amour virtuel

201. watafon ( 07/07/2006 12:20)
mandrindra : heveriko fa elà doly anie no nanome an'reo e! :-D:-D:-D
rapala: eo ndray alou e::*:*:*
202. cutie ( 07/07/2006 12:22)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 13:01:26
Lohateny : Re : amour virtuel
hitandrapala fa mety

cutie, fa ahoana tokoa aloha ireo biz'oroka be de be ireo

toi sisa no andrasana:-D
203. rapala ( 07/07/2006 12:55)
cutie: io akia izy fa tafaverina a! hihihi
mandrindra: kay lety é, hay tonga hatrany mihintsy:-D
watafon: :oops::oops: inona ary ity?:-D:-D
204. mandrindra ( 07/07/2006 14:23)
cutie, za kosa ve dia hifangaro amin'ny be sy ny bobaka le:wink::-D:-D
205. cutie ( 07/07/2006 18:04)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 19:23:40
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, za kosa ve dia hifangaro amin'ny be sy ny bobaka le

hay le eto ihany zany no special:-D:wink:
206. cutie ( 07/07/2006 22:47)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 06-07-2006 17:38:04
Lohateny : Re : amour virtuel
what do you think cutie? mistery be mihintsy an! Raha vo lazaiko de tsy misy intsony ilay suspense nge

sady za koa tia suspense fa avelao @zao :-D
207. rapala ( 08/07/2006 04:40)
eny wa:-D, misy proverbe ndry zareo anglisy/amerikana hoe: curiosity killed the cat:)
208. watafon ( 08/07/2006 04:49)
cutie: hummm! nde ampiako ray le izy ao fa tssss!! :wink:
rapala: :-D:-D
209. rapala ( 08/07/2006 07:06)
cutie zao mbola lasa natory @ izao fotoana izao,zzzzzzzzzz
watafon:mba zarao alou ilay mampihomé e!
210. dadabe ( 08/07/2006 11:33)
ndeha koa zah mba hikoty sipa eto @ net le

mamafara tiko be toi :*:*:* (l)
211. watafon ( 08/07/2006 11:36)
mihomehy tany vaky ftsn e!:-D:-D
212. cutie ( 08/07/2006 17:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : rapala [ Valio ] 08-07-2006 09:40:52
Lohateny : Re : amour virtuel
eny wa, misy proverbe ndry zareo anglisy/amerikana hoe: curiosity killed the cat

de avelao hijanona @io foana fa raha vo hay de tsy milay tsony :-D
213. cutie ( 08/07/2006 17:31)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 08-07-2006 09:49:31
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie: hummm! nde ampiako ray le izy ao fa tssss!!

mandainga:-D
214. nambina ( 10/07/2006 10:47)
cutie,rapala,mandrindra,watafon> ianareo 4 mitsam ireto tena mahafinaritra, mahay misangisangy...halefaso,tohizo fa te-hijery ilay tantara mitohy izahay:-D:-D
215. mandrindra ( 10/07/2006 13:42)
cutie:

Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 19:23:40
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, za kosa ve dia hifangaro amin'ny be sy ny bobaka le

hay le eto ihany zany no special:-D:wink:



an3, tsy le eto fa ianao mihitsy ka :*:*
216. mandrindra ( 10/07/2006 13:44)
nambina, ny ahy tsy sangisangy fa tena izy ka :wink:, ny an'ny sasany no tsy haiko :-D:-D:-D
217. nambina ( 10/07/2006 14:26)
aza be fika eo ry mandrindra:wink: tohizo fa mahafinaritra e... tsy aleo aza zay toy izay politika makarary an-doha?:-D
218. cutie ( 10/07/2006 18:21)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 10-07-2006 18:42:10
Lohateny : Re : amour virtuel
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 19:23:40
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, za kosa ve dia hifangaro amin'ny be sy ny bobaka le

hay le eto ihany zany no special




an3, tsy le eto fa ianao mihitsy ka
aoka fotsiny wa:P:*:*:*:*



nambina zany koa,ohtrran'ny te hisangy fa mody we mijery hono :-D:-D:-D:-D
219. nambina ( 11/07/2006 03:15)
cutie> iza no tsy ti sangy fa aleo aloha hijery k, manjary tsy mitohy ilay tantara d wain be:-D:-D:-D
220. cutie ( 11/07/2006 12:14)
lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0112