misy olana ve?

21. xxx ( 23/06/2006 08:56)
cutie > raha toi ilay olona dia olana be mihitsy, fa raha olon-kafa tsy blem :°)
22. prime ( 23/06/2006 09:05)
xxx:
fa raha olon-kafa tsy blem
f'ahoana??? :lol:
23. vale ( 23/06/2006 10:21)
cutie:

Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?
odryyy, in akia ny olana cutie? izany hoe @ FM, fa rah zà manokana loha de tsy mahita olana eh, izy aza mba irery kohhhh, mampalahelo aza koh!!!!, na izy koa na lay zanany indd2 indd, sa angah de hoe miankina @ nahatonga azy hiteraka indray?! rah izay lou de hafa ny fijeriko eh, izany hoe, nanao fananiana nefa le lhl efa hita zao fa tsy hanambady azy! manjary lay zanany no lasa victime!!!:)


24. booboo ( 23/06/2006 10:34)
raha ny fahitako azy tsy misy olana fa ndraindray aza ny manodidina manana " pitié " na " compassion " @ ilay vehivavy indray. Satria ve hoe miady irery ? tsy fantatro ....
25. miantra ( 23/06/2006 11:29)
Raha any madagsikara kosa ohatran'ny tys manaiky an'izany ny fiaraha-monina;

Raha aty ivelany indray ianao dia tsisy olana loatra fa samy miaina ny fiainany aty.
26. toovs ( 23/06/2006 11:39)
Fiffi:

baomijijy:
ny olana @ zany de lazain'ol fa mangalabadin'ol fotsin enao ra vo vevav mipetraka rery ka tsy manambad na ko hoe mivarotena hono
heu....izany no tena hatao hoe ambany saina !





fiffi: sao de sanatria i baomijijy indray no ataonao hoe ambany saina. zah ra namaky an'izay nosoratany de tsapako fa cas misy anaty fiarahamonina sasany io fijery io. de mba manamafy fotsiny i baomijijy hoe misy fiarahamonina manana fijery hoatr'izany. tsy midika izany fa i cutie no mivarotena na mangalabadin'olona!!!!!!!!!

27. prime ( 23/06/2006 12:27)
:roll:
28. mandrindra ( 23/06/2006 13:33)
ny valin'ilay fanontaniana dia : eny misy olana. fa io ndray vavan'ny spekta, fa izay hitondran'ny eny ambony terrain ny baolina ihany no zavadehibe. rehefa mahafaty baolina ny eny ambony terrain dia mitehaka foana ny spekta na be fanaratsiana aza.
29. dadabe ( 23/06/2006 17:52)
ayayayaya miha mafana le resaka humm reveko be fa aleo hanomana seza ihany dia hividy gilasy kle :°)
30. cutie ( 23/06/2006 18:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy za alou le izy e,fa manontany fotsiny za, fa any Dago le izy ka, fa raha amiko alou tsy misy pble fa ny tany Dago no tsy noeritreretiko ka zay no nahatonga ahy nanontany .
31. cutie ( 23/06/2006 19:18)
Mpandefa : vale [ Valio ] 23-06-2006 15:21:59
Lohateny : Re : misy olana ve?
Hoy i cutie:

Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?

odryyy, in akia ny olana cutie? izany hoe @ FM, fa rah zà manokana loha de tsy mahita olana eh, izy aza mba irery kohhhh, mampalahelo aza koh!!!!, na izy koa na lay zanany indd2 indd, sa angah de hoe miankina @ nahatonga azy hiteraka indray?! rah izay lou de hafa ny fijeriko eh, izany hoe, nanao fananiana nefa le lhl efa hita zao fa tsy hanambady azy! manjary lay zanany no lasa victime!!!

ka zay mitsy le izy, le bandy nga nanambady azy akory.
Sady mandreraka no mahatsiravina:twisted:
32. xxx ( 24/06/2006 23:33)
cutie:
tsy za alou le izy e,fa manontany fotsiny za,
fanga nesorina? :-D:-D:-D:-D:-D

mlm
33. cutie ( 25/06/2006 00:13)
in no nesorina:roll::roll::roll:
34. vale ( 25/06/2006 12:54)
cutie: ie kah! tsy tokony hisy hanenjehana azy satria nga fidiny an'azy ny ho voapetrapetraka? fa ny ahy ny tena mampalahelo anah de ireny ankizy victime tsy fidiny ireny koa!mmmhhhh,, ka ny FM dia tokony hamakafaka aloha mialohany hanatsikerainy an'ilay vhv:wink:!
35. Fiffi ( 25/06/2006 13:40)
baomijijy:

ny olana @ zany de lazain'ol fa mangalabadin'ol fotsin enao ra vo vevav mipetraka rery ka tsy manambad na ko hoe mivarotena hono.
toovs: asa raha novakianao tsara io nolazain'i baomijijy io an ! dia novaliako hoe "heu....izany no tena hatao hoe ambany saina !" ilay olona milaza fa mivaro-tena ny vhv manan-janaka sy mipetraka irery no nolazaiko an'io !! fa nahoana kosa zah no andeha hanao an'izany an'i baomijijy ? 8O



36. prime ( 28/06/2006 09:45)
cutie:
in no nesorina
mody fanina an!!!:-D
xxx:
Hoy i xxx:
fa raha olon-kafa tsy blem
aho hoe:
f'ahoana???
tsy mbola voavaly ôôôôô!!!:-P
37. cutie ( 28/06/2006 14:06)
Mpandefa : prime [ Valio ] 28-06-2006 14:45:57
Lohateny : Re : misy olana ve?
Hoy i cutie:
in no nesorina
mody fanina an!!!

prime ihany nga
Hoy i xxx:
Hoy i xxx:
fa raha olon-kafa tsy blem

Hoy i aho hoe:
f'ahoana???
tsy mbola voavaly ôôôôô!!!
le xxx?
tsy azoko mitsy :roll::roll::roll::roll:
nga io ho valiany e, olona miteniteny fona fotsiny :-D:-D:-D
38. cutie ( 28/06/2006 14:07)
Mpandefa : prime [ Valio ] 28-06-2006 14:45:57
Lohateny : Re : misy olana ve?
Hoy i cutie:
in no nesorina
mody fanina an!!!

prime iany nga le xxx e :-D
39. cutie ( 28/06/2006 14:08)
Hoy i xxx:
Hoy i xxx:
fa raha olon-kafa tsy blem

Hoy i aho hoe:
f'ahoana???
tsy mbola voavaly ôôôôô!!!

nga io ho valiany e , olona miteniteny fotsiny :-D
40. pissoa ( 28/06/2006 14:26)
ka zay mitsy le izy, le bandy nga nanambady azy akory.
Sady mandreraka no mahatsiravina:twisted:

Mety manana sipa hafa izy koa, izy ksoa ve hiahaka eo :roll: Ie - isan'ny vokatry ny fampirafesana izao :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9416