Raha mahatratra ambodiomby (2)
21. vale
(
27/06/2006 18:10)
diamondra27:ountss, ry diamondra!! efa hitany izany soratra izany fa tsy rarahiany koa!! na njy miteny mivantana azy na rah matahotra njy de tsy miteny:)!
de soloiko hoe: ny alika no manao maloto eto
22. soanja
(
27/06/2006 18:11)
hery:
Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto.
Inona no ataonao?
Vao nisy an'izany tokoa nitranga tamin'izaho tany Mada tamin'i Avril teo dia hoy aho teny ambony Auto hoe " Eh misy soratra anie io tsy azo anaovana maloto e." " Dia namaly ilay rangahy hoe "bla bla bla bla" sady mandoto ilay toerana ihany. Mbola ho ela vao tafita ilay hafatra aloha fa dia nihevitra aho fa nahavita ny adidiko. Teo koa tsy nisy polisy fa raha nisy dia tena notoriko mihitsy ilay rangahy.
23. lapino
(
27/06/2006 18:32)
Ndremandeh izay teo amin'ny fefinay, efa harivariva somambisamby iny, de nisy rangah nipips hitako. De lasa za niafina dia nataoko hoe: "Io eeee! Hitako eeee! Hihihi! ...", fa sadaikadaikatra be izany razoky niherikerika. Tsy vita akory ny nataony dia lasa. Narahiko mafimafy kely an'le hoe "Iny fa lasa!", fa nikrôss lery niala teo. :-D:-D
28. mamzelkely
(
28/06/2006 06:49)
lapino :-D:-D
za mimenomenona ftsn fa za klou ts miteny direct ee satri sô de za njay no ilany vanina eo fa aleko mepita de jereko tsara le olona sady anaovako tare machika beuu :x:-D:-D
za mimenomenona ftsn fa za klou ts miteny direct ee satri sô de za njay no ilany vanina eo fa aleko mepita de jereko tsara le olona sady anaovako tare machika beuu :x:-D:-D
31. Fiffi
(
28/06/2006 08:28)
Misy blagy zay vao henoko teo tena miresaka momba an'io de hoy hono ity rangaha ity raha nanontany an'ity lhl iray ity izy:
-Raha mahita an'ireny olona manao maloto eny @ rindrina na toerana tsy azo hanaovana an'izany ianao de inona no hataonao ?
namaly le lhl hoe:
-Heu...tsy afaka ny hiteny na inona na inona azy aho satria zah koh de mpanao an'io !(mpandoto koh izy)
32. Samoana
(
28/06/2006 10:59)
Teneniko izy hoe" tsy misy gasy mamely irery izany ranamana a !". Ary mety ampiko izy satria nivoady tsy hitsofoka ao @ métro-n'Analakely sady maimbo no maizin-kitroka intsony aho:lol:
33. Herimiafina
(
28/06/2006 12:18)
Eo Ambohijatovo anjaridaina kosa misy WC pobilika e! Sady tsy mandoa na ny ariary aza.
34. ravatorano
(
29/06/2006 05:11)
raha eo ambohijatovo kosa tena voafelaka izy raha eny no mikaparanony satria misy gabone ho an ny rehetra eo sady azo lazaina fa mba madio ihnay.
Zao koa aza hadino ary fa eto antananarivo renivohitra anie ka vitsy ny WC manerana ny commune eh ka na andoavambola aza izy ireny tsisy mirarà izany fa tena tsy ampy miitsy ka izay no mahatonga ny olona sasany manao eny antsisiny eny na dia misy soaratra aza.
Ity tranga efa natrehako : hitanareo ilay totohabato miakatra makeny isoraka iny raha avy eny ampefiloha mandalo eo amin ny cnaps iny nareo.Misy anakiroa ilay izy ka ilay aty antsinanan no tiko lazaina.
Nisy akama anakiroa nivalandrano andro atoandro b teo ary nisy olon ny fokotanay nahita ary avy d nivazavaza niaraka tamin ny resaka lamandy fa novalian dry zalah hoe aiza ny WC nareo fkotanay eto fa na arivo ariary az any mivalan drano ao d tsy koi fa nangina lery.Ny ando mao efa manara ary izany tsy possible miitsy we miala any ambovo d mikapa ranony d tsy manao tsony fa matetika eny andalana eny enao poritra nefa aiza no hanala izay fahaporetanao izay ? ? ? ? ? ? ?

36. Fiffi
(
29/06/2006 17:03)
Eh non !!! :-D:-D:-D:-D rahafa hoe mba tsy azo hatao de tsy azo hatao fa na de potitra be aza de mba tazomina koh! miharira kely de tsy heritreretina .:-D
37. boubounezy
(
29/06/2006 18:34)
ra mitovy2@ko alou mety tsa aninna fa ra + njay dé omeko ny tetika, angalako angiba bé! :-D:-D:-D:-D hay mou eo(l) njy anampy anah kou:-D:-D
vale:
:-D:-D:-D, dé raha glady be le oul ry boubounezy?!:roll: tsy matahotra ve njy?!!
38. vale
(
30/06/2006 06:39)
:-D:-D:-D, ié raha 2#1 alou dia manao zà e, zà tsin try nianatra karaté koh!:(
39. fraz
(
30/06/2006 08:20)
Ataoko hoe miraraka amin'ny kiraronao daholo fa aza atao eo fa andana ataovy etsy (ilay WC io)
40. pitchou
(
30/06/2006 10:04)
ity tantaraiko ity tena zavatra nitranga: nisy tary izay, ben'ny ala tany antalaha t@ zany! eny amoron-dranomasina no misy ny tranony! d nandende nitsangatsangana vô maraina hono lery d tratrany teo le ranamana nikapa ventiny, fa izany moa no fanao any @ faraitra sisin-dranomasina matetika. nandrasany teo akaiky teo hono ho vita tsara d nolazainy @izay ranamana hoe esorin'ingahy teo io! saika hikôzy ranamana d notsentsenany hoe ento ataovy any anoloan'ny tranonao fa aza avela eto anoloan'ny tranoko. d farany le ranama niteny hoe aoka ary aho haka la pelle d esoriko. Fa mbola nampiany hono hoe: nametraka an'io teo rangah tsy nila la pelle ko hanala an'io teo hitady la pelle? tsy ankiandry fa d esory . D noraofin'ilay ranamana t@ tanany zany le grenady.