Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?
aza mipetraka any ambanivohitra fotsiny fa masiaka be ny olona any. izaho manokana tsy hitako izay olana, koa raha nilaozan ny vadiny aza izy, na maty vady, ary eny fa na dia tanora niteraka tsy nanambady aza, efa vita izany fa ny fiainana mitohy ary ny manarina azy no atao.