Voafelaka
23. xxx
(
19/06/2006 15:48)
diamondra27:Ao ary valiako e. Nojereko fotsiny ilay olona dia tapaka be ny tsinaiko =))
xxx: inon ary zany reac andrasanao izany
:-D:-D
pissoa
24. Herimiafina
(
19/06/2006 16:24)
xxx:
ura-mawashi arahina kakato geri ve ry herimiafina tsy hiendaka ny lohan'ilay olona :^):-D:-D:-D
Atao ippon-ken miampy tsuki kely eo amin'ny vatanörony dia miafara amin'ny ura-ken eo amin'ny carotide-ny ve mbola tsy izy ihany kosa e! :wink:
26. totofy
(
19/06/2006 17:33)
aoka hono zay ry zalahy a! efa tsy mihetsika tsouny lé oul mbola omenareo Kakato geri ihany ... maty lé oul ry HM a! aoka zay........
:
tena tsara fanahy be lé pissoa:-w:-w:-w=D=D=D=D=D
:
Ao ary valiako e. Nojereko fotsiny ilay olona dia tapaka be ny tsinaiko
pissoa
tena tsara fanahy be lé pissoa:-w:-w:-w=D=D=D=D=D
27. pissoa
(
19/06/2006 17:34)
Herimiafina:De manderan'orona kely ve dia avy eo tsy mahay miaina :-D:-D:-D
Atao ippon-ken miampy tsuki kely eo amin'ny vatanörony dia miafara amin'ny ura-ken eo amin'ny carotide-ny ve mbola tsy izy ihany kosa e! :wink:
28. Zina
(
19/06/2006 17:37)
Za aloha tonga dia tezitra be e no sady menomenomako eo ilya olona... K'aiza vofelaka @ tsy napa zao kle...
29. pissoa
(
19/06/2006 17:38)
totofy:Tsy menatsa ny hamono olona mihitsy wa izy io :-D Mbola asiana ippon-ken sy tsuki ndray ony :{:{:-D:-D:-D
aoka hono zay ry zalahy a! efa tsy mihetsika tsouny lé oul mbola omenareo Kakato geri ihany ... maty lé oul ry HM a! aoka zay........
totofy:Za aza mahatsiaro donendrina be zao kle =))
tena tsara fanahy be lé pissoa:-w:-w:-w=D=D=D=D=D
30. andry08
(
19/06/2006 17:49)
Tehe-maina no valiny miampy clac anankiroa avia sy havanana dia samy faly ny takolany 2:D:D
31. totofy
(
19/06/2006 18:37)
=))=))
andry08 : kou raha tsy kristianina izy ngah mety , refa misy mipeka ny avia dé omena koa ny havanana ???
pissoa : hita owa nanomboka tamin' io fotoana io hita be mintsy :.....
....ary efa fantatray ngeh zany lty é =))=))=))
Tehe-maina no valiny miampy clac anankiroa avia sy havanana dia samy faly ny takolany 2
andry08 : kou raha tsy kristianina izy ngah mety , refa misy mipeka ny avia dé omena koa ny havanana ???
pissoa : hita owa nanomboka tamin' io fotoana io hita be mintsy :.....
Za aza mahatsiaro donendrina be zao kle
....ary efa fantatray ngeh zany lty é =))=))=))
32. Fiffi
(
19/06/2006 18:49)
tandremo hiany fa toa misy ho lasa assassin ato zany klé ! grave :-D:-D:-D:-D
33. totofy
(
19/06/2006 19:09)
aza matahotra enao fiffi , maitrisen-dreo daholo ny situation ...tsisy assassin mou ô ..
37. totofy
(
20/06/2006 18:01)
:-w:-w:-w:-w
pissoa lasa ihany ny heritreritro fa tena rare ny cas ohatran' izany ...dé ozy zah owé : Tena manambintana enao ty kah =))=))=))=))=))
pissoa lasa ihany ny heritreritro fa tena rare ny cas ohatran' izany ...dé ozy zah owé : Tena manambintana enao ty kah =))=))=))=))=))