Ny fanahin'ny olona

61. cutie ( 23/06/2006 18:57)
ny fanahy aza tsy hita, koa hizesta @fanahy nga :-D
mizesta a@ prime za:P
62. marozevo ( 27/06/2006 21:28)
Fa izaho angaha miteny hoe fanahy midika hoe Fanahy! Ny lazaiko dia hoe Fanahy - fanahy. Tsy signe de soustraction akory no tiako hambara tamin'io, fa te-hilaza fotsiny aho hoe misy ny F sy ny f.
63. prime ( 28/06/2006 06:11)
cutie> izaho anie raha vao izestevana dia saro-kenatra e!:oops:
marozevo> misaotra @ fanamarihana!!!:wink:
64. cutie ( 28/06/2006 14:11)
Mpandefa : prime [ Valio ] 28-06-2006 11:11:56
Lohateny : Re : Ny fanahin'ny olona
cutie> izaho anie raha vao izestevana dia saro-kenatra e!

:-D:-D:-D:-D:-D
65. marozevo ( 01/07/2006 22:43)
:/:arrow::twisted::evil::twisted::oops::}:-D^^
66. prime ( 05/07/2006 10:31)
Misy miteny @ fiteny tsy fantatra ato e!!!! mba ampio rey olona a!:-D:-D
Matahotra izay ry marozevo a!!!!:{
67. cutie ( 05/07/2006 12:24)
:-D
68. prime ( 06/07/2006 11:11)
cutie> ka hita fa saro-kenatra koh in... mampine ve izany???:-D
69. cutie ( 06/07/2006 12:17)
ie:-D
70. prime ( 06/07/2006 13:03)
mampanahelo zany koooh :( misitrika any ambany fandriana miafina foana lava izao...:-D
71. cutie ( 06/07/2006 17:59)
:-D:-D
nefa toi koa nihomehy
72. marozevo ( 07/07/2006 19:17)
Mbo kozy aho raha nanao an'io eh.... Za aza mba gaga.
Mivoaha tao ambany fandriana tao fa tsy hanaikitra io akory eh.
73. soanja ( 09/07/2006 19:47)
lapino:

Voalaza hono fa hoe misy fanahy ny olona. Mino izany daholo ny karazan'olona rehetra ity, hatrany amin'ny kely maso, mainty sy fotsy ary mena hoditra, na dia samy manana ny fandraisany azy aza.

Ny fanontaniako izany dia hoe:
- aiza ho aiza no misy azy, eo amin'ny lohalika ve sa eo amin'ny lamosina?
- boribory ve izany fanahy izany sa lavalava?

Raha tsy izany, misy afaka miteny sy manazava ve hoe tsy misy ny fanahy?


Manankolazaina momba an'ity aho fa aleo aloha haka aina fa mbola malahelo be hoe resy ny Frantsay.


74. prime ( 10/07/2006 08:25)
Soanja> Mionona dia mahereza fa ny reny malala anie tsy vao izao no resy e! efa hatr@ 1840 izy no nanomboka resy...:lol::-D
Cutie> Ilaina foana ny mitsiky sy mihomehy ts'inona kooohh!!! mahasalama!! na dia @ andro sarotra aza... any ambany fandriana ohatra!!!:-D
marozevo:
Mbo kozy aho raha nanao an'io eh.... Za aza mba gaga.
fa matoatoa izany no nanao an'io???!! :-w:-D:-D
75. soanja ( 10/07/2006 13:32)
Ny ahy anie ny tena itiavako ny France dia satria be Afrikanina no milalao ao e. Fa tsy hoe izy reny malala. Ohatra hoe mieritreritra aho fa Afrika mifaninana amin'ny vazah no hijerevako azy. Saingy ny Afrikanina mahantra dia tsy afaka mampiasa ny manan-talenta ao aminy. Dia lasan'olon-kafa ny raharaha.
76. cutie ( 10/07/2006 18:15)
Cutie> Ilaina foana ny mitsiky sy mihomehy ts'inona kooohh!!! mahasalama!! na dia @ andro sarotra aza... any ambany fandriana ohatra!!!

fa manin no any ambany fandriana :-D:-D:-D:-D
77. prime ( 12/07/2006 08:28)
soanja> marina ny lazainao, sady mampalahelo nefa indrisy, izay tokoa ny zava-misy... t@ mondial 2002 tsaroanao??? 1er match Sénégal#France (commentaires canard enchaîné la matinée niteny hoe : "la france aura des difficultés, espérons que les 'nègres' de France auraient assis ses supériorité par rapport aux 'nègres' de Sénégal..."):lol:
cutie> ka mandalo andro sarotra tsin' dia miafina any ambany fandriana koh...:-D

Lasa resaka hafa mihitsy ny ato an!!!:-w:-D:-D
78. cutie ( 12/07/2006 10:12)
cutie> ka mandalo andro sarotra tsin' dia miafina any ambany fandriana koh...
:roll::roll::roll::roll::roll:
79. soanja ( 13/07/2006 01:36)
Lasa fanahy mamisavisa mety ho zavabitan'i Afrikanina aho ato!:D:D
80. cutie ( 13/07/2006 11:45)
soanja, de in zany :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0953