amour virtuel

161. rapala ( 01/07/2006 06:55)
watafon: arahantsika maso mangingina eo fona ireo ka @ izay mandrindra tsy afaka mampijaly any cutie:-D:-D:-D:-D
162. cutie ( 01/07/2006 19:36)
mandrindra be fitiavana koa mampijaly :-D
Sa ahona ry mandrindra:wink:
163. rapala ( 03/07/2006 06:05)
cutie: hampijaliny @ fitiavana ré:-D:-D
164. cutie ( 03/07/2006 21:33)
tsssssssssss lainga be zany :-D
165. rapala ( 04/07/2006 06:07)
Menatra i mandrindra de nitsoka kely alou...
cutie: direkta be ilay:?: nao kou:-D:-D
166. mandrindra ( 04/07/2006 12:28)
cutie:

tsssssssssss lainga be zany :-D

izay mihitsy no izy, be fitiavana mahasambatra :lol:

167. cutie ( 04/07/2006 18:43)
merci mandrindra :P:*
168. cutie ( 04/07/2006 18:44)
cutie: direkta be ilay nao kou

direkta ahoana fa tsy azoko :roll:
169. rapala ( 05/07/2006 11:02)
Sa ahona ry mandrindra

mandrindra be fitiavana koa mampijaly

vazi2 daholo izany ry kala cutie a!:):)
170. mandrindra ( 05/07/2006 14:33)
cutie, tsy misy hisaorana izany fa omena antsitrapo :*:*:*

rapala, ary aoka izay ty tssikilokilo ty e:wink:
171. rapala ( 05/07/2006 14:45)
efa mihezaka ihany fa tsy mety ry mandrindra, za nge ny body guard ny cutie é, f'anga tsy fantatrao?:)
172. cutie ( 05/07/2006 18:34)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 05-07-2006 19:33:18
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, tsy misy hisaorana izany fa omena antsitrapo

tena tsy mahita lazaina tsony za kle:-D
173. mandrindra ( 06/07/2006 08:41)
aza miteny fa eo ary:*:*:*
174. watafon ( 06/07/2006 11:23)
hummm!cutie,mandrindra:=D=D=D
rapala:za koa anie b fitiavana e!:-D:-D:-D
175. booboo ( 06/07/2006 11:29)
watafon > :-D:-D zà mba nanantena oe hamaly lé fanontaniam-baiavy resaka allaitement sns io ingahy hay kay izy laozany mijirika ndray hihihihihihihi
176. rapala ( 06/07/2006 11:50)
watafon: be fitiavana ve enao? omeo kely ny definition' io za ô:):)
177. mandrindra ( 06/07/2006 11:54)
rapala, tsoahy anie ilay hoe ny définition eo amin'io hafatra eo ambony io e=))=))=))
178. rivodoza ( 06/07/2006 12:09)
salama daholo! ny be fitiavana dia tsy mandainga, tsy miangatra,tia mikolokolo, mihezaka ny hampitombo hatrany io fitiavana io,sa ahoana?
179. rapala ( 06/07/2006 12:10)
ity mandrindra ity an, tsy ratsy kosa indray alou iny an=))=))=)) To tsy omen'i wata an'izany za klé:wink::wink:
180. mandrindra ( 06/07/2006 12:20)
ampio morsa rapala fa mety ho omeny eo ihany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2614