Ny lalàna Sarkozy
81. MTN
(
01/07/2006 13:41)
Dokafana hoe manaja vahiny isika dia faly. Izay ilay hoe dokafy hanitsaka. Matahotra isika no tena marina. Eritrereto hoe eo Antanimena ianao(na tsy ianao fa gasy iray), misy vazaha dozy be mila vaniny aminao. Inoako fa handeha fotsiny ny ataonao? mody hoe tsy miady amin'adala, na hoe manaja vahiny. Nefa olona mamo ve hohajaina. Fa raha iny ka gasy no teo mety ho fihetsika vinitra no ho nataonao. Na tsy hikitika aza ianao fa handeha fotsiny, tsy mitovy ny any anatinao any.
Ilay matahotra tiako tenenina raha avadika teny vahiny dia ilay hoe complexé.
Ilay matahotra tiako tenenina raha avadika teny vahiny dia ilay hoe complexé.
82. MTN
(
01/07/2006 14:02)
prime:
MTN> "patriotisme" malagasy hafa mihitsy kooohhh!!!:-D
Mety ho vokatry ny tsy fahalalany.(raha ny vahoaka no resahana). Fa raha ny mpitondra indray tsy hayy intsony: Ny omby indray mandry tsy indray mifoha, ny saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay hamarara.
83. prime
(
05/07/2006 10:46)
MTN> tsy azonao ny tiako ambara, ny "patriotisme" gasy dia misoleleka @ vazaha no dikany amiko... Raha jerena ny tantara, fa ireo milaza azy ho mpitolona t@ fanjanahan-tany anie lasa mpitondra tao @ 1ère république daholo e! Ary ny tsy nahazo toerana mipiripirina any frantsa daholo... dia "patriotes" hono anie ry zalay e!!! Ry rabemananjara dia tsy menatra mihitsy nilatsaka t@ andron-dry zafy miaraka @ BBR...
84. MTN
(
05/07/2006 14:41)
:( T be ko zany, tena diso indray aho tamin\'iny. Marina ny an\'ialahy. Ary ny tsara loha tamin-dry zareo maty. Maty moa dia atao hoe tsara fa iza koa no nahalala.
Mbola be resaka tsy mazava marina ao Dago ao. Ny amin\'ny gasy (sasany) sy ny frantsay (sasany) io. Atahorako ho mbola ela isika vao hotafarina. mba kozy
Mbola be resaka tsy mazava marina ao Dago ao. Ny amin\'ny gasy (sasany) sy ny frantsay (sasany) io. Atahorako ho mbola ela isika vao hotafarina. mba kozy
85. harry5
(
08/07/2006 17:37)
Fanja1:fanja aza miteny zany enao ;fa matoa ireo ray aman dreny tany aloha nagataka fahaleovan tena de nisy fijalina tao ,fanadevozana ,fibodona harena ,genocide ,fanjakan ny be sandry tamin ny basy sns ,ny asa an terivozona ,zany no niainan n ireo ray aman-dreny teo aloha , ny tao an tsain izy reo dia ny hoe liberté ,fa raha nitondra tsara an i madagascar ny vazaha de no lazaika anao ,fa tsy hoatr izao madagascar,vao haigana ageh vao no abolina (abolition des esclaves) ,ary rehefa lasa izy ireo de lasa tsy namela na inona na inona ,nefa ny malagasy vao afaka tao anatin ny ady sarotra ;ohatran ny zaza 2ans abandonné comment vas faire pour vivre plutot pour survivre ,mahantra ny gasy nohon ny fanadevozana (duran la colonisation) ,ils ont des dettes envers nous et maintenant , ils ont dit :le passé c passé chacun pour soit ,on ne peut pas acceillir toute la misère du monde , il nous foutre dehors pourtant c a cause d eux la misère qui rène dans le pays pauvre actuellement ,
matoa mangataka fahaleovantena de mahavita tena zany:)
86. prime
(
14/07/2006 10:27)
MTN> marina ny lazainao, mbola sarotra ny lalana nefa hoy ianao tao aloha tao hoe raha misikim-ponitra isika mety tafa ihany...
harry5> inona ny soso-kevitrao??:lol:
Ny ahy mantsy dia tsy mitsahatra mihitsy aho miteny manao hoe, mety ny ataon'i sarkô satria izany no mahasoa ny fireneny... fa ny mpitondra antsika no tokony ho tonga saina, nefa kay mooooa!!!!:?
harry5> inona ny soso-kevitrao??:lol:
Ny ahy mantsy dia tsy mitsahatra mihitsy aho miteny manao hoe, mety ny ataon'i sarkô satria izany no mahasoa ny fireneny... fa ny mpitondra antsika no tokony ho tonga saina, nefa kay mooooa!!!!:?