Voafelaka
41. pissoa
(
21/06/2006 04:18)
totofy - ambia aty felahiko dia hitanao tsara zany manambintana e =))
42. LazaRandri
(
21/06/2006 04:23)
xxx:hahaha! zavatra tsy hitranga mihitsy io raha mivavaka ianao alohan'ny hiaingana. Ampiharo dia ho tsapanao :-*
Ahoana kay ny reaction-nao raha toa ka mandeha eny an-dalana ianao:
- amin'ny andro atoandro mafana be,
- ianao avy nandeha an-tongotra, atao hoe lavidavitra kely nandreraka,
- ianao noana be,
- ary maro olona ilay toerana
no misy mamelaka tampoka, felaka mamay be. Tsy nampoizinao akory, tsy fantatrao izay antony ary tsy fantatrao ilay olona.
43. pissoa
(
21/06/2006 04:34)
Miteny an-kolaka ve ianao hoe tsy nivavaka aho no nahatonga io. Miala tsiny fa mampme be ahy ianao :roll::-D:-D:-D
44. LazaRandri
(
21/06/2006 04:50)
kay ve pissoa io xxx io e!
Misaotra anao nilaza ny tsy anontaniana (dans les deux sens). hahahahaha!

45. pissoa
(
21/06/2006 04:56)
Hay ve tsy mbola voavakinao tanteraka ilay izy e. Ie, efa ela be aho no niteny hoe izaho io xxx io.
Fanamarihana kely: izaho olona mivavaka (midoka tena ve aho raha hiteny hoe mihoatra lavitra noho ny eritreretinao ny fanarahako ny Andriamanitro sy ny fivavahako) ary Katolika.
Raha izaho no niteny toa anao dia mety noteneniko hoe: satria ianao zaza maditra dia nisy namelaka ... fa tsy hoe satria ianao tsy nivavaka :-D:-D:-D

46. LazaRandri
(
21/06/2006 05:01)
somary diso famaky kely ianao pissoa ah! :wink:
Rehefa mivavaka mialohan'ny fiaingana dia tsy mitranga mihitsy io. Tsy midika akory izany hoe rehefa tsy mivavaka dia mitranga io (na hoe ny tsy fivavahana no nampitranga an'io).
tohizo ny vavaha fa mahafinaritra :wink:

47. LazaRandri

48. pissoa
(
21/06/2006 05:30)
Hihihi, diso famaky marina zah :oops: Azafady :-D:-D:-D
Nefa koa toa tsy diso famaky tampoka satria nivavaka --> tsy mitranga sy ny mitranga --> tsy nivavaka mantsy dia propositions equivalentes =))
Hihihi, fa ahoana ary ny reaction'i LazaRandria raha sendra an'io e? :-*

49. LazaRandri
(
21/06/2006 05:45)
pissoa:raha ohatra tena tsimaintsy hitranga amiko io dia ampahafantarin'Andriamanitra ahy mialoha hoe hitranga :) dia ampahafantariny koa hoe inona no antony ary inona ny tokony ataoko :wink: dia miankina amin'izay ny reaction-ko
Hihihi, fa ahoana ary ny reaction'i LazaRandria raha sendra an'io e? :-*
50. pissoa
(
21/06/2006 05:58)
Raha ampahafantarina anao mialoha ny hitranga dia hivily lalana ianao fa tsy handalo eo akory :-D:-D:-D
51. ravatorano
(
21/06/2006 06:28)
efa voafelaka zany v d mbola hihanahana ihany fa tsy avy d mamaly e sady valy boraingina b avy d gôssy drouaty tsy ankiato avieo mifanazava raha mùbola tsy velona ilayu namely tampoka na afaka tamin ny fahatoranany.
54. pissoa
(
21/06/2006 07:20)
ravatorano:Ka le izy azany bandy goavana be knou :oops::-D:-D:-D
efa voafelaka zany v d mbola hihanahana ihany fa tsy avy d mamaly e sady valy boraingina b avy d gôssy drouaty tsy ankiato avieo mifanazava raha mùbola tsy velona ilayu namely tampoka na afaka tamin ny fahatoranany.
55. xxx
(
21/06/2006 07:24)
raha ohatra tena tsimaintsy hitranga amiko io dia ampahafantarin'Andriamanitra ahy mialoha hoe hitranga dia ampahafantariny koa hoe inona no antony ary inona ny tokony ataoko dia miankina amin'izay ny reaction-ko
Rehefa mivavaka mialohan'ny fiaingana dia tsy mitranga mihitsy io. Tsy midika akory izany hoe rehefa tsy mivavaka dia mitranga io (na hoe ny tsy fivavahana no nampitranga an'io).
lazaRandri a mba be resaka koa ianao izany ramosé , mampimé mampalahelo indray.....
indrindra hoe hampahafantariny ahy ny zavatra tokony ataoko ???????
56. LazaRandri
(
21/06/2006 07:40)
xxx> fa ny "andriamanitra" ivavahanao angaha maona sa marenina sa tsy manana moyen de communication mihitsy? hahaha!
57. totofy
(
21/06/2006 07:40)
pissoa :
:-w:-w:-w ndao ary é! enao ve dé sahy hanao an' izany anah é ...enao tsara fanahy sa hafindranao aty ny vintanao ==> tsy alakaosy an!=))=))=))
ndao tsika hanao euromillion é :-D:-D:-D:-D
totofy - ambia aty felahiko dia hitanao tsara zany manambintana e
:-w:-w:-w ndao ary é! enao ve dé sahy hanao an' izany anah é ...enao tsara fanahy sa hafindranao aty ny vintanao ==> tsy alakaosy an!=))=))=))
ndao tsika hanao euromillion é :-D:-D:-D:-D
58. xxx
(
21/06/2006 17:03)
lazaRandria > efa fantatrao izany hoe ho tohizako ny resaka dia efa niteny taminao "izy" hoe izao , be resaka koa ianao sa ianao olona efa "voafidy" tao anatin' ny maro no mahalala ny 'HO AVY': mpaminany avy aiza hahahaha!
59. LazaRandri
(
21/06/2006 22:06)
xxx> ianao aloha mpanompon'Andriamanitra sa mpanompon'iza? hahaha!
"Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy; ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. Ka dia haminany izy"
Asa raha niteniteny foana Andriamanitra araka ny hevitrao na ahoana? hahaha