re : fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
mandrindra izahako izao no hitako fa matory ko satsia tsy misy hitako dol nareo hoe lasa aiza fa efa samy las alavitra dol
lasa nanao vakansy akai ny sasany @reo a :wink:
mandrindra, misy sakafo nga eo :wink:
138. Aino
(
27/07/2006 19:32)
cutie tsy hay ko tao lasa nanao vacs dol nareo izaho variana miresaka nefa tsy misy mamaly ko, indry anga hoe sisa tazako.