misy olana ve?
42. cutie
(
28/06/2006 14:33)
pissoa, sady tsy any tsony koa zao ny olana zao , fa le fanontaniko ery ambony ery :wink:
43. pissoa
(
28/06/2006 14:52)
Raha tena tiana hovahana ny olana dia fantarina ny mety ho antony rehetra :wink:
44. pissoa
(
28/06/2006 14:52)
Oops, hay mou njy mpanohana ny fizarazarana fitiavana, azafady :wink::-D:-D:-D
45. cutie
(
28/06/2006 14:56)
tsy azoko io lazain-jy io, mpanohana ny fizarazarana fitiavana ahona?:roll::roll::roll:
46. pissoa
(
28/06/2006 14:58)
cutie tany @ Fitiavana::roll::-D:-D:-D
Lohateny : Re : raha @nareo ny toerana?
iaraho daholo izy roa e
47. cutie
(
28/06/2006 15:02)
zany an
de avy njy de miteny we mpizarazara fitiavana ny dikan'zany .
Mandray antendrony :-D
SAdy za saika mbola hanohy hanazava an'io, fa kamo :-D:-D:-D:-D
No need to anyway :-D:-D:-D
de avy njy de miteny we mpizarazara fitiavana ny dikan'zany .
Mandray antendrony :-D
SAdy za saika mbola hanohy hanazava an'io, fa kamo :-D:-D:-D:-D
No need to anyway :-D:-D:-D
49. cutie
(
28/06/2006 15:04)
sady tsy azoko ko any idiran'le mpizarazara fitiavana eto:roll:
resaka fiaraha monina ny ahy eto
resaka fiaraha monina ny ahy eto
52. cutie
(
28/06/2006 15:21)
in no notenenin-jy, tsy azoko le ampidirina an'io fizarazarana io, eto @ forum fiarahamonina
53. pissoa
(
28/06/2006 15:37)
Hihihi, ao ary hazavaiko ihany ny hidirany e :-D:-D:-D
Tsy ampy ny mahalala hoe misy olana ve?, indrindra raha toa ka misy olana ilay izy. Ilay izy nefa misy olana (raha tsy olana io dia tsy ho nanontany teto akory njy - dia jereo koa ny tenin'ny namana hafa eo ambony eo).
Nisy niteny teo hoe miankina amin'ilay vehivavy ny maha-olana be azy na tsia.
Ho ahy kosa nefa dia azo atao koa ny manova ny tantara --> Tsy asiana izany hoe bevohoka izany intsony dia avy eo mitsaoka ilay bandy fa tsy manambady azy ;) Sady tsy misy olana intsony ny fiaraha-monina eo, no tsy misy olana ho an'ny vehivavy.
Dia eo no hidiran'ny fizarazarana fitiavana. Dia tsy io irery no tokony ho tafiditra fa mbola misy hafa be dia be. Azo ampidirina eto ny lalana, sns :-D:-D:-D

54. cutie
(
28/06/2006 15:56)
Ho ahy kosa nefa dia azo atao koa ny manova ny tantara --> Tsy asiana izany hoe bevohoka izany intsony dia avy eo mitsaoka ilay bandy fa tsy manambady azy Sady tsy misy olana intsony ny fiaraha-monina eo, no tsy misy olana ho an'ny vehivavy.
Dia eo no hidiran'ny fizarazarana fitiavana. Dia tsy io irery no tokony ho tafiditra fa mbola misy hafa be dia be. Azo ampidirina eto ny lalana, sns
tsy azoko io :roll:
55. cutie
(
28/06/2006 15:58)
Tsy ampy ny mahalala hoe misy olana ve?, indrindra raha toa ka misy olana ilay izy. Ilay izy nefa misy olana (raha tsy olana io dia tsy ho nanontany teto akory njy - dia jereo koa ny tenin'ny namana hafa eo ambony eo).
ampy zany ka:-D
56. cutie
(
28/06/2006 16:10)
Ho ahy kosa nefa dia azo atao koa ny manova ny tantara --> Tsy asiana izany hoe bevohoka izany intsony dia avy eo mitsaoka ilay bandy fa tsy manambady azy Sady tsy misy olana intsony ny fiaraha-monina eo, no tsy misy olana ho an'ny vehivavy
sady tsy misy lalana ko ani e, we refa mahabevoka zana'oul de tsy maintsy manambady azy ny dikan'zay e :-D
57. prime
(
29/06/2006 12:39)
cutie> izaho tsy xxx kah!!! zah tonga de miteny hoe prime 'ty... fa manontany an'i xxx ah hoe maninona no tsy blem raha olon-kafa ilay bevohoka fa blem raha ianao?:-D
cutie:fa tokony nôrma izany!!! sa diso ve???? :lol:
sady tsy misy lalana ko ani e, we refa mahabevoka zana'oul de tsy maintsy manambady azy ny dikan'zay e
58. cutie
(
29/06/2006 12:41)
prime, za nga niteny we norme,safidy io :-D
tsy haiko koa i xxx io :-D:-D:-D:-D
tsy haiko koa i xxx io :-D:-D:-D:-D
59. prime
(
05/07/2006 09:12)
cutie> eny e safidy tokoa, fa manipy hevitra fotsiny aho hoe rehefa bevohoka ny zanak'olona dia azo atao koa ny manam-bady azy... Izay ilay nôrma fa azonao atao koa ny tsy manam-bady azy, safidy araka ny lazainao...:lol::-D