voadona
24. sakaizakely
(
27/06/2006 21:09)
Ary toa mbola tsisy lhl namaly hoa hatr@zay e ? Sa ve be hambompo ?
Ny voadona aloha tsy maintsy misy eo @ fiainana nefa vao maika aza mampianatra zavatra betsaka tokoa ilay izy. Mampieritreritra @ fiainana ka mahatonga anao hiova, na hivoatra koa aza raha toa hitanao fa misy tsy nety tao. Dia mihatsara hatrany ary ny finaliste no mahazo ny fihatsarana farany noho izany tsy misy nenina mihintsy :P:P:P
Ny voadona aloha tsy maintsy misy eo @ fiainana nefa vao maika aza mampianatra zavatra betsaka tokoa ilay izy. Mampieritreritra @ fiainana ka mahatonga anao hiova, na hivoatra koa aza raha toa hitanao fa misy tsy nety tao. Dia mihatsara hatrany ary ny finaliste no mahazo ny fihatsarana farany noho izany tsy misy nenina mihintsy :P:P:P
dadabe:
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:)
ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:
25. mamzelkely
(
28/06/2006 05:23)
za klou efa nahita lhl vôdona ee vô nisarahana de nitomany be lery de aveo narary ôtrany nampalahelo anah njay fa zany we mila forte ftsn amizay ts miverin-dalana :°)
27. miantra
(
28/06/2006 05:40)
Marary fo fa miseho milay be eti ivelany hoe : zaho mafy be!:wink::wink:
Avy eo ny fianana mitohy ihany ry dadabe ah!
Avy eo ny fianana mitohy ihany ry dadabe ah!
28. dadabe
(
28/06/2006 09:15)
Mpandefa : ja [ Valio ] 27-06-2006 19:31:13
Lohateny : Re : voadona
hummm mamafra hummm!
efa nahita lehilahy bdb nitapy ny fitiavan a!
mahafinaritra ery ny mahita lehilahy voadona....fahafinaretina tsy misy otran'zany
ddb>pfffff kopy elà!
ina ndray io ventosompon'ddb io aloha e!
koopy zah less:wink::-*(l):-$
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-06-2006 21:45:00
Lohateny : Re : voadona
Hoy i bedada:
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e)
ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana?
Hihihi, mbola tsisy tantaraina ny sipakely
hummm mody kely fa mahay raha a :-D
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 27-06-2006 23:44:49
Lohateny : Re : voadona
dadabe: siora 'za fa tsy ianao io an!
de tsy haiko aloha e:-w:-w:-$
Mpandefa : mamafara [ Valio ] 27-06-2006 18:55:33
Lohateny : Re : voadona
f'angah moa reny lehilahy reny ry dadabe mba mahatsiaro ho voadona? ny ankabetsahany dia faly mandona sy mampidona fotsiny
marina moa
kalamisa fotsiny toi mamafara-ko a:-$
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-06-2006 17:56:56
Lohateny : Re : voadona
Hoy i dadabe:
Ja >ny ahy koa tsy lazaiko e, zah anie mba nanotany anareo e
dadabe: heu...ka enao mandefa ny dinika aza tsy mety milaza ny anao de zah koh zany tsy hilaza koh!
bon beuhhh...aleo fa tantaraiko anao atsy ambadika atsy aza e:snif::snif::oops::oops:
29. mamzelkely
(
28/06/2006 10:15)
hita ko mbô tatarao ny anao ry dadabe aa ;-) za klou efa nitatara ee :°)
30. Herimiafina
(
28/06/2006 12:39)
dadabe:
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:)
ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:
Io leisy ry bedada dia tsy misy olona tsy nandalo tamin'izany an!
Ny ahy izao de mandona avokoa izay tiavina rehetra. Ny tsy tiavina ihany no tsy maba mandona e.
Izany hoe avy aty amiko ihany izany le olana e, izy mety tsy mihetsika fa izaho no mandeha mafy loatra manantona azy ka marary rehefa midona.:wink:
31. Zina
(
28/06/2006 13:23)
ny zavatra itako dia raha voadona ny fitiavana dia miaraka amin;ny hafa ndray dia mora adino ilay volohany
32. MTN
(
28/06/2006 13:59)
za alo mbola tsy voadona eh. fa tsy haiko ny any aoriana any. Za angamba amin'ilay miady amin'ilay mpisolo toerana ireny.
34. ja
(
28/06/2006 15:12)
mamzelkely:
za klou efa nahita lhl vôdona ee vô nisarahana de nitomany be lery de aveo narary ôtrany nampalahelo anah
hihihihihii
35. lapino
(
28/06/2006 16:10)
dadabe:
ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:
Ie, fa zany hoe mbola tsy natakalo sakafo sy torimaso na izany aza, fa toa sarotra ihany ny hanao ohatra ny any anaty boky sy tonon-kira kle!
37. pissoa
(
28/06/2006 16:21)
bedada> Vao tafaverina kely d'efa miteniteny foana no atao an 8O:-D:-D:-D
38. miangalyandria
(
28/06/2006 18:59)
Ny ahy ry reto tezitra aho rehefa voadona a tena tezitra be mihitsy, sampona angamba aho o :x
40. dadabe
(
29/06/2006 03:19)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 28-06-2006 21:21:38
Lohateny : Re : voadona
bedada> Vao tafaverina kely d'efa miteniteny foana no atao an
miteniteny foana ahoana??8O8O efa hita fa zah no voadona koo inn njay aza :(:(
misaotra ny namana nandray anjara e, misy hisainina izany kle :snif::snif::snif:
mamzelkely sahala @ izao ve :snif::snif::snif::snif::snif: