Voafelaka
61. xxx
(
22/06/2006 07:01)
xxx> ianao aloha mpanompon'Andriamanitra sa mpanompon'iza? hahaha!
hahahaha ! izaho tsy mpanompo !
jereo izay azonao jerena ary tsikilivo izay azonao tsikilivona, ary maminania amin' izay tianao haminaniana , taiza koa no mbola nisy hoe :
raha ohatra tena tsimaintsy hitranga amiko io dia ampahafantarin'Andriamanitra ahy mialoha hoe hitrangahahahaha !
mba maka reference ihany ve dia izany manana e-mail sa manana telephone ny anao ahoana ny communication anareo ianao mihevitra fa raha hisy mpangalatra ho avy ao aminao dia ho fantatrao????: "ho avy toy ny mpangalatra "
aza milaza ho mpaminana fa sao dia sandoka ary tsy mety ny mitsara efa voalaza fa 'izay mitsara dia ho tsaraina '(na izaho aza) tsy tokony hiteny ianao hoe :
hahaha! zavatra tsy hitranga mihitsy io raha mivavaka ianao alohan'ny hiaingana. Ampiharo dia ho tsapanaomampimé be sady diso toerana mazotoa
62. LazaRandri
(
22/06/2006 07:09)
xxx> tsy mahay mamaky tsara anie ianao izany e! :)
izaho angaha niteny taminao hoe mpaminany aho? hahaha! Fa mankaiza ary izany masonao izany! 8O Raha mi-communiquer aminao angaha Andriamanitra dia midika izany fa "mpaminany" ianao? hahaha!
Fa raha tsy mi-communiquer aminao ny "andriamanitra" ivavahanao dia fantaro aloha ny antony! Sao sanatria "idole" kosa aza ny anao fa tsy "Andriamanitra velona"? hahaha!
Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy; ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. Ka dia haminany izy"

67. prime
(
22/06/2006 10:20)
ravatorano::-D:-D:-D
efa voafelaka zany v d mbola hihanahana ihany fa tsy avy d mamaly e sady valy boraingina b avy d gôssy drouaty tsy ankiato avieo mifanazava raha mùbola tsy velona ilayu namely tampoka na afaka tamin ny fahatoranany.
pissoa:ka raha bandy goavana be dia ahoana??? tadiavin'i pissoa orohana indray???:-D:-D:-D
Ka le izy azany bandy goavana be knou
69. xxx
(
22/06/2006 15:05)
LazaRandri mba mahagaga ihany izany resaka izany resaka voafelaka ve dia asiana hoe: amin' ny andro farany dia hoe haminany izy : inona ny idiran' ny resaka hoe "Andriamanitrao" sy "Andriamanitro" ?
tsy azonao angamba ny resaka asio communication tsara, ary efa napetrako ny fanontaniana tery ambony hoe fa ianao izany anisan' ny voafidy sa ianao no faha 13 sa faha 14 sa faha 1000 ny oint
diso fipetraka ny hevitra mazotoa

73. cutie
(
22/06/2006 15:36)
hay ve e, zany no tsy nahazahoako azy zany:-D::-D:-D:-D
fa in no tokony ho izy:roll:
fa in no tokony ho izy:roll:
74. xxx
(
22/06/2006 16:15)
cutie:
:
tsy ilay hoe mivavaha no tsy mety fa ilay fomba faneoana azy eto sady mbola misy hoe "Andriamanitro sy Andriamanitrao"
zavatra tsy hitranga mihitsy io raha mivavaka ianao alohan'ny hiaingana
:
Tsy midika akory izany hoe rehefa tsy mivavaka dia mitranga io (na hoe ny tsy fivavahana no nampitranga an'io).
tohizo ny vavaha fa mahafinaritra
tsy ilay hoe mivavaha no tsy mety fa ilay fomba faneoana azy eto sady mbola misy hoe "Andriamanitro sy Andriamanitrao"
75. cutie
(
22/06/2006 16:19)
xxx, ka tsy azoko mitsy in no ifandrasan'le voafelaka @ resaka Atra?:roll::roll::roll:
76. xxx
(
22/06/2006 16:34)
cutie:
izay indrindra no nilazako tery ambony :
na izaho koa aza tsy mahazo hahahaha!
xxx, ka tsy azoko mitsy in no ifandrasan'le voafelaka @ resaka Atra?