Raha mahatratra ambodiomby (2)

41. prime ( 30/06/2006 10:44)
Fiffi> :oops::-D
pitchou> =))
42. boubounezy ( 30/06/2006 11:52)
za kia namaly anjy ry vale fa tsy itako zé naléany lé izy novaliko teo omaly all!8O
43. prime ( 30/06/2006 12:58)
lasan'ny kary!!!!:-D
44. vale ( 30/06/2006 16:57)
boubounezy:

za kia namaly anjy ry vale fa tsy itako zé naléany lé izy novaliko teo omaly all!8O
8O8O, tsy olana kah:D!:-*:-*:-*


45. boubounezy ( 01/07/2006 09:48)
hihihihi na tsy nianatra karaté aza njy mety mazaka poid fa tenjemo an!:-*


vale:

:-D:-D:-D, ié raha 2#1 alou dia manao zà e, zà tsin try nianatra karaté koh!:(



46. vale ( 01/07/2006 18:04)
fa tsy mihoatra ny 60kg kosa kalou kah! aleo dia tsorina!!
47. ravatorano ( 12/07/2006 08:49)
za aloha tsy afaka hoe hitazona na tsy hieritreriotra hoe tsy poritra zany fa ny fanaoko dia miangavy olona amin ireny trano manodidina ireny na miditra brao tampoka raha misy an izay eny di ao za no miangavy fa raha tsy mahita an izay d mazava ho azy fa tratranareo ambodiomby za
Mazro koa izay hitako izay hoe voan ny dina 25 000 fmg zé tratra fa hatramin izao zé hitako manao eny toa tsisy mikozy akoriny §
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118