voadona

81. mamzelkely ( 07/07/2006 05:51)
za ko dadabe mba ataovy tompon-daka aa :wink::-D:-D:-D
82. rapala ( 07/07/2006 07:02)
mamzelkely: tianao ve no anisany statistikan'ny dadabe?:-D
83. ja ( 07/07/2006 09:45)
dadabe:

vive le fampirafesana


:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
alazako an'i bebe dadabe anio
84. xxx ( 07/07/2006 19:27)
mba ataovy topondaka ony izy e


zelkely sandoana7
85. xxx ( 08/07/2006 05:19)
:roll:
86. Mifenty ( 09/07/2006 15:07)
ja> hihihih
87. ja ( 09/07/2006 17:05)
mifenty>marina izany knou
humm tsy bo tiako ilay olona mampirafy ireny?
88. Mifenty ( 10/07/2006 16:26)
Ja>

eny oa atraty io fa tsy mizesta e
89. ja ( 10/07/2006 17:44)
mifenty>eka oz
hihiihhiihii
90. Mifenty ( 11/07/2006 10:25)
ja> hummmm

> za zany mitsy
91. ja ( 11/07/2006 16:52)
mifenty>zany ve? :p
hummm hummm hummmm
92. Mifenty ( 11/07/2006 18:53)
ja>

tsisy andrombinana ny fahamarinan zany humm
93. ja ( 12/07/2006 09:38)
mifenty>mitenena teny gasy tsara
nga elà lasa prof de malgache e!
94. Mifenty ( 12/07/2006 14:21)
ja>
fita za fa miteny gasy tsara kou hummm
95. ja ( 12/07/2006 18:30)
mifenty>ka tsy azoko nge ny tian'là tenenina tetsy ambony e!
dia izay no nahatonga ana niteny oe mitenena teny gasy tsara
96. mamafara ( 18/07/2006 10:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
mampihomehy anahy mihitsy ity dadabe ity ka! marina moa. Teny Ambohijatovo izy no voadona dia any Chine izy no no évacuer-na
97. soanja ( 18/07/2006 11:28)
Tsy koua izany dadabe fa tadidinao ilay hoe " Tanala very sampy no mety amin'io dia ny manova no mety."
98. Mifenty ( 18/07/2006 13:04)


sy le oe toutou kobata vy.
99. Tokinao ( 18/07/2006 14:09)
ja:

hummm mamafra hummm!
efa nahita lehilahy bdb nitapy ny fitiavan a!
mahafinaritra ery ny mahita lehilahy voadona....fahafinaretina tsy misy otran'zany



:snif::snif::snif::snif:


100. ja ( 18/07/2006 18:11)
tokinao>zay ve ilay oe tsy mihantra olona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1254