voadona

1. dadabe ( 27/06/2006 11:06)
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:)

ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:
2. booboo ( 27/06/2006 11:19)
narary kely ny fo dia soa ihany koa fa tsy andoavam-bola ny ranomaso :°)
3. ja ( 27/06/2006 11:29)
humm ddb nikoretaka b dia tsy nahina kanina intsony!
ary ddb?mba tantarao oe?
4. mamzelkely ( 27/06/2006 11:48)
ieuu narary be mitry de ts nivôka ny trano za nandritra ny 3mois de ts te hihaona am olona mits de 1an apres vô nanao sipa njay :°)
5. Mifenty ( 27/06/2006 11:55)


aona ra dada le oe voadona ara ptiavana klou a.

zay mbola tsy expérience am zany
6. dadabe ( 27/06/2006 11:58)
so many times , and so many ways
i didn't know just where to go
you gave me a sign and open my heart and my eyes
that's the reson why i know
that you are different, you 're still here
i love you , i am crazy , i am a fool about you

Ja >ny ahy koa tsy lazaiko e, zah anie mba nanotany anareo e :wink::-$

7. little ( 27/06/2006 12:26)
Ahan! za alou mbola tsy voadona e! raha tomobil no resahana satria miezaka ny mitandrina ah refa eny an-dalana sady za natoron'i Dadanay sy Mamanay mijery avia sy havanana tsara alohan'ny miampita. zay alou raha ny resaka eny an-dalana.
Fa ra resaka sipa ndray alou efa nitapo mitsy e! tonga de simba be! Mangidy zany ny rora ( fa tsy tazo akory an!) fa positivena fotsiny de zay, de salut kely refa mifankahita de milay.
Taty aoriana kay ah nahita sy nitia olona mbola milay be koa ko, fa zao tsy mila manitsaka accelerateur be fa sao de mitapo ndray zay vao perte ny fo kely!
8. Fiffi ( 27/06/2006 12:56)
dadabe:
Ja >ny ahy koa tsy lazaiko e, zah anie mba nanotany anareo e :wink::-$
dadabe: heu...ka enao mandefa ny dinika aza tsy mety milaza ny anao de zah koh zany tsy hilaza koh! :-D:-D:-D:-D


9. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:17)
tena niantoka mihitsy ny assurance fa pempo be ny ilako ankavia iny tamin'za voadonam-pitiavana ,nakana constat mihitsy ,dia le fitiavana no diso satria :-w:-w:-w....:-w....:-w..:-w....
10. mamafara ( 27/06/2006 13:55)
f'angah moa reny lehilahy reny ry dadabe mba mahatsiaro ho voadona? ny ankabetsahany dia faly mandona sy mampidona fotsiny
marina moa
11. ja ( 27/06/2006 14:31)
hummm mamafra hummm!
efa nahita lehilahy bdb nitapy ny fitiavan a!
mahafinaritra ery ny mahita lehilahy voadona....fahafinaretina tsy misy otran'zany

ddb>pfffff :P:P:P:P:P:P kopy elà!
ina ndray io ventosompon'ddb io aloha e!



12. pissoa ( 27/06/2006 14:37)
Andray! 8O
13. Fiffi ( 27/06/2006 14:41)
ja:
mahafinaritra ery ny mahita lehilahy voadona....fahafinaretina tsy misy otran'zany
:roll::roll::roll:


14. ja ( 27/06/2006 14:53)
marina ange izany e!
tellement ry zareo mampijaly vhv ka hany ka raha misy tratra indrindra fa ireny mpampijaly b reny?
hummmmmmmm faly aho
eny e!mampalaelo ihany fa tsss
15. Fiffi ( 27/06/2006 15:52)
ja: fa aza mba faly zany raha misy olona voadona fa tsy fantatra ange izay mety hanjoa antsika rahampitso eh! heritrereto kely hoe : raha sanatria ka enao no voadona na hoe mba hataovy eo @ toeranao ange le olona voadona eh! ka raha hifaly ny olona mahita anao fa voadona sy ny fijalianao ? de ahoana ? :(:(
16. ja ( 27/06/2006 16:28)
raha lehilahy aloha tsy rarahiko e!
tellement ireo lehilahy ireo mampijaly vehivavy
pffff faly mihitsy a rhf voa ry zareo no voa
marina ange izany!
firy zay ny sipa namako nilkay,na za koa aza
17. pissoa ( 27/06/2006 16:45)
bedada:
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e)

ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana?
Hihihi, mbola tsisy tantaraina ny sipakely :-D:-D:-D

Ja, ny marina kokoa angamba dia (ny ankamaroan') ny vehivavy dia be taraina ... :snif::snif::snif: mijaly be zah, =((=((=(( zah fa nataony an'zao sy zao. Fa ny lehilahy tsy dia be taraina toy izany, dia lasa toy ny hoe ny lehilahy no mpampijaly. Fa tena tsy vitsy nefa ny vehivavy mpampijaly bandy.
18. diamondra27 ( 27/06/2006 16:58)
Mpandefa : ja [ Valio ] 27-06-2006 19:31:13
Lohateny : Re : voadona

mahafinaritra ery ny mahita lehilahy voadona....fahafinaretina tsy misy otran\'zany


Aza mamaly ratsy ny ratsy akia a!
19. ja ( 27/06/2006 17:02)
tsy mamaly ratsy ny rasty mihitsy izany
fa izany no atao oe mifaly @ fahorian'ny sasany
za alou tsoriko fa mbola tsy nampijaly kofa
20. diamondra27 ( 27/06/2006 17:05)
dadabe: ny ankamaroan'ny olona dia efa voadona @ fitiavana daholo. Ao ny voadona moramora ao ny voadona mafy.

Rehefa voadona de malahelo saingy tsy tokony hitokelaka @iny fa miatrika ny fiainana ho avy.Matoa tsy raikitra dia tsy anjara, ary tokony hahay hionona ilay voadona.
"ny lehilahy tsy botry herintaona"

fa ny vhv aloha no tena voadona matetika @ity resaka fitiavana ity e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.423