Ny fanahin'ny olona

81. soanja ( 13/07/2006 18:21)
cutie:

soanja, de in zany :roll:


Tsy arako ny tiandry anontaniana.
Fa raha ny tiako resahina kosa dia tsara fanahy ny Afrikanina raha oharina amin'ny olona sasany avy amin'ny kontinanta hafa saingy izy le nanjakanjakana sy nabatibatiana ary nandevozina ity no tena nahavoa azy. Ka hatramin'izao dia mbola mitohy ny fahalavoana isan-karazany amin'ny endriny samihafa.
Asa na mba ahoana ny fihevitr'Andriamanitra ho an'ireo olona izay nandevozina rehetra ka tsy nanana ny mahaizy azy fa dia izay tian'ny tompony hanaovana azy ary betsaka no lasa nanaonao foana. Misy anjara lovan'ireo ve ny lanitra ary mba mahazo faisana ve ny nanandevo noho izany?
Ny baiboly mantsy dia anisan'ny nilaza ny fisian'ny andevo ary tsy hitako ao anaty baiboly ny miandry an'ireo olona nanadevo rehefa tonga ny andro fitsarana satria ireo izay nanandevo aza toa mahazo rariny.
Asa na misy afaka manome hevitra an'io?

82. prime ( 14/07/2006 10:03)
cutie> in njay ty masobe miakatsa ty???!!:-D
soanja> lohahevitra hafa mihitsy io ka tsy mety eto... nefa mety hahaliana tokoa!!!:)
83. cutie ( 14/07/2006 14:07)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 13-07-2006 23:21:58
Lohateny : Re : Ny fanahin'ny olona
Hoy i cutie:

soanja, de in zany



Tsy arako ny tiandry anontaniana.
Fa raha ny tiako resahina kosa dia tsara fanahy ny Afrikanina raha oharina amin'ny olona sasany avy amin'ny kontinanta hafa saingy izy le nanjakanjakana sy nabatibatiana ary nandevozina ity no tena nahavoa azy. Ka hatramin'izao dia mbola mitohy ny fahalavoana isan-karazany amin'ny endriny samihafa.

io le nanontaniako we in zany ka:P
84. cutie ( 14/07/2006 14:07)
Mpandefa : prime [ Valio ] 14-07-2006 15:03:56
Lohateny : Re : Ny fanahin'ny olona
cutie> in njay ty masobe miakatsa ty???!!

ka tsy mazava le any ambany fandriana koa:lol::roll::-D
85. soanja ( 14/07/2006 23:30)
Ny ahy ilay any ambany fandriana amiko dia hoe xxx sady miteny amiko hoe "avia Soanja hiaraka aminay nefa ny tenany tsy hitako eo. Ny fanahy amin'io mety any ankoatra."
86. cutie ( 15/07/2006 16:36)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602