Ny lalàna Sarkozy

21. vale ( 18/06/2006 12:30)
booboo:

Fiffi > ny physique sy ny volo-koditra fotsiny zany dia ahafahana miteny hoe ity vazaha dia ity tsy vazaha ? Efa namaky ilay " je suis noir mais je n'aime pas le manioc " ve ianao ?
booboo: raha zaho manokana aloha de tsy matoky an'izay satria be koa ny ol fantatro manan'ila vahiny nefa zara rah hita eny @ endriny an, arakarakiny dégré ny rà ao @ ihany io e;-)!!!, de misy koa nefa izao oh gasy nefa tena ohatry ny sinoa mihintsy,na karana, na vazah, sns, e;-), ka sarotra ihany , indd ho antsika malagasy,, fa raha race hafa mety ho mora ihany ny hafantarana hoe metisy ity na izao, oh< afrikana+blanc,indd moa ka hoe mbola metisy à50°/°ilay oul;-)!


22. sipagasy ( 18/06/2006 13:33)
mmhhhhh amiko kosa aloha raha tsy hanaja ny tany mandray anao ianao dia aleo miala @ taniny e! inona ny haleha hanadàlana olona any raha tsy hanaiky ny lalàna mifehy ilay tany sy hanaiky ny fombany ianao???
23. Fiffi ( 18/06/2006 14:31)
booboo: tsy hoe "loto=maloto"
Manadio tanàna hono i sarko=tsy hoe manadio ny loto=maloto akory io ha hoe manadio tanàna izy satria efa tafahoatra loatra ny olona mi-klandy , olona tsy manana paps , tsy ara-dalàna , ka ireo olona ireo zany de haveriny mody any @ firenena nahatongavany.
24. booboo ( 18/06/2006 16:24)
Vale > eka ouz

Fiffi > kay ve, " mandamina " ange zany fa tsy hoe " manadio ". Noheveriko fa olona tsy ara-dalana = loto = diovina = alefa mody = karcher @ teniny :/
25. Fiffi ( 18/06/2006 17:58)
booboo: tonga kosa ve akia de hampiasana karcher ? :-D:-D:-D:-D
26. Fiffi ( 18/06/2006 18:45)
mandamina ary an! :-D:-D:-D
27. vale ( 18/06/2006 20:22)
sipagasy:

mmhhhhh amiko kosa aloha raha tsy hanaja ny tany mandray anao ianao dia aleo miala @ taniny e! inona ny haleha hanadàlana olona any raha tsy hanaiky ny lalàna mifehy ilay tany sy hanaiky ny fombany ianao???
sipagasy:tsisy te handika lalàna ange eh:-D:-D,sady ny lalàna nga azon'iza hovaina afatsy zareo tompon-tany ihany?!! fa eo @ le hoe fitenin-drazan'ilay oul eh!:lol:, dia ny fombandry zareo mou iny hafa indray, fa saingy nahoana ny vahiny sasany miankanjo tradisionela tsy misy mpiteny8O, zà izao rehefa mafana ny andro de @ iny manararaotra manao t-shirt malagasy!!!tsisy mpiteny, raha tsy hoe hanao ny salaka mandehandeha angah:lol::lol: ka asakasaky ny tsi-1:1 ihany io ngamba eh:-D:-D!


28. scorpion ( 18/06/2006 20:35)
Fanja1:

iza anefa no niady mafa hahazo fahaleovantena t@ 1960?



te hanome tsiny ny malagasy nitaky ny fahaleovantenany angaha ianao izany?
29. scorpion ( 18/06/2006 20:37)
Fanja1:

matoa mangataka fahaleovantena de mahavita tena zany:)



tsy misy firenena mahavita tena izany na iray aza, indrindra io frantay anareo io no tena mila firenen-kafa mba afahany mandroso amin'ny tsara koakoa, raha handroso aza izany!
30. marozevo ( 18/06/2006 22:34)
Ho an'i Frantsa rehefa hanao baolina dia tiany ny Afrikana, fa rehefa hiasa sy honina dia "chassez"...
Menatra aho raha fireneko no manana ekipa national, nefa tsy misy tena terak'ilay firenena na afa-tsy roa. Jereo fotsiny ange eh... Noirs valo, Arabo 1 sa 2 ? - blancs (frantsay ve?) 2.

