Ny lalàna Sarkozy

41. vale ( 19/06/2006 19:07)
diam à: ny doro fiara, sns, dia vokatry ny fihetsika nataon-"jareo" ihany eh!! (y a pas de fumée sans feu!):wink:
42. Fiffi ( 19/06/2006 19:10)
ka tsy marina ve akia zany ry vale ? mahay maka ny vahiny izay mana-talenta ry zareo mba hampalaza azy fa ny hafa kosa...?
43. MTN ( 20/06/2006 07:52)
tokony dakana any koa ireo sinoa any dago ireo eh.
44. diamondra27 ( 20/06/2006 10:04)
MTN, vale::-D:-D:-D:-D:-D:-D

somary maika aho fa tsy manampotoana anazavana fa miala tsiny
45. Mifenty ( 20/06/2006 11:02)
inn aza le lalàna arahina e

d inn le i sadaptiavana


d zay no atao e.


tokony hanao toy ny fiakanjon'ny any bretagne v ra any no mipetraka. Nefaa toa na ny frantsay aza toran'ny hehy maita ireto vavy antitra misatroka fotsy

sa aona no tokony ho atao?



Mba toroy ho anareo mahay mi sadapta zfd
46. prime ( 20/06/2006 12:30)
tokony dakana any koa ireo sinoa any dago ireo eh.
samy sarotiny @ azy io e! izay tsy tia ny tanindrazany no adala...:°)
47. vale ( 20/06/2006 13:53)
MTN:

tokony dakana any koa ireo sinoa any dago ireo eh.
8O


48. MTN ( 20/06/2006 18:10)
Tsy hitanareo marina ny fataon'ireo sinoa ireo an'ny vendeuse gasy kely ampiasainy ao.:cry:
Manome asa ny gasy hono izy amin'izany dia ilaina satria vahiny mampiasa vola any dago.
49. Fiffi ( 20/06/2006 18:28)
mihombon-k'hevitra @ MTN aloha zah an! Madagasikara ho an'ny Malagasy !
50. Fanja1 ( 21/06/2006 07:25)
mmhhhh on est tous raciste klk part :)
51. MTN ( 21/06/2006 08:21)
raciste ve ianao raha ohatra ka mba manome lanja ny iray tanindrazana aminao? raciste izany amiko olona tsy tia race iray (na maro). Na aiza no misy olona avy amin'io race io na aiza eto an-tany dia tsy tiany fotsiny izao.
52. Fanja1 ( 21/06/2006 08:53)
MTN ka zany anie e!
53. prime ( 21/06/2006 09:34)
Fanja1:
mmhhhh on est tous raciste klk part

Miankina @ dikan'ny hoe "racisme" tianao ambara ihany io ary miankina indrindra @ fitiavan-tanindrazana...:miam:
54. MTN ( 21/06/2006 13:37)
fanja1: ka noho izany tsy poinss le hoe on est tous raciste klk part
55. fijo ( 21/06/2006 20:41)
za aloha ry zareo dia momba an'i sarkox an.ilaina io fepetra noraisiny io amiko.
56. prime ( 22/06/2006 07:41)
fijo> izay mantsy ilay izy, i sarkô mijery ny tombotsoan'ny fireneny no antony fa ny mpitondra antsika eto dago no tokony mba ho tonga saina... Tsy te-hiteny aho hoe raha misy teratany frantsay na eoropeana sanatriavina maty taty (sady tena nisy rahateo io) tena sarotiny mihitsy ny firenena fihaviany ka raha vao mihodinkodina ny fitondràna malagasy izahàna ny marina dia miteraka "incidence diplomatique" mihitsy... Fa ny antsika mandeha ho'azy daholo...
Ramalagasy ô, hatraiza ny fetran'ny fitiavanao ny tanindrazanao? :)
57. vale ( 22/06/2006 09:51)
fijo: ny zvt tiko nataon'i sarko kosa lo ny fanesorana ny mpivaron-tena tsy hijorojoro eny amoron-dalana e, de izao koa toa hoe zay zaza teraka @zao hahazo épargne !mmmmm!! ny tsy laniny vavoniko ftsn le hoe rah zaza miteny ny fiteniny tany nihaviana dia hosivanina ny momba azy!!:wink:
58. vale ( 22/06/2006 09:52)
Fanja1:

mmhhhh on est tous raciste klk part :)
fanja1> siora amzany ve ianao?!!!!:)


59. vale ( 22/06/2006 09:54)
MTN:

raciste ve ianao raha ohatra ka mba manome lanja ny iray tanindrazana aminao? raciste izany amiko olona tsy tia race iray (na maro). Na aiza no misy olona avy amin'io race io na aiza eto an-tany dia tsy tiany fotsiny izao.
ié, raciste izany!!:wink:


60. vale ( 22/06/2006 09:56)
MTN:

Tsy hitanareo marina ny fataon'ireo sinoa ireo an'ny vendeuse gasy kely ampiasainy ao.:cry:
Manome asa ny gasy hono izy amin'izany dia ilaina satria vahiny mampiasa vola any dago.

:°):°):(:(:(


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4564