Raha mahatratra ambodiomby (2)

1. hery ( 27/06/2006 12:57)
Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto.

Inona no ataonao?
2. Herimiafina ( 27/06/2006 13:02)
Tonga dai miteny hoe tsy azo hipipizana eo ry zoky an! :wink:
3. pissoa ( 27/06/2006 13:16)
Hiraiko ilay hoe: "Makôta ny mivalan-drano eny amoron'arabe!!!" :roll: (Efa nataoko io fa tsy hoe vao ho ataoko an)
4. Herimiafina ( 27/06/2006 13:38)
Fa kosa tsy maintsy jerena aloha hoe misy gaboné pobilika azony hanaovana ziany ve eo akaikikaiky eo, raha tsy misy dia hadalan'ny kaominina izany, raha misy de tenenina hoe etsy amin'ny gaboné manao, ity ny vola roapolo de ndana makeny.
Raha miseho be drikina sy mitandroka dai tonga de atemi-waza toy ny mahazatra indray :wink:
5. vale ( 27/06/2006 13:45)
Tsy miteny ah, fa miantso ny polisy(raha mitondra finday oh),, sao dia voan'ny daroka be eo,:-D:-D:-D(izy aza tsy matahotra akory mandika lalàna kooo):-D:-D
6. sareraka ( 27/06/2006 13:58)
ny tenanay ary mbola nahita zavatra ratsy kokoa noho izany andro harivariva @ iny elakelatranon 'AMBOHIPO iny nahita tanora mpifankatia nanao firaisana sady olona fantatra!
atao ahoana e izao angamba no atao hoe fandrosoana samy manao izay tiany!
7. Herimiafina ( 27/06/2006 14:01)
Teo amin'io Ambohipo lazain'i sareraka io mihintsy ihany koa no efa nahatratrarana mpifankatia tao nanao tao anaty fiara ka nosamborin'ny fokon'olona dia nohidiana (attentat à la pudeur).

Le mipisy andalambe aloha tena hitako hoe efa misy tratra maromaro mihintsy ihany e. Tonga dai lasa jardinier ny commune ny ampitson'iny miampy ny fandoavana sazy.
8. Fiffi ( 27/06/2006 14:48)
raha sahy hiteniteny eo ve tsy ho darohany eo ? Raha tsy irery ny tena de mba milaza hoe "tsy hitanao anga io soratra io hoe tsy azo hanaovana maloto" ?
9. hery ( 27/06/2006 14:49)
sareraka> dia inona no nataon'i sareraka?

Sa hoe tsy aferako izany?

Sa lazaina hoe faute-ndRavalo indray? lol
10. Fiffi ( 27/06/2006 14:54)
:-D:-D tsy hitako indray iny ! :-D:-D:-D
11. vale ( 27/06/2006 15:36)
:-D:-D:-D=))=))
12. sareraka ( 27/06/2006 15:49)
hery:

sareraka> dia inona no nataon'i sareraka?

Sa hoe tsy aferako izany?

Sa lazaina hoe faute-ndRavalo indray? lol



Ny an-drangahy kosa dia hita hoe tsy fitiavana ny tenanay mihintsy e! ilay olona aza tsy niteny an'izay RAVALOMANANA na "a "aza dia terena ohatrany voalobo-jaza fotsiny .Ary aza manonona lava ny anarako sao anahaka ahy ny zanaky rangahy refa miteraka i MADAMA ao ITALIE ao.

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?...
13. pissoa ( 27/06/2006 15:50)
Herimiafina:
Fa kosa tsy maintsy jerena aloha hoe misy gaboné pobilika azony hanaovana ziany ve eo akaikikaiky eo, raha tsy misy dia hadalan'ny kaominina izany.
An3, raha olona salama tsara no manao toy io, dia tsy hadalan'ny Kaominina mihitsy ka. Izahay nozarin'i Dada mihitsy hoe alohan'ny hivoahana ny vavahady, alohan'ny hidirana ny fiangonana, alohan'ny hidirana ao am-pianarana, alohan'ny fivoriana ... dia mankany amin'ny gabone aloha.

Raha olona tsy salama indray, dia tsy hadisoan'ilay olona ary mety tsy ho hadalan'ny Kaominina.
14. victoraz ( 27/06/2006 17:21)
inona moa fa asaiko raofiny ny malotony dia asaiko mankany @ dokotera izy
15. ikoto ( 27/06/2006 17:28)
tsara ny mandrara ny olona , nefa tokony misy hatrany mesure d'accompagnement ny fandrarana. Raha raranao ny olona tsy hipipy na hikàka eny amorondalana, na ny olona tsy harary fako eny andalana , dia tokony asiana fanariampako ny morondalana, na asiana kaboné ho an'ny rehetra , madio , sy azo idirana na ando na alina ilay toerana,sady gratuit koa. mora ny mandrara saigny sarotra ny mikolokolo toetsaina
16. diamondra27 ( 27/06/2006 17:29)
de soloiko hoe: ny alika no manao maloto eto
17. boubounezy ( 27/06/2006 17:46)
ny ataoko ndray alou ra za no t@ toerany dé na mbola tsy vita aza lé natao vakiko tsara atraminy farany lé soratra fa mbola misy toiny mantsy wé ny alika no mamany eto dé lasa manao tongotra akatoka za, tsy lé wé tratra ambody omby akory fa lé tratrany lé soratra toiny


hery:

Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto.

Inona no ataonao?



18. boubounezy ( 27/06/2006 17:50)
ra za ndray no matratra dé tonga dé teneniko mora2 izy wé tsy azo atao ngé io ataonao io e! dé ra mbola tsy manaiky iny dé mbola teneniko iany fa mafy2 tsy mety... mbola mafy iany, refa tena tsy mety dé aolako @ tanana ny etany dé refa malemy eo izy dé etsoko manampaefana @zay satry ny oull ny mahay mamaky teny fa tsy ny alika.
19. vale ( 27/06/2006 18:01)
:-D:-D:-D, dé raha glady be le oul ry boubounezy?!:roll: tsy matahotra ve njy?!!
20. vale ( 27/06/2006 18:05)
ny tokony hataony fanjakàna ngamba mba hisian'ny fadriam-pahalemana dia ampiana ny isan'ny pôlisy ary asiana mba mandehandeha koa any @reny toerana mangingina sy be olona ireny!! (toy ny hita aty ivelany) fa ny pôlisy gasy "angamba" mety variana eny ambony latabatra doly ???!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1247