Dia jereo indray ny lafiny hafa : Izay ao Paris dia mahita iny quartier "Stain" iny... Maro ny tantara miseho ao... Manjakazaka... anaovana toeran-tsy zaka... nefa maro amin'ireo olona ao ireo no "teraka tao".
31. Fiffi ( 19/06/2006 04:50)
marozevo:

Menatra aho raha fireneko no manana ekipa national, nefa tsy misy tena terak'ilay firenena na afa-tsy roa. Jereo fotsiny ange eh... Noirs valo, Arabo 1 sa 2 ? - blancs (frantsay ve?) 2.
io kosa aloha tena nahazendana ahy mihintsy omaly alina iny raha nijery ny ny mpilalao vao nihiditra zah an! 1 fotsiny no tena vazaha fotsy fa de vahiny daholo no tao.


32. vale ( 19/06/2006 05:24)
marozevo: mmmmh !!!!tena nitovy fijery tamiko koa ianao;-)! aiza koa alohan'ny hi-recruter olona hiasa dia jerena aloha ny nom de famille??! nefa rehefa baolina kitra sns, dia hay ery maka ireny olona ireny?(afrikana, karana,,,,)!! nisy mihintsy aza tao @ atao hoe "Adecco" izay agence manampy @ fitadian'asa ny offre sasany hoe BBR (bleu,blanc,rouge) ihany hono no ilain'ilay ol? dia ny sinoa, ny karana, ny gasy, ny afrikana,ny amerikana, ve izany dia hatao hoe ratsy toetra daholo @izany?!!!!! ;-)
33. vale ( 19/06/2006 05:26)
fiffi::-D, ny ah aloha de naleako naka corée an!!;-);-)
34. Fiffi ( 19/06/2006 06:27)
ka ireny ange no hatao fitaovana hampalaza eh!
35. diamondra27 ( 19/06/2006 09:08)
booboo, vale: le rasaka tsy mi-s'adapte no tsy mety
izany hoe: raha aty @ firenen'olonkafa no misy anao na inona na inona nationalité-nao de tokony hanaja ny maha citoyen an'ilay pays, d'accord @izay daholo ngamba nareo an!
raha avy eo injay : ny fomba fiakanjo na fiteny de tsy misy blème raha @ samy zareo no manao an'io fa raha ohatra ka oe: école ohatra de tokony hanaja ny lalàna any @ école
raha mandede eny andalana enao ka te-hanao ireny boubou 'reny de tsy hitako ze olana @ izany satria tsy misy mandrara an'izany

Ié sarko étranger et veut montrer aux autres ny effort nataony fa enrespectant ny règle de mety lasa lavitra tokoa eo @ fiainana fa tsy vitan'ny hoe: mihetraketraka: mandoro fiara sns...
36. diamondra27 ( 19/06/2006 09:17)
Maninona ny gasy mijaly any amintsika te-hakaty manaiky ny miteny frantsay ary maninona ny firenena hafa sasatsasany fa tsy izy rehetra tsy mety hanao an'izany; de ireny kosa le tsy mety e!
Fa zany oe: lafrantsa 'zany atao toerana filandratsy mahita fotsiny raha ny fahazoako azy satria malaza fa manome fanampiana(assisté ny olona mahantra)nefa tsy hanaiky sy tsy hanaraka ny fomba frantsay?

marozevo,vale: ka izay no midika fa mila étranger lafrantsa fa izay manaradalàna ihany no tiany

Lazao kosa ary hoe: raha hametraka zaza tsy anao hipetraka ao aminao aho, ka misy @izy ireo tsy manara-dalàna ao antranonao , inona no ataonao?
Asainao manarala ny lalànao ao antrano izy de refa tsy mety de hitadiavana solutionhafa satria raha maninomaninona io de enao no responsable
37. vale ( 19/06/2006 18:55)
diamondra:hihihi!! ,,ary ireny vahiny (frantsay!) mankany mcar ireny, misy intérêt ao matoa izy mankany, hafatsy izay manambady ny gasy angaha??!!!;-)
38. vale ( 19/06/2006 18:57)
Fiffi:

ka ireny ange no hatao fitaovana hampalaza eh!
:-D, :roll::roll:


39. vale ( 19/06/2006 18:59)
diam: mila étranger izy bien sur! mba hampalaza ny anarany!!!:P
40. vale ( 19/06/2006 19:03)
diam: hony njy> "na in, na in fihaviana, dia tokony hanaja ilay ol etc; " ié, manaja mihintsy kah, marina nendry!! fa ry zareo aiza ny fanajàny ny vahiny e!h@ izao aloha dia tsy mety resy lahatra tanteraka ao, tsy mbola mety manaiky aho hoe, i la frantsa dia tsy nihinana sy nanao ny tsy rariny tany @ tany voazanaka eh!!:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1964