amour virtuel

221. nambina ( 12/07/2006 11:24)
nankaiza daholo ianareo lety e, watafon, mandrindra sy rapala, to i cutie irery sisa no hita eto, halefa moa e:wink:
222. rapala ( 13/07/2006 09:03)
iny ary za fa tonga hanoy ilay tantara raha vonona ny sasany ry nambina a:wink:
223. mandrindra ( 13/07/2006 09:32)
cutie, izayyyy :*:* ianao anie mbola mamy noho ny mamy e

nambina, be fika ahoana aloha aho e ? mbĂ´ hazavao kely hoe :wink:
224. nambina ( 13/07/2006 09:53)
mandrindra
ny ahy tsy sangisangy fa tena izy ka

manjary tsy mety lety raha hazavaina be lotra a,:wink:
225. mandrindra ( 13/07/2006 09:59)
ka efa hitan'i nambina izany ny fikabeako :wink::-D:-D
226. nambina ( 13/07/2006 10:38)
Izay indrindra manko... za ange no natao bodyguard ny ikala cutie e:-D:-D
Tandremo an:wink:
227. cutie ( 13/07/2006 11:47)
Mpandefa : nambina [ Valio ] 13-07-2006 15:38:16
Lohateny : Re : amour virtuel
Izay indrindra manko... za ange no natao bodyguard ny ikala cutie e
Tandremo an

roa zany nareo zao ny bodyguard a :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-07-2006 14:32:13
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, izayyyy ianao anie mbola mamy noho ny mamy e

in njay zany mamy zany :lol:
228. nambina ( 13/07/2006 11:52)
inona aloha ny dikan'izany mamy noho ny mamy e:oops:
hoe mamy noho ny tantely ve, sa mamy nohony siramamy sa ahona?
229. cutie ( 13/07/2006 11:56)
tsa haiko, anontanio i mandrindra:oops:
230. nambina ( 13/07/2006 12:06)
aiza i mandrindra o, mitady anao ny bodyguard, valio fa raha tsy izany hataoko kung-fu eo,hihihi
231. cutie ( 13/07/2006 14:35)
:-D^^
232. nambina ( 13/07/2006 20:52)
lasa nitsoka indray akia izy ry cutie a:lol:
233. cutie ( 14/07/2006 12:11)
njy koa, taitaitra, calme wa:-D
234. nambina ( 16/07/2006 16:01)
tsy taitra indy retsy ry cutie fa mahandry fona za e, mandalo mitsidika fona izaho io k:)
235. mandrindra ( 18/07/2006 09:08)
cutie, efa tsy hoe inn hoa no fanontanian tokony apetraka fa iza :-D:-D

nambina, ary ny bodyguard tsy curieux be loatra otran'io fa tsy mety an
236. cutie ( 18/07/2006 12:23)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-07-2006 14:08:45
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, efa tsy hoe inn hoa no fanontanian tokony apetraka fa iza
:-D:wink::*
237. nambina ( 18/07/2006 17:05)
mandrindra> ataovy fona izay maha-mety azy ao fa aza:oops: izany e
cutie> mahaiza mankafy ary fa avelako kely alou nareo mitsam fa sosotra i mandrindra raha mitsikilo fona aho, hihihi:wink:
238. cutie ( 18/07/2006 20:45)
ndana mitsy alou maka sisiny :-D
239. mandrindra ( 19/07/2006 08:31)
cutie, :*:* dia izay ilay mamy noho ny mamy hoy aho e
240. nambina ( 19/07/2006 09:24)
cutie> tsy aka sisiny akory aza fa hivoka any ivelany mihintssy k:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5437