voadona

41. mamafara ( 29/06/2006 04:13)
fa voadonan'iza hono ity dadabe? ary mba manao ahoaana anefa ity nandona fa sao dia vehivavy sady ratsy tarehy, ratsy fanahy no mety hahavanon-doza rahateo koa:roll: zaho manko zany no ady klé-ko :wink:
42. sasa ( 29/06/2006 04:16)
dadabe:

hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:)

ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:

Za aloha ry dadabe d tena tsy te-hieritreritra an'zany donam-pitiavana izany tsony,fa tena mankarary fo be le izy, surtout le olona efa nametrahana fitokisana tanteraka no mamadika d tena mila tsy ho zakan'ny fo sy ny saina, narary mintsy aza, saingy atao ahoana fa izany le fiainana d tsy maintsy zakaina, ary raha mandinika za d matoa za mbola velona d mbola natao ho zakako izany le dona fa firifiry moa ny bandy mamono tena noho io fitiavana io ihany, saingy ny fahendrena rehefa voa d tsy mamaly faty fa aleo mangina, d aza variana mihomehy ny sasany voadona koa fa tena mafy io rehefa mby ankodotra.


43. diamondra27 ( 29/06/2006 07:18)
mamafara: 8)
mampahatsiahy ahy ilay olondebe mpiresaka amiko io teninjy io
Mpandefa : mamafara [ Valio ] 29-06-2006 09:13:20
Lohateny : Re : voadona
fa voadonan'iza hono ity dadabe? ary mba manao ahoaana anefa ity nandona fa sao dia vehivavy sady ratsy tarehy, ratsy fanahy no mety hahavanon-doza rahateo koa zaho manko zany no ady klé-ko
44. diamondra27 ( 29/06/2006 07:30)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 29-06-2006 08:19:54
Lohateny : Re : voadona

Voalaza teo :
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 28-06-2006 21:21:38
Lohateny : Re : voadona
bedada> Vao tafaverina kely d'efa miteniteny foana no atao an



miteniteny foana ahoana?? efa hita fa zah no voadona koo inn njay aza

misaotra ny namana nandray anjara e, misy hisainina izany kle

mamzelkely sahala @ izao ve




dadabe:voadoana @ ahoana e! iza no mandona anao any
bebe ve? jereo tsara ny zava- miseho aloha raha tena nampirafy anao ilay olona na ahoana fa tsy fihetsika ivelany tsy maropototra no tokony atao hampisy olana.
Raha tena tianao ilay olona dia tokony hino ny version-ny ianao ary mandinika ny suite ny relation miseho eo @ io olona io.
Raha resaka professionnel dia tokony tsy hampalahelo anao ilay izy.
Raha resaka oe: tena fiarahana ,nitia ilay lhl hafa le vhv kosa dia hoy aho hoe:ie, tena namadika anao izy izany ka tokony handray fepetra ianao: rehefa avy nanagtaka fanazavana aminy ka nitsotra izy fa miaraka @ilay lhl vao² dia mionona aloha ary avy eo essaies de te concentrer @ fiainanao, de aza miaraka @ olonkafa aloha fa tsy oran'izany izao sao de voadona fanidroany eo. Rehefa vita izany hiala moramora aminao io fahavoazana io.
Dia aza adino ny mivavaka ihany koa fa ny vavaka no manova zavatra.
Rehefa tony @izay ilay fahorianao dia: miezaha mitady fifaliana ho anao(tsy fahadàlana akory fa ze mba mahasoa @ fiainana no atao)

mamz: hafatra manokana ho anao namako: " dia mitandrema koa ianao sao dia ho voadona aza an!":-*:-*
45. pissoa ( 29/06/2006 07:38)
dadabe:
miteniteny foana ahoana??8O8O efa hita fa zah no voadona koo inn njay aza :(:(

misaotra ny namana nandray anjara e, misy hisainina izany kle :snif::snif::snif:
Fa ngah io voadona io no teniko teo e :roll:

46. dadabe ( 29/06/2006 10:21)

dadabe:voadoana @ ahoana e! iza no mandona anao any
bebe ve? jereo tsara ny zava- miseho aloha raha tena nampirafy anao ilay olona na ahoana fa tsy fihetsika ivelany tsy maropototra no tokony atao hampisy olana.
Raha tena tianao ilay olona dia tokony hino ny version-ny ianao ary mandinika ny suite ny relation miseho eo @ io olona io.
Raha resaka professionnel dia tokony tsy hampalahelo anao ilay izy.
Raha resaka oe: tena fiarahana ,nitia ilay lhl hafa le vhv kosa dia hoy aho hoe:ie, tena namadika anao izy izany ka tokony handray fepetra ianao: rehefa avy nanagtaka fanazavana aminy ka nitsotra izy fa miaraka @ilay lhl vao² dia mionona aloha ary avy eo essaies de te concentrer @ fiainanao, de aza miaraka @ olonkafa aloha fa tsy oran'izany izao sao de voadona fanidroany eo. Rehefa vita izany hiala moramora aminao io fahavoazana io.
Dia aza adino ny mivavaka ihany koa fa ny vavaka no manova zavatra.
Rehefa tony @izay ilay fahorianao dia: miezaha
mahay mananatra anie DM izany e

raha mba ianao manko no vadiko dia mety hisy mpananatra foana aho :(:(:(:wink:
47. mamzelkely ( 29/06/2006 11:38)
diamondra27:

mamz: hafatra manokana ho anao namako: " dia mitandrema koa ianao sao dia ho voadona aza an!":-*:-*


hihi mici akia aa efa mitanjina amizay zao fa ts te ho vôdona trony ;-) :-*:-*


48. sasa ( 30/06/2006 03:29)
mamz sali sali njy :-*:-* za efa voa indray mandé ary tsy ho voa tsony amin'ny manaraka :-D:-D:-D:-D
49. diamondra27 ( 30/06/2006 04:33)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 30-06-2006 08:29:55
Lohateny : Re : voadona
mamz sali sali njy za efa voa indray mandé ary tsy ho voa tsony amin'ny manaraka

Raha tsy voadona akia tsy mahay manarina a! tahaka ny mitaingina vélo ihany io raha tsy mianjera njy tsy afaka mi-pédale tsara sy mahay vélo correctement
De aza atao hisy hiverina fanindroany intsony ireny zavatra tsy nety taloha ireny @ ho avy

Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 29-06-2006 16:38:03
Lohateny : Re : voadona

Hoy i diamondra27:

mamz: hafatra manokana ho anao namako: " dia mitandrema koa ianao sao dia ho voadona aza an!"



hihi mici akia aa efa mitanjina amizay zao fa ts te ho vôdona trony


mamz: de matoky anjy 'zany 'za an! alao ambony alao ambany tsara ny tantaran'le kof refa misy mahataratara any fa sao de manana zavatra afenina izy na tsy te-hiteny ny momba azy tsotra izao.
50. Ralay ( 30/06/2006 04:46)
Tsy takatry ny saiko ity kle :-w^:^:-w
51. mamzelkely ( 30/06/2006 05:20)
diams efa vôadiady atsakany sy andavany ka :°)
52. diamondra27 ( 30/06/2006 05:47)
ralay: inon indray no tsy takatry ny saina @izany? Hummmm!

dadabe:
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 29-06-2006 15:21:10
Lohateny : Re : voadona

Voalaza teo :

dadabe:voadoana @ ahoana e! iza no mandona anao any
bebe ve? jereo tsara ny zava- miseho aloha raha tena nampirafy anao ilay olona na ahoana fa tsy fihetsika ivelany tsy maropototra no tokony atao hampisy olana.
Raha tena tianao ilay olona dia tokony hino ny version-ny ianao ary mandinika ny suite ny relation miseho eo @ io olona io.
Raha resaka professionnel dia tokony tsy hampalahelo anao ilay izy.
Raha resaka oe: tena fiarahana ,nitia ilay lhl hafa le vhv kosa dia hoy aho hoe:ie, tena namadika anao izy izany ka tokony handray fepetra ianao: rehefa avy nanagtaka fanazavana aminy ka nitsotra izy fa miaraka @ilay lhl vao² dia mionona aloha ary avy eo essaies de te concentrer @ fiainanao, de aza miaraka @ olonkafa aloha fa tsy oran'izany izao sao de voadona fanidroany eo. Rehefa vita izany hiala moramora aminao io fahavoazana io.
Dia aza adino ny mivavaka ihany koa fa ny vavaka no manova zavatra.
Rehefa tony @izay ilay fahorianao dia: miezaha

mahay mananatra anie DM izany e

raha mba ianao manko no vadiko dia mety hisy mpananatra foana aho


'zany an!
enao kosa aloha Na vadiko na tsy vadiko de anariko tsara mihitsy fa ilaozanao manao bisous ny rehetra e!

de be de be ny sipa tara aminao
voadona le sipa ;
de 'zao grâce à ton sujet de mba hainjareo ny tokony hataony.:wink:

De izay fotsiny ve no ilànao ny vadinao atao mpananatra?:evil:
53. mandrindra ( 30/06/2006 07:14)
sahala amin'ny aksidan io ka. misy pepo dia amboarina dia miverina sahala amin'ny dorizaka indray
54. booboo ( 30/06/2006 08:19)
dadabe > aôna zany vô-scalpé imasom-bahoaka zany le ! hihihihihihihi ....:miam::miam::miam:
55. sarobidy ( 30/06/2006 08:22)
fa mila miaritra kely aloha ao anatin'le fanamboarana kouh!
56. diamondra27 ( 30/06/2006 18:04)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 30-06-2006 13:19:27
Lohateny : Re : voadona
dadabe > aôna zany vô-scalpé imasom-bahoaka zany le ! hihihihihihihi ....


tsy mazava le fanontaniana?

Siora akia za fa tsy io ihany no ilany ny vadiny a!
fa mba te-hampiteny ny moana fotsiny aho.

booboo: efa haiko ny zavatra tadiaviny;-);-)
57. dadabe ( 01/07/2006 02:30)
8O8O8Okii zahay ve rabgah efa voadona dia mbola ataonareo anizany le:snif::snif::snif:

aiza ary i pissoa teo le :-$
58. sasa ( 01/07/2006 03:38)
dadabe andana haingana ento any am mpanamboatra d lokoy avy eo d miverina milay be le voadona teo :-D:-D:-D
59. Mifenty ( 01/07/2006 04:23)


méfiansa zany a. :-w:-w:-w:-w
60. booboo ( 01/07/2006 08:58)
mifenty >:-D:-D matahotra ny ho voahombo koa angaha ingahy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2